miala any mialany ndray e

1. colar ( 21/02/2007 18:44)
mila akama mipetraka aty europa,ho ampirevena sy hiara hivazo,na lahy na vavy,ra la ampirevena py,ra vavy ampirevena glasy,week end ihany fa ny ankotrizay tsy afaka,mba te hampirevy fotsiny e,ho hita eo ny tohiny ra ohatra ka
novalian'i Stretch ny 23/02/2007 14:59
2. fasaly ( 21/02/2007 19:19)
:-D:-D:-D:-D
3. fasaly ( 21/02/2007 19:20)
:-D:-D:-D:-D ary izy bandy tia revy an! sy mampandrevy an!
4. Ralay ( 21/02/2007 20:13)
Rovina indray lesy io ry akama fa asiko hevitra kely :lol:
5. kelly13 ( 21/02/2007 20:46)
za hahahaha
6. fasaly ( 21/02/2007 20:52)
:-D:-D:-D:-D colar: injay ny anao fa nahazo kila raika zay enao:-D
7. fijo ( 21/02/2007 22:33)
milay izany ka
8. Fiffi ( 22/02/2007 09:32)
9. Stretch ( 22/02/2007 12:32)
milay mintsiny zany
fa misy sôvaly telo ve lony , sô de bex rainlita ^ndray ny am colar
:-P
10. colar ( 22/02/2007 21:43)
zay ho avy alo d milaza mialoha hiomanana tsara fa sao mamely tampoka an,ny bex sy ny py karazany bdb,fa tsy d zay rery ange ny milay e,mba milay ko ny mirozy kely,mivazo kely,mandihy kely,mody am zay avy eo,omena ny aza mandino fotsiny we nilay ny revy niaraka tam colar d zay,week end ihany wa an,ny ankotrizay ,hmmmm,ho hita eo,tsara ko alo ra tsy d atao malaza b ato le izy e,refa ho avy fotsiny d anoraty manokana za d zay,tsenaiko am train,eny defa manomboka ny vac,ataovy maivana ny entana fa aty miantsena fa mora aty,
11. Fiffi ( 22/02/2007 21:53)
hummm.....prograny zany an ! milay be kah ! :)
12. Stretch ( 23/02/2007 14:59)
ho avy zany e!
eo Sôrano ny fotôna !

adiny firy miala eo Domodosola ny any am nareo nefany eo manko zao ny mpifanolobodirindrina aminay .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1938