mba omeo renseignements @fécondition in vitro

1. sofah ( 21/02/2007 08:34)
misy afaka manome fanazavana ahy ve momba ny fécondation in vitro
2. sakaizakely ( 21/02/2007 08:58)
mandehana @ google dia taper-o @ moteur de recherche, mahazo valiny betsaka sady afapo ianao. resaka teknika sy siantifika be izany tsy vita laza eto. Dia mazotoa mamaky :wink:
3. kally ( 21/02/2007 10:16)
Ny fantatro aloha, dia mila finiavana sy fotoana malalaka be raha hanao FIV izany!raha io lafiny io no tianao ho fantatra.
4. lemenakely ( 21/02/2007 10:18)
mila angaha ianao afaka manome aho raha ilaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4164