araka ny toe-tenany vehivavy tsirairay io, ny ahy ny zanako voalohany anie dia mety izay koa no nampatahotra ahy dia manaraka tsara ilay precaution-ahy eh! tsy nanao hyper tension aloha aho, normal daholo fa dia ny fahatahorana koa angambany no betsaka koa, raha tena zohina 2 jours aho vao tena afaka nandeha nana-drindrina, ary nijanona teny aminy maternité nandritra ny 10 jours aho, hitako tena ela loatra le 10 koa!