cesariena

1. fanantenana2003 ( 19/02/2007 10:29)
tamin'izaho niteraka ny zanako dia natao cesariena aho satria tsy nety nivadika mihitsy izy jusqu'à hatraminy farany dia norefesina ny bassin dia hoe kely loatra fa tsy ho tafavoaka, efa nivonona an'izany aho saingy ny mampatahotra ahy aty aorina dia raha hiteraka fanindroana izany dia tsy maintsy ho cesariena foana koa sa par siege le zaza dia izay no tsy nahatafavoaka azy par voie base, raha misy nanana an'io olana io ianareo dia mba tantarao eh!
2. sakaizakely ( 19/02/2007 11:02)
tsy azoko : ny bassin kely sa ilay zaza position siège no nahatonga ilay césarienne ?

Tsy hoe rehefa siège ny voalohany dia ho siège daholo ny manaraka. Tsy ho voatery ho césarienne izany ny manaraka.

Manaraka, raha toa ny bassin-nao no kely dia tsy hisy zaza tafavoaka eo, raha tsy hoe tena kely balitaka izy. Nefa io indray dia refesina (manao radio du bassin) rehefa antomotra ny fiterahana handrefesana ny PC DBP + bassin jerena raha tafavoaka. Kely moa ny bassin miohatra ny périmètre crânien sy ny diamètre bipariétal n'ilay zaza dia mazava ho azy fa césa koa izay.

Techniquement, afaka manao césa 3 ny vhv iray. Izay no maximum conseillé raha ny aty Frantsa no jerena. Saingy mila elanelanana 2 taona @ ankapobeny ny vohoka mba hiverenan'ny utérus amin'ny laoniny, tsy ho fragile loatra na koa ho rovitra (rupture utérine).

Izaho dia an'isan'ilay kely bassin dia césa 2 izay no efa nataoko fa tsy mampaninona. T@ faharoa ny ampitson'iny ihany dia efa tafatsangana nandehandeha. Asa angamba lasa efa zatra. :P

Mahereza fa tsy olana izany na mbola ho césarienne fanindroany koa aza e !
3. fanantenana2003 ( 19/02/2007 11:31)
le zaza anky possition siége hein , nandritra ny grosesse, tsy nety nivadika mihitsy, dia natao ny radio bassin dia hoe tsy tafavoaka io fa tsy maintsy antao cesariena , fa kely ny bassin-nao, dia eo no mimpetraka ny fanontaniako hoe raha bevoka fanindroana izany dia tsy maintsy ho cesa, ny bassin kely no nahatonga ny cesa io satria normalement raha lehibeny bassin ko dia tafavoaka le zaza na dia par siege aza,izaho teraka 8 volana ary 3kg 380 le zaza, ka raha kely noho io izany le zaza dia mety ho tafavoaka ihany par la voie base, izaho te hiteraka naturel ihany koa tsy misy an'izao sy izao fa te ahita izany hoe reny nijaly niteraka izany aho, ohatran'ireo reny sy bebe niteraka ts'isy n'inona ireo, satria koa le fahaterahako dia accouchement programmé, tsy mba nahafatatra izany contraction izany akory aho, apres8 heure vao hitako le zanako, tsy afaka nanome sein azy teo no eo koa, ny tena mbola dans le vamp moa dia tsy hita akory ny tarehin'ila yzaza fa dia hoe io le zanakao, asa anky ry sakaizakely fa indry izany efa niteraka fanidrona dia mbola cesa, programmé daholo izany ireo 2 accouchemnt-dry ireo!
4. kelly13 ( 19/02/2007 11:48)
mba omeo fanazavana misy² tokou hoe ry fanantenana2003 sy sakaizakely @ io resaka cesarienne io svp! atao anesthésie générale v sa locale refa atao an'io fomba fiterahana io? d refa cesarienne v d tsy maintsy hoe lasa accouchement programmé le izy? d hafiriana vao levona ny zaitra ra fil résorbant no natao sinon marary v le alàna ny kofehy!!! dray dray dray, marokoditra b za mieritreritra ny fahangirifiriana kle
5. sakaizakely ( 19/02/2007 12:10)
samy hafa mitsy ry fanantenana ny grossesses ho an'ny vhv iray a ! Na 3 na 4 tsy ho ary hitovy daholo. Ilay izy siège izany no nahatonga anao natao césa mazava ho azy, satria ny diamètre n'ny siège lehibe noho ny diamètre BP. Ka raha ilay faritra lehibe no mivoaka mialoha dia normal tsy tafavoaka voie basse ilay izy.
Tsy ho voatery ho siège koa ny manaraka fa aza be ahiahy mialoha.
Izaho koa mba naniry hiteraka voie basse fa tsy anjara e ! Efa 6h tao @ salle de travail de tsy tafidina le zaza fa bloqué tao @ bassin (tsy natao radio de bassin ilay voalohany) dia efa hita fa tsy ampy oxygène intsony kalapeta dia izay vao décidé ny césa. Nampitomboina fotsiny ny dosy d'anesthésiant t@ péridural dia nahatsiaro tena tsara aho mandritry ny opération na somary rendremana kely aza farany.

Ny faha roa indray tena programmé 2 semaines avant terme, nefa teo ihany ny émotion nony nomena ahy ny zanako. Tena tsara ny prise en charge-ko t@ faharoa satria nihaino ahy tsara ny équipe médicale ary afaka nametraka ny fepetrako aho. Ny vadiko nanatrika ny opération sy nitazona ilay zaza mandrampiveriko dia nilamina tsara ny saiko. 2h fotsiny dia nisinda ny effet-n'ilay péri dia afaka nampinono avy hatrany. Nahafinaritra be ilay faha-2 e ! Nilamindamina tsara.

Ny manaraka izao dia mazava ho azy fa césa programmée koa. Mazoto ka !
6. sakaizakely ( 19/02/2007 13:45)
kelly13

Arakaraky ny motif médical ihany no mahatonga azy ho anesthésie générale, na péridural na rachi anesthésie sy ny hi-programmer-na azy. Ny dokotera mpampiteraka sy ny anésthésiste no mandray ny décision momba an\'io.
Mikasika ny agrafes sy ny fils indray dia esorina J+7/8 eo arakarakiny cicatrisation-nao ihany. Tsy marary fa désagréable aloha e ! Fa tsy maharitra ela, 5 mn fotsiny dia vita raha be
7. kelly13 ( 19/02/2007 14:48)
za mantsy ra miteraka manaraka eo d TSY MAINTSY césarienne. d ilay anesthésie generale v azo atao nefa on sait pertinemment hoe manjary matory kou le zazakely ao anaty kibo? enfin, je c pas, des fois mampitahotra izany! nefa misy mampitahotra noho ny par voie basse v!:wink:
8. Fiffi ( 19/02/2007 14:59)
http://www.aly-abbara.com/livre_gyn_obs/termes/cesarienne.html
9. fanantenana2003 ( 19/02/2007 14:59)
manana olana angaha i kelly13 no hanao cesa, izaho perso aloha dia tsy maniry mihitsy ny hanao cesa eh! hita mihitsy hoe tsy nnaturel le izy, misy mantsy ny olona mangataka hoe atao cesa, fampatorina ny vantana (perudural, na anesthesie general, na rachi anesthesie,...) miakina ny zavatra misy ihany no hanaovana ireo fomba fampatoriana ireo, izaho nahatsiaro tena ny ilany ambony hatreo aminy sein iny, fa rehefa vita teraka dia niodikodina be tao anatiny zavona tanteraka aho, zara raha hitako le zanako, enfin tsara ho an'ilay zaza ny cesa satria tsy nisy travail niasa taminy, fa hoe ho antsika vehivavy aty aorina no mety hisy fiantraikany angaha, hatreo aminy 3 cesa eo ihany voafetra izany ny zaza nateraka eh, ho an'ireo maniry be dia tsy mety raha 3 cesa no nihatra taminy!
10. fanantenana2003 ( 19/02/2007 15:04)
ny cesa dia tsy voatery accouchement programme, satria miakina ny vehivavy ihany izy io ry kelly13, matetika le vehivavy be tension, tsy mahatafavoaka zaza, sns dia voatery declencher-na ny cesa, fa ny programme dia le olona raka ny tenin'i sakaizakely hoe kely bassin, ... ny par siege dia miakina ny clinique na ny hopitaly handehanana ihany io, misy ny chirurgien tsy maka risque, ny ahy mantsy dia taminy voalohany dia hoe na par siege aza le zaza dia afaka miteraka ianao, fa rehefa natao n yradio de bassin dia programmé à l'avance ny accouchemetn-ko fa kelyny bassin, raha miteraka ny fani-droany aho izany dia mety ho possible ny cesa raha tena kely marina ny bassin na le zaza aza mi-presenter normal, fa dia ho hita eo rehefa ho teraka eh,
11. Fiffi ( 19/02/2007 15:04)
kelly13:
nefa on sait pertinemment hoe manjary matory kou le zazakely ao anaty kibo?
NON kelly an ! tsy matory le zaza kah ! tsy ela zay nisy vhv natao cesarienne fa izy no natory....t@ 8h45 no teraka de t@ 13h vao nifoha nefa le zaza vao nalana teo de nitomany ohatran'fiterahana normale hiany !


12. kelly13 ( 19/02/2007 15:14)
ah bon? neveriko fa hoe matory le zaza, zay no nolazaina ahy mantsy

fanantenana2003>eh oui, manana pb za d tsy maintsy cesa no hiterahako @ manaraka! za tsy question hoe kely ny bassin-ko (ny zanako 1° 4kg100 ny faharoa 3kg540 voie basse dol izy dahy) fa nisy pb kely t@ faharoa d tonga d nilaza ny radoko oe ny manaraka d tsy maintsy cesa!
13. Fiffi ( 19/02/2007 16:22)
kelly aahh .....vao t@ semaine lasa teo ange zany olona zany akia an ! ny zaza vao vita ny fanadiovana azy sady mitomany be ery de azonay nojerena sahady fa tsy natory izy an ! sois-en rassurée ! :)
14. xxx ( 20/02/2007 06:20)
Fanantenana2003> fa bevoka firy volana ianao? dia firy taona ilay voalohany?
15. kelly13 ( 22/02/2007 11:11)
fiffi>miciii ankia a!

d refa avy atao an'io v d tonga d maazo mikaly? sa misy regime special apres cesarienne?
16. xl ( 28/02/2007 09:39)
Raha réspécternao ny 03 ans tsy hiterahanao ny zanakao faharoa na fahatelo après opération césarienne dia mihena kokoa ny chance hanaovana césarienne anao,
fa na izany na tsy izany, tsy mahazo miteraka mihiatra ny telo intsony ianao, sady mety ho sur opération foana,
fa ny saina hamafisina dieny mialoha,
Mahereza
17. Fiffi ( 28/02/2007 09:50)
kelly13:

d refa avy atao an'io v d tonga d maazo mikaly? sa misy regime special apres cesarienne?
heu.....tsy misy regime zany akia an ! heu....comme toute anésthesie de mbola tsy tondé afaka misakafo aloha .....ohatra hoe vita iny t@ 9h ....ny 12h mbola tsy afaka misakafo fa voatery miandry kely ..ohatra hoe vers 15h any de omeny goûter aloha ...de ny hariva zay vao tena misakafo.


18. fanantenana2003 ( 28/02/2007 16:16)
zà natao cesa, fa afaka 1 journee vao nihina-kanina,bouillon no ohani-dry, dia zavatra malemilemy satria avy notatahana anie ny kibo eh, tsy operation kely izy io fa ny kibo no tataka, satria mbola maloiloy tsy te hinakanina mihitsy indry sady misy perf koa en plus, tsy haiko aloha ny hafa fa izaho dia plus 1 journee vao afaka nikaly, ny hoe 3 ans vao afaka miteraka, miakina ny cicatrice indray io, fa conseille aloha dia hoe apres 2 ans farafakeliny eh! marina mihitsy hoe voafetra ny zaza nateraka raha cesa daholo no natao3 fois pas plus, fa raha nisy niteraka plus mety cas exceptionnel
19. sakaizakely ( 01/03/2007 10:19)
Enay aloha aty tonga dia misakafo eo no ho eo e ! Sady za nahatsiaro noana tamin'ny faha 2 satria efa hatry ny alina no tsy nahazo nikaly fa efa prévu hoe maraina no hiditra bloc. Dia nikaly be mihintsy, tsy misy fadifady izany vao avy nivoaka ny salle de réveil. Nena zany t@ 1O ora no nanomboka ny opération dia vita t@ 11ora 1/2 dia nijanona adiny 2 tao @ salle de réveil. Izany hoe tany @ 2 ora tolakandro dia nikaly, na dia misy perf aza, fa toa perf de morphine fotsiny aza moa izy izay raha tsy diso aho.

Ny momba ny césarienne indray, raha efa natao césa ind2 ianao, dia tsy maintsy césa koa ny faha-3, satria efa fragile ny utérus ka tsy hahatanty contractions be intsony. Toa karazana précautions io aty fa izay mantsy no nolazain'ilay gynéco ahy. Tsy ny elanelantaonan'ny niterahana no mitondra azy.

Ny zanako roa voalohany 18 volana no elanelany, fa tsy nisy complications nefa césa koa ilay 1°.
20. fanantenana2003 ( 01/03/2007 14:23)
zaho aloha dia cas à part izany satria nisy perf aho nandritra ny plus de 24 heures, ary tsy nihina-kanina mihitsy fa bouillon no nohaniko, sady amin'izay ny sonde urinaire maintenu nandritra ny 24 h,tsy afaka mihetsiketsika mihitsy, sao dia mi-provoquer hyper tension, circulation de sang, ny mandoha zany eh, fa dia mila mitandrina tsara eh! nefa koa miankina ny vehivavy tsirairay io ny toe-batany sy ny fahasalamny no tiako tenenina an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083