mbolasoa : manamafy ny voalazan'i booboo eo ambony aho an : ny mpivady izay efa nakamban'Atra dia efa iray , saingy ra-olombelona no manasaraka noho ny safidiny . Ny ho avinao sy ny zanakao atao vain-dohan-draharaha sy hampitraka anao hatrany hiatrika ny fiainana tsy miaraka @ io rain-janakao io . Ary dia mangataka @ Atra Tompo mandrakariva mba ho vehivavy "digne" (mendrika ) hatrany na ara-tsaina na ara-batàna na ara-panahy.
Dia courage foana an!:-*:-*:-*:-*:-*
Ny faniriako zao dia ny hialanay mianaka aingana eo @ tanananay satria samy eo zahay, maniry ny hiaina any andafin'ny riaka mba hiary mafy araka izay tratrako ho anjanako, sahirana mafy manko za eto, karama kely isam-bolana. saingy atramin'izao aloha dia tsy hitako miintsy oe aôna no fomba ahatantaraka izany, tsy d tiako lôtra manko lé resaka oe mitady vady na ... aleoko resaka tena madio sy honnete mba tsy ahavoafitaka anay mianaka indray