Ady
1. mbolasoa
(
18/02/2007 13:07)
Atramin'izao aho dia mbola miady @ fanekena ny fisarahako t@ vadiko, mila tsy ho zakako nefa tsy maintsy ekeko satria fantatro fa olonkafa no tiany fa tsy za, mijaly b ny fo indrindra fa rehefa avy mifanena aminy miaraka @ lé olont-tiany, tsy jereny akory manko na ny zanany aza. erin-taona izao no nisarahana, toroy hevitra
novalian'i mbolasoa ny 11/03/2007 12:23
2. tywa68
(
18/02/2007 13:11)
aza kivy mbolasoa a ! mitrakà sao manjary tsy hahita an'ilay olona atao solony raha miondrika loatra e !
Tsy ho afaka ny tsy horainjanakao izy, fa aza mampiseho hoe very be fa nilaozany ! misy olona mendrika anao any fa aza manahy !
Tsy ho afaka ny tsy horainjanakao izy, fa aza mampiseho hoe very be fa nilaozany ! misy olona mendrika anao any fa aza manahy !
3. Salut
(
18/02/2007 13:49)
Ny zavatra tsara aloha dia ianao tsy mba mankahala azy. Tsara raha tohizinao toy izany foana. Mankarary ny mankahala ka avelao izy no tsy hitia anao sy ny zanakareo, fa ny fiainanao tsy misy azy intsony no atreho, ilay zanakao no jereo, dia ho manga ny lanitra e. Tsy hoe nilazaona akory dia hoe RATSY, fa fantaro fa ny akanga natakalo ny akoho taman-trano anie ka tsara soratra fotsiny e, fa sady ratsy feo no mafy taolana no tsy matsiro hena e. Ny tiako lazaina dia hoe: manana izay hatsarana ao aminao ianao ka aza kivy raha olona iray no varimbariana loatra, na nanjary jamba ka tsy nahita izany intsony. MAHEREZA E
4. Fiffi
(
18/02/2007 14:28)
mbolasoa:heu....tsy maintsy ekenao ? iza no manery anao hanao an'zany ? enao hiany.....nefa hoy zah hoe:
mila tsy ho zakako nefa tsy maintsy ekeko satria fantatro fa olonkafa no tiany fa tsy za, mijaly b ny fo indrindra fa rehefa avy mifanena aminy miaraka @ lé olont-tiany, tsy jereny akory manko na ny zanany aza.
-Raha zah no eo @ toeranao de tsy hanaiky le fisarahana zah ....divorce io ? satria izy no rain-janako....
-Manarak'zany ...nahita akanga tsara soratra izy...zany nga moa midika hoe hijanona mandrakizay @ io izy ? Fantany tsara zao fa rain-janakao izy ary vadinao....
Heritrereto kely ange ohatra hoe "lany le tsiron'le akanga io eh ! satria mahafantatra io olona io fa manambady enao ary manan-janaka.....mety io olona io mihintsy no hiala aminy satria enao tsy MANAIKY le fisarahana.....(divorce no tiako lazaina eto an )
Marina fa mampijaly ny fonao ny fahitana an'zareo miaraka fa: raha tena vonona ny hisaraka enao de mitadiava koh hisolo azy ...na izany aza de MAHEREZA !
5. Ralay
(
18/02/2007 16:36)
Raha azoko tsara dia efa vita divorce inareo, raha izany dia ovaony fonao ary mitadiava olonkafa fa hahita ny olontina sy tia anao foana ianao.Ny zanankareo dia zanany foana na izany aza fa olona tia ny zanakao hiarahana. Hiova foana ny fonao ela ny ela.
Mahereza fa zany no lalan'ny fiainana na dia tsy ekenao aza.
Mahereza fa zany no lalan'ny fiainana na dia tsy ekenao aza.
6. linjo
(
19/02/2007 06:08)
Zaza fito tsy mahafehy trano ry mbolasoa, ary hoy ny soratra masina hoe "ankehitriny ireto telo ireto no mitoetra : Finoana, Fanantenana, Fitiavana, fa ny Fitiavana no lehibe indrindra. Rehefa tsy ao ilay fahatelo, dia aleo mikarakara beauté sy ny zaza, dia la vie recommence.
7. ravatorano
(
19/02/2007 06:55)
ka raha efa vita ny divorce defa zay zany fa ny mampiono tena sisa
raha tsy vita moa izy zany efa dila ka na tsy hanaiky aza ianao ea niova lasy ny vorona ka aleo mikarakara tena houzy ilay ranamana eo ambony eo io sa ahaona ra linjo !
ny zanany v tsy ho karakarainy e
he zany izy hoe zanany sa enao no tsy mamela azy hikarakara ny zanany
na izany aza dia mahereza hatrany ,mitrkà fa tsy iny irery akory no jajika amin'ny fiainana e !

8. fasaly
(
19/02/2007 07:13)
raha iray no lasa folo no miditra , aza atao mahakivy, fomban'ny fiainana io, vody sobika aza mana-tandrify , zé mampety ny fiananao sisa atao sy hampatsara tarehy anao fa hahita oul zé tandrify anao foana e! aza asina nenina fa hahita oul tsara lavitra noho izy sy oul hanaja lavitra anao enao dia bonne chance , courage!:-*
ny fahatsiarovana iny sarotra fafàna vetivety fa une fois enao mahita oul tia anao sy ho tinao dia hadino toy ny tsy nisy izy fa aza kivy.....
ny fahatsiarovana iny sarotra fafàna vetivety fa une fois enao mahita oul tia anao sy ho tinao dia hadino toy ny tsy nisy izy fa aza kivy.....
9. njarahy
(
19/02/2007 11:23)
voatery anefa ianao hanaiky, ka hatomboy dieny izao izany, mba tsy isian'ny fankahalana azy.
Rain janakao izy, ka ezao tsy hanaratsy mihitsy.
io zanako io jerena, sao dia jamba ny fahoariana ianao ka izy indray no hijaly, afaka fotoana fohy, fa sady efa tsy hanilan dray, no mbola tsy ho voajerin'ny reniny...
mahereza fa ny fisarahany taminao, tsy midika velively fa ratsy ianao.
mitohy ny fiainana fa tsy mijanona akory. ny tany miodina foana, ka "misikina, miràna endrika. ka aza hodiana re akory, izay fanetoky ny fery ao anatinao ry foko. Fero aza ny fisento tsy hipololotra intsony. ka ny masonao mijery, menamena dranomaso, atanjao tsy ho rendrika..." nindrana io tononkalon'i Rado io aho atolotro anao....

10. mirana5
(
19/02/2007 12:32)
Mahereza miatrika an'izany fa ny ho avin'ny zanakao no tsinjovy lalandava manomboka'izao, tsy ho hilaozan'ny tsy ho zanay reo, ary ALEO HO AHY NY FAMALIANA HOY ANDRIAMANITRA, fa ianao kosa dia aiza milavo lefona mihitsy ny tiako lazaina @ zany dia avadio ny pejy , karakarao an tsakany sy andavany ny zanakao ary indrindra indrindra ny tenanao, mahaiza ijoro mahakanjo tsara, manaova metimety isan'andro isan'andro satria na ny rafivavinao aza dia tsy maintsy hitsikera anao , ka anjaranao no tsy maramorainy ka hitanondrika, hihomehezany fotsiny!
Mbola ho avy lay maraina ho Anao MATOKISA MAHEREZA!!
Mbola ho avy lay maraina ho Anao MATOKISA MAHEREZA!!
11. nathie86
(
19/02/2007 14:45)
ra za ny eo @toeranao de manaiky tsara ny fisarahana aho, aleo izy ande any e. Na mananjanaka aza ianareo tsy ny zanaka no manavotra ny fanambadiana tsia. Manana droit ho sambatra koa enao, tsy anjara ny anareo zany kory tsy midika fa tsy aita ny anjaranao enao, ny olona reetra de tsy maintsy manana ny anjarany avokoa ra mitady izy, ra tsy te hitady tsony anefa tsy koi, tezaio tsara ny ankizy de ataovy G atafita azy ireo. Na de tsy miraraha azy ireo ary ny rainy tsy maintsy kosa izy manampy anao satria manana adidy ko izy. Mino aho fa tsy maintsy anenina io vadinao io. Courage fôna
14. sitlo
(
21/02/2007 23:20)
cf nathie86 amin'ilay hoe "tezaio tsara ny ankizy de ataovy iazay ahatafita azy ireo"
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x1874m_vaiavy-chila-baban-ny-zanako
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x1874m_vaiavy-chila-baban-ny-zanako
15. xxx
(
27/02/2007 13:07)
olona efa tsy nahefa tsy andaniana lera, signé babaique.
aza miasa loha am olona efa lasa izany fa ny hoavy akia atrehana a, lany fotoana eo ndry satria ny azy ny fiainany efa novainy... marina fa tsy mora ny
manadino fa fiainana le izy de mila ezaka maro:
-manadino zay nande
-manova saina sy fo
-miezaka ny hitraka fona
dia mahereza annn

16. mbolasoa
(
05/03/2007 19:58)
slt daôly, merci fa tena tsy nampoiziko oe zany le ato @ serasera, mbola tsy nahazo conseils mahafapo ôtran'zany za depuis. za ko mo tsy dé mitaraina @olona lôtra satria peure de me faire ridiculiser. efa maivamaivana saady za mamaky ny réponses nareo, za lo zao efa mba sitrasitrana e, t@ st valentin iny za zao no tena nalaelo b farany, d zao efa miezaka manodina saina za refa sendra lasalasa iny ny vinany.
té anao divorce za nefa ôtran'y mataotra ny hifanatrika aminy. je n'en serai pas capable pour l'instant. za zao efa mba manao manjamanja fa ny olana kely d j'ai pris du poid dépuis, efa manao régime ihany fa tsy mety,omeo hevitra, talo za 54 kg pour 1.65 cm zao lasa 62 kg. ôtran'ny aôna no tena bika na fiakanjon'ny vehivavy mahasarika aingana ny lehilahy ? Tsoriko aloha fa za tena ôtran'y lasa bloquée mintsy nandritra zay un an zay e! mbola ahay hitia ihany ve ny foko d olona ôtran'iza no ahasarika ahy satria tô misy ihany ny mikôty fa tssss... Misaotra ry zareo a, tena fanampiana b ho ahy mihintsy ny valiteninareo(l)

17. sitlo
(
06/03/2007 15:00)
aza dia sahirana mampitovy olona loatra fa misy lafi-tsarany sy lafi-ratsiny daholo ny olona rehetra.
Dia tsarovy tsara lalandava koa ny zanakao (ataovy premiere importance mihitsy).
Resaka regime, tandremo fa raha tsy misakafo ny olona zatra nisakafo dia malina ny vatany dia izay miditra dia tsy avoakany mihitsy. Dia vao maika matavy.

18. lamie
(
06/03/2007 19:55)
mbolasoa a!aleo tsy manana toy izay manan-dratsy,tsy mendrika ny atao hoe ray amandreny akory ny anao,aza mitomany, hatrakao hatrany ny loha fa zay maharitra vadin'andriana!raiso ny adidinao dia mahereza hatrany!ny Tompo hitahy anao sy ny zanakao mandrakariva
19. mbolasoa
(
08/03/2007 21:21)
valable pour tous ve lé oe zé nakamban'Andriamanitra tsy voasarak'olombelona ? sa misy exception. Tena nino mafy manko aho t@ izany fotoana izany fa izy ilay anjara nomen'andriamanitra ahy. Raha nampoiziko mantsy fa ...
20. booboo
(
09/03/2007 13:15)
"Izay nakamban'Atra aoka tsy ho saharin'olombelona" no izy fa tsy izany.
Ilay olombelona midika kokoa ny toetra/fihetsika/fiteny sns, ouz ilay zokibe pasitera izay, fa tsy hoe i anona na i anona akory.
Toetra/fihetsika/fiteny sns manalavitra ilay couple @ Atra ...
Ilay olombelona midika kokoa ny toetra/fihetsika/fiteny sns, ouz ilay zokibe pasitera izay, fa tsy hoe i anona na i anona akory.
Toetra/fihetsika/fiteny sns manalavitra ilay couple @ Atra ...