rehefa tim na ex tim dia izao fona
44. melody
(
24/02/2007 15:23)
amiko aloha elabe mitsiny, ka ny saiko ange toy ny any trondro e, tsy misy miditra mihintsy ny info fa mandalo d lasa daholo:-D:-D
46. ari.malala
(
26/02/2007 08:02)
faly zany zao bazyl fa tratra le ex tim?:-D:-D:-D:-Dmanihiza kely jerena e
