rehefa tim na ex tim dia izao fona

21. lapino ( 20/02/2007 10:49)
Fa ngaha tsy Tanora an'Imamo Milalao ilay "tim" lazain'i bazylou amin'ilay hoe: "rehefa tim na ex tim dia izao fona" e? :roll::roll:
22. melody ( 20/02/2007 13:26)
fiffi: hay ve, very indray zà, anarana tanana ve ilay Imamo io, di aiza2 no misy an'io toerana io hono aloha e?:)

xxx: tsy misy tezitra izany ny eto e, izay tsy matanty sangy2 d miala, sa ahôna?:-P
23. ratonga ( 20/02/2007 13:32)
arivonimamo ry mélody vé dé tsy ain'i toi an!!!:-D:-D:-D sô dé mbà mody fann na mody mamo ary:-w=))=))=))
24. Fiffi ( 20/02/2007 15:47)
rayonga kosa eh ! heu....io aza tsy aiko akory hoe arivonimamo no dikany koh ! :roll:
25. Fiffi ( 20/02/2007 15:48)
ratonga fa diso :oops:
26. ratonga ( 20/02/2007 17:13)
:-D:-D:-Dto yongana eto ah ny farany ry fiffi:lol:..mbà vazivazy ré ny ah é!!!:-D:-D:-D
27. Fiffi ( 20/02/2007 17:48)
:-D:-D:-D:-*:-*:-*
28. melody ( 20/02/2007 18:47)
ratonga: aza mamely akaiky hoa an:evil: :-*zà mbola tsy tany arivonimamo izany satria be mamo bdb any hono:wink:
29. ratonga ( 20/02/2007 22:18)
:-D:-D:-D
30. Fiffi ( 20/02/2007 22:33)
:-D:-D
31. xxx ( 21/02/2007 07:47)
Tim = Tanoran'Imamo Milalao ka tsy resaka fisotroana fotsiny ve zany e! zany ve hisy baolina vanina :-D:-D:-D:-D ary rabazy zany nge efa feno fankahalana ny Tim mitsy e! sa nareo ve tsy mahazo tsara ilay teny Faratsay , nefa nareo tô hoe any Rossia mianatra , tsy mandany vola fotsiny ve zany no alehanareo any e ! raha izaho ianareo mody miompy omby any tanana mandany vola fotsiny any :°)
32. melody ( 21/02/2007 08:30)
ratonga, fiffi: inona indray ity :-D-nareo ity, kay ve ekipana mpilalao bôl ilay izy e, nareo kou tena tsy mba nampilaza rangà kle:lol::lol:
33. Fiffi ( 21/02/2007 12:02)
melody: ka zah koa aza ange akia tsy nahafantatra an'io eh ! :-D:-D:-D
34. melody ( 21/02/2007 12:57)
fiffi:hoooooooooray, ts'izà irery izany an, tsy maninona akia:-*:-*
35. Fiffi ( 21/02/2007 14:57)
melody: andao akia hiaraka hianatra an ! :-D:-D:-D :-*:-*:-*:-*
36. melody ( 21/02/2007 15:43)
ndao ary e!inona no hianarantsika roa 1, ny hijery any tim sa ny ho 'mamo'?:-D:-D:-D
37. Fiffi ( 22/02/2007 07:19)
ndao akia handramana daholo an ! :-D:-D:-D:-D
38. Ralay ( 22/02/2007 07:44)
Fa angaha tsy deposé moa io anarana TIM io sa tsy misy an'izany moa any dago? :lol:
39. Fiffi ( 22/02/2007 09:44)
marque déposée ve ?
40. melody ( 22/02/2007 18:42)
ralay: d tsy haiko mintsiny:)

fiffi: eny hoa e, ilay mamo aloha mora henarana f'ilay hijery any tim no nety ho sarotsarotra ihany satria mila patience b klé:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3632