bonannif vale sy Bobette

41. fasaly ( 16/02/2007 20:26)
ratonga:

fasaly: ny an-toi mbôla lavitra bé knou, mbôla rôvina vô été:lol:any dago tsika mankalaza azy miaraka@ tekno eny sônerana:-D:-D:-D


kouayyy ho tanteraka ihany zany lay fantamse eo am fenoganana sy ny lakolosy:-P:-D:-D:-D:-D efa htondra kifafa aho hatao barre fandihizana an!

tsss mbola ho ela marina :?



vale: bonnanif foana e! manaova fety manja be fa nahavoa doulbe be njy zany st valentin miaraka am annif tena an!!


42. kelly13 ( 16/02/2007 20:47)
ry fasaly kou heveriko fa hoe hanomana kifafa hotengenana (pams) hahahahaha
43. fasaly ( 16/02/2007 20:49)
kelly: resakay tarokatra am dinika tarokatra lay kifafa handihizana vao maraina kan! fa tsy misy pams zany:-D:-D:-D
44. kelly13 ( 16/02/2007 20:51)
za v nahalala!!! za kou mbola dôzy! lollll mba hanao compte rrendu zany resaka kifafa zany ndray oe za (ra vao tonga le kelly13 io d hors sizé fôna :°)
45. fasaly ( 16/02/2007 20:55)
ary vina ny versera n'i kelly klou fa sao hoe kely de tsy hitan'i oul:?;-):-D:-D:-D
46. fasaly ( 16/02/2007 20:56)
kelly: tsy aoro sizé kan!:-D:-D:-Djuste manakobambava fotsiny de lasa ndray zao wawawawa!:°)
47. kelly13 ( 16/02/2007 20:57)
mbola ho ela d ho ela tokou, afaka 10 volana hihihihi, fa tsy tin toi fa na kely aza d ataoko mipôpôka b le annif hihihi!
48. fasaly ( 16/02/2007 21:45)
:°) tongava soa e ! ho bal popilera be eto zany jusk'à lôby.....kalou ho tsokoloviko izany daty izany:-P:-D:-D:-D
49. cutie ( 17/02/2007 01:22)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 16-02-2007 18:13:35
Lohateny : Re : bonannif vale sy Bobette
cutie: mbôla hihofana any @ dadarabé zany

tsy mila miofana fa tsy belazao le ao e :-D:-D:-D
50. Fiffi ( 17/02/2007 09:08)
fasaly: humm....inona indray zany jusk'à lôby zany ? misy revy indray nge any ho any ? :-D:-D:-D
51. fasaly ( 17/02/2007 09:56)
fiffi: rehefa annif n'i kelly 13 hono aky de ankalazaina be eto an! hihihihde ozy zà hoe ataotsika jusk'à lôby eto zany kou!
52. kelly13 ( 17/02/2007 11:16)
hé hé hé , d hitanjy v klouny ry fasaly le notsokolivinjy e? hihhihihi!!! tonga ry fiffi d efa miomana njy fa ds 10 mois eto bal popilera sy bal maské a, hihihiih
53. Fiffi ( 17/02/2007 16:09)
10 volana....
54. sakaizakely ( 17/02/2007 17:00)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img243.imageshack.us/img243/3363/annivsm0.gif[/IMG][/URL] Vale

Miala tsiny fa izao vao hitako ity.

Nanao fety be sy gato ngodabe ve ?

Dia [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img264.imageshack.us/img264/1001/bonnefetecz5.gif[/IMG][/URL] daholo izay tompon'aniversera rehetra o !
55. fasaly ( 17/02/2007 18:21)
kelly: hitako kan! tena folo volana marina:°) raha izaho no bevohoka amzao efa teraka aho alohan'ny fahatongavan'ny annif njy;-):-D:-D:-D
56. vale ( 18/02/2007 15:20)
sakaizakely:

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img243.imageshack.us/img243/3363/annivsm0.gif[/IMG][/URL] Vale

Miala tsiny fa izao vao hitako ity.

Nanao fety be sy gato ngodabe ve ?

Dia [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img264.imageshack.us/img264/1001/bonnefetecz5.gif[/IMG][/URL] daholo izay tompon'aniversera rehetra o !
(l)(l)(l)ountsooooooooo, saotra akia sakaizakely a! mafatifaty kely, vaut mieux tard que jms hono,...@ manaraka kosa ndry mba aty akaikiko de hanaovandry an'le gateaux spécialité andry iny zah an:wink::D...saotra aky ah(l)(l)(l):-*:-*:-*:-*:-*


57. sakaizakely ( 19/02/2007 10:38)
:-* Vale

siora zany rehefa mifankahita isika e ! Dia tsy maintsy laniandry eo imasoko tsy asiana ambiny na dia motomotony kely fotsiny aza an :-D :-D
58. vale ( 19/02/2007 14:48)
ihihihihihihih:wink:
59. sitlo ( 21/02/2007 16:38)
:-* vale fa le bobette tsy fantatra fa presenteo kely.
60. Fiffi ( 21/02/2007 16:57)
inyeny sitlo ô ! :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1689