bonannif vale sy Bobette

21. karinah ( 16/02/2007 12:31)
ratonga: :-wsaotra an'i.....Fiffi aza eeee,hihihihihi...:wink:
22. andry08 ( 16/02/2007 13:22)
karinah! bon annifff!
23. vale ( 16/02/2007 15:47)
andry08:

karinah! bon annifff!
misaotra aky ry Andry a:wink:.. (vakio ery ambony2 kely ery an,ihihihi:wink::-*:-*:-*)


24. kelly13 ( 16/02/2007 15:49)
za vao saika hanontany oe iza mou i karinah??? hihihi!!! bisous ankia aaaa
25. fasaly ( 16/02/2007 16:54)
kelly13: biz njy tena elabe kou tsy hita na! niheveriko fa niaraka niafina tam sitlo:-P

iza aky lay karinah?? ivale ihany angahaz????:wink:
tsisy fisaorana aky vale fa mihinana gatô tsuka refa miaona an!
26. cutie ( 16/02/2007 17:05)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 16-02-2007 09:37:10
Lohateny : Re : bonannif vale sy Bobette
Fiffi:i cutie no mampi àh kà

tandremo fotsiny wa adino le izy :-D
27. kelly13 ( 16/02/2007 17:05)
fasaly>hihihi!! za saika maty kou, i sitlo lasa nitady pieuvre ngamba hakany encre kisss kou njy
28. ratonga ( 16/02/2007 17:13)
cutie: mbôla hihofana any @ dadarabé zany:-D:-D:-D
29. Fiffi ( 16/02/2007 17:15)
ratonga:
I Fiffi no tena isaorana fa izy ngé no mpamatsy anireny é! zàh mpindrana fotriny:lol::-D:-D
ratonga: de mba niera ve aloha ndry ? :-D:-D:-D laingako zany an ! sao de tezitra eo an ! :):-*:-*:-* fa milay kah ! :)


30. ratonga ( 16/02/2007 17:35)
Fiffi: ôka mou é!!:lol:ao fa @ manaraka andéfasana démandy ofisialy mitsy zany é!!!:-D:-D:-D
31. fasaly ( 16/02/2007 18:50)
ratonga: vivement non annif hitako eo raha ankalazain'i toi kou ny ahy:?:P;-):-D:-D:-D:-D
32. fasaly ( 16/02/2007 18:50)
mon annif io fa tsy non annif sao mivadika tampoka eo ny resaka :?
33. vale ( 16/02/2007 18:53)
hihihihihi...ratonga: pangala-tahaka annnnnn:-P hihihihihi:wink:

fasaly: ieeee:P:-*
Kelly13::lol: ndry koa kay le ts pamaky hatrany @ volohany aaan:-D:-D:-D...zah koa ndray2 manao an'ireny dia mitsaingoka ndray2 fa ts mahazo lay resaka:lol::P
34. vale ( 16/02/2007 18:58)
fasaly a: ts dia ampesaiko ato @ dinika io...fa any @ hafatra ...etc... ihany :°):wink:
35. ratonga ( 16/02/2007 19:01)
fasaly: ny an-toi mbôla lavitra bé knou, mbôla rôvina vô été:lol:any dago tsika mankalaza azy miaraka@ tekno eny sônerana:-D:-D:-D
36. vale ( 16/02/2007 19:04)
fasaly:

kelly13: biz njy tena elabe kou tsy hita na! niheveriko fa niaraka niafina tam sitlo:-P

iza aky lay karinah?? ivale ihany angahaz????:wink:
tsisy fisaorana aky vale fa mihinana gatô tsuka refa miaona an!
fasaly: ie ky a:-*, dia hiaraka handidy sy hiaraka-mihinana izany?:wink: hi!hi!hi...ny gatô tsy azo atao mattika an !.. tanjemo fa njy efa hitako miha-pisopiso izao:°):wink::P:-*


37. mbaliana ( 16/02/2007 19:39)
bon anniff vale sy bobette zany koa :-*:-*
38. Annie75 ( 16/02/2007 19:51)
Soa ihany aho rankizy fa nandalo fa saika afa-baraka an'i vale.
Dia bon anniversaire ka vale sy ireo izay mankahalaza ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany anio. Dia mirary soa hatrany e!
39. Fiffi ( 16/02/2007 19:52)
ratonga:
Fiffi: ôka mou é!!:lol:ao fa @ manaraka andéfasana démandy ofisialy mitsy zany é!!!:-D:-D:-D
ratonga koooo ouu ..efa hoe vazi2 io an ! :) :-*:-*:-*


40. vale ( 16/02/2007 20:14)
Annie75:

Soa ihany aho rankizy fa nandalo fa saika afa-baraka an'i vale.
Dia bon anniversaire ka vale sy ireo izay mankahalaza ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany anio. Dia mirary soa hatrany e!
Annie::wink: saotra "kiah" nandalo a!:lol::-P:wink:...saotra aky annn!!.., sady mamy be le bizooooroka(l):-*:-*:-*


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1163