Mba mitady vahaolana aram-pitiavana maika be
21. tisera
(
19/02/2007 19:02)
efa nisaraka t@ ilay viavy ampela lasa ratsy toetra angamba eddy izay é! raha tsy mbola vita ny "adieu" dia eritrereto dieny mbola tsy mivady fa sao vao mainka miha-grave eo an!!!!
22. HESHA
(
20/02/2007 11:25)
gravy ndray ty film androany ty kle, saika tsy hitako
23. Fiffi
(
20/02/2007 15:54)
tsy nita intsony eddy.....
24. colar
(
21/02/2007 19:14)
sao d namono tena fa lasa ny sipany,aza itako
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0719