Mba mitady vahaolana aram-pitiavana maika be
1. eddy202
(
15/02/2007 12:40)
Miarahaba anareo rehetra!
Zaho dia manana olana aram-pitavana : misy vehivavy miaraka amiko efa niaraka 3 taona zahay , efa mifakafatatra , tsy avy eto moa ny fihaviany fa avy lavitra ivelany tananarivo , avy any @ faritany , niasa tany za ary no nifakahita. Nahafarako ho aty amiko ary izy efa 1 volana izay ary tonga , nitadiavako asa izy ary niasa , nivadika nefa ny tantara fa dia niova be izy , hariva vao mody , mamaly be ahy izy ary tena izy indray no mikasika tanana satria tadiaviny hamono azy aho ary hitory izy raha vao hikasika tanana azy aho , entiko mivavaka izy lazainy fa hoe fady mivavaka hoe ry zareo , tena mamoaka teny tsy fiteny rehetra io izy ,
Izy moa dia niteny fa nifakahita @ namany avy any faritany hoe ka io no manadala azy , ary dia mahasahy miatso azy aminy tél ao antrano ilay lehilahy io, nanabitamby azy moa zaho aloha nefa dia lazainy fa hoe za ngeh velona na tsy velominao aza e! Vaky ny saiko , maizina ny lalako , tsy hitako izay hataoko !
Izy moa dia milaza miasa fona na tsy miasa aza, alefako handeha any @ faritany misy azy izy nefa tsy mety fa @ farany volana hoe fa hifindra trano hafa izy , any amin'io lehl io zany :
-halefako ve izy nefa ny ray aman-ndreniny tsy mahay afa-tsy zaho satria hainy fa zaho no nanafatra azy ,ilay vhv nefa dia miatso any aminy raiamandreniny fona hatr@ nisiany olanay ary dia tsy haiko izay lazainy any , matahotra matsy aho fa sao misy mahazo azy any dia sao mbola izaho no ifotorany ny olana
-Inona no tokony hataoko aminy, mitady anilay olona io zaho haka anile vehivavy ao antranonay sy miresaka mazava tsara izay vao alefako izy
Izay fa dia miandry ny valinteninareo e, misaotra mialoha amin'izay hamaly

novalian'i colar ny 21/02/2007 19:14
2. Fiffi
(
15/02/2007 12:51)
heu...raha zah no eo @ toeranao de zao no hataoko:
-Hatsohiko ny RAD-ny aloha de azavaiko azy tsara ny fandehan-javatra rehetra...
-Hiresahako le sipa fa aleo misarka ka hiantso ny RAD-ny ary hanazava fa hanadio tanana fa hisaraka ka tsy tompon-andraikitra zay zavatra mety ahazo azy na zay zavatra hataony any !
-Maninona koh moa raha miantso ny RAD-ny enao eo imasony ? @ zay mazava tsara ny resaka...
-Aleo misaraka dien'mbola tsy misy maratra ....
-Raha te-handeha izy de aleo andeha any fa aza tazomina akory.....
-Olon-dehibe io vhv io fa tsy misy tokony hatahoranao ...fa aleo hiany mailo satria toa maranitra hiany sady fetsy le sipa.....
-Tandremo fotsiny sao de azon'ny fahakam-panahy ka hikasin-tanana azy satria zay enao vao tena azony !
Mahereza hatrany !

3. fasaly
(
15/02/2007 14:24)
eddy202:adaboy avy hatrany fa inona koa no hatao hankarary saina amin'izany vehivavy efa tsy manome valeur nao izany....
ny soa nataona taminy aza hanenenana fa atovy otran'ny nanao soa oul ihany ireny..
miovà filamatra fa betsaka ny olona azo tiavina sy mety hanome valeur anao kokoa sy ho tia anao e!
efa hita hoe tsy mety sy miha ratsy dia aza forcéna ho hety korazy e!

4. Fiffi
(
15/02/2007 15:22)
tonga basta akia eddy202 an ! sao de ahitana angano eo zany sipa tsy halehany zany klé !
5. Mitah
(
15/02/2007 15:34)
Mahereza Eddy! Ataovy izay hihaonana @ RAD haingana hanazavana ny zavatra rehetra. Sao dia bevohoka any ananona any izy dia ianao no ataony hamelona ny zanany.Mangataha tso-drano @ RAD fa tsy ianao no niala dia mifindra trano ka aza atao hitany intsony.Soa ihany fa fantatrao dieny izao.
7. psiky
(
15/02/2007 16:21)
mahereza e omeo azy ny hafatra sy ny top dia izay ;ny azo atao dia misaraka tsy misy atakandro dia mbola tsy misy n'inoninona zay angamba
11. Charlie
(
16/02/2007 05:58)
Aza kivy fa fianinana izany e!ra za alo enao de ilako ny RR de ialàna any izy fa so enao mahita angano eo ary aza ela fanapahankevitra koa.
Za alo tsy hoe raciste fa za tsy de tia loatra ny feeling any @ La Côte surtout le toe-tsaina
Mahereza e!

12. zah
(
16/02/2007 13:25)
Marina izay voalaza teo ambony fa mba anatra ho @ ny ho avy no mba lazaiko, tsy hoe manavakavaka fa rehefa mifidy olona iarahana dia jereo ihany ny fiaviany (na samy olona avy eto Tana aza misy izany hoe avy eny Ambohimalaza, miala tsiny an!), ny volon-kodiny, ny fivavahany, ny fianakaviany. Tsy hoe tiako ity dia izay alehany alehany fa mba jereo tsara tsy hisian\'ny olana.
14. fijo
(
16/02/2007 22:53)
raha ny marina dia i eddy mihintsy no mbola tsy mahafoy azy.avelao izy handeha any fa olondehibe.de aza rarana ny olona rehefa tsy tia fa izay no mampivandravandra azy
16. paris10
(
17/02/2007 13:35)
inona koa ny anambatambazako an'io olona io refa izany? manàna ambo dia alefaso any,saro-tiavina,adulde koa izy ka efa tompon'ny tenany,refa mitsingidina any ankady any dia aleo any,afaka adidy ianao ry eddy a!nga io mineure no ianao no matahotra ny fianakams-ny?andefaso ttsy ireo dia basta!manaova plainte de reserve, raha aty frantsa zany "main courante " no anarany,samy efa lehibe ka anjarany ny mitandrina ny tenany e!sady mamo miantso polisy koa ty izy!mitadiava olona mendrika anao,ary tandremo sao bikina any ka lazainy fa ianao no rainjanany,
18. linjo
(
19/02/2007 06:21)
misy namanay avy eto Tana ry Eddy a! Naka vady tany Ambanivolon'ny Tamatava, tsotra be ilay vadin'io tamin'ny voalohany. Kanjo kay mikiky be, ary amin'izao manao ménage à trois amin'ny chinois rizareo, ary ilay chinois, sy ilay bandin'ny Tana no mpamelona. Efa niteraka vavy kely rizareo izao 5 ans, fa dia chinoise no nivoaka tao e! Koa tandremo sao tratran'ny ohatran'izany ianao ry Eddy. Mivavaha fa ny fijangajangana no fototra iray azoana misaraka, koa raha efa nanao izany izy tsisy tokony iforetanao aminy.
19. ravatorano
(
19/02/2007 07:05)
za mba gaga ra linjo an
gravy koa zany kle nahazo an i lery zany fa tena sinao kely v lesy no nivoaka teo nefa elah gasy petaka no rainy kle hahahahahaha
aza mahavoa ny goavy manta kanouh !
za koa letsy ra eddy202 raha za no teo amin'ny toeran lah d nateriko tany ambovony mihitsy ilay joba ary raha tsy nety dia nafarako ny ray amandreniny hanazavana ny fandehan'ny adikle sao d hanahirana sady ny aiana letsy iray ihanya ry ny fiainana eto amin ity tany ity fandalovana ka aleo fenona mamy ny fandalovana eto kle !
:wink: