Izay tadiaviny tsy misy izay tsy azony kanefa mbola tsy...

1. niryna ( 15/02/2007 06:33)
Saika mandalo amin'ny fiainana io,toa mitady hatrany kanefa tsy mety mihonona.Asa raha mba mitovy izany koa ny ankizy hitanareo fa tsy misy izay tsy hananany ny zaza aty aminay kanefa toa hita fa mbola mitady ihany sy tsy afa-po.Ireo no saika hita aty aminay.Fahiny anefa ny tena kilalao iray dia efa variana sy lany ny andro.
novalian'i niryna ny 23/02/2007 00:56
2. Fiffi ( 15/02/2007 06:39)
zany izy hoe "fahiny" zany.......nisy an'zao rehetra zao anga le fahiny ? nisy portable , nisy jeux vidéo sns...? :roll:
3. xxx ( 15/02/2007 10:37)
Satria izy mitady foana, dia andramo tsy omena intsony , @ izay izy no mitady ary ho tiany sy hamamiany izay azo eo

Tsy ilay hoe "manana" mantsy no important fa ilay hoe "mitady" dia izay no mahatonga azy mbola hitady foana raha toa ka "notolorana" fotsiny
4. Herimiafina ( 15/02/2007 23:32)
Zava-misy manerantany mihintsy io éternel insatisfait io.
Ny fiaraha-monina no mahatonga an'io ary anisan'ny lasantsy mampivoy ny dokambarotra io.
"Creer les besoins", fanahy iniana mihintsy mba ampiana foana ny filan'ny mpanjifa mba hividianany bebe kokoa, amin'izay mihodina tsara ny economie.

Manipulation ataon'ny hery sosialy misy ary mitarika ny tsirairay tsy hay mihonona sy tia fifaninanana.

Ny tena fiadanana marina anefa dia ny fahaiza-mionona hatrany amin'izay sahaza.

"Give us every day our daily bread" fa tsy "give us every day, our bread and those of others.."
5. Fiffi ( 16/02/2007 07:53)
ka plus mandeha ny fotoana , plus misy foana ny vao2 , ny fivoarana...de tadiavina foana io.....
6. xxx ( 16/02/2007 13:30)
Mila mi-s'adapte foana ny rar! ka raha tsy mety ny hataonao rar dia jereo ary ho hitanao ny tadiaviny raha izay mety aminao sy ny volanao fa tsy handeha hanao ny tafahoatra!
7. xxx ( 16/02/2007 13:43)
Zava-misy manerantany mihintsy io éternel insatisfait io.
Ny fiaraha-monina no mahatonga an'io ary anisan'ny lasantsy mampivoy ny dokambarotra io.
"Creer les besoins", fanahy iniana mihintsy mba ampiana foana ny filan'ny mpanjifa mba hividianany bebe kokoa, amin'izay mihodina tsara ny economie.


Marina io ry Herimiafina nefa tsy voatery ho ratsy foana : nature n'ny olona (l'homme) ny insatisfait, raha tsy izany dia mijanona tsy mandroso intsony izy . Tsy misy manao recherche intsony ohatra raha afa-po @ izao misy izao

Fa arak'izay lazaiko izay, ilay recherche personnelle koa no tena mampandroso sy hahitana satisfaction fa tsy ilay tolorana foana , dia lasa ny coté économique no mahazo vahana fa tsy ilay hetaheta personnel

Asa raha mety izany lazaiko izany na mivaona na ahoana
8. xxx ( 21/02/2007 18:28)
Ilay environment mihitsy ry niryna no mahatonga ny ankizy tsy mety afa-po a,jereo na ny lehibe koa aza dia mihoatra noho izany.
9. niryna ( 23/02/2007 00:52)
Fiffi:

zany izy hoe "fahiny" zany.......nisy an'zao rehetra zao anga le fahiny ? nisy portable , nisy jeux vidéo sns...? :roll:

Na misy ireo rehetra ireo aza tsy mba nanana fifaliana toy ny anay fahiny.Tena nandalo izany atao hoe fahazaza na izany.Ankehitriny eny amin'ny arabe na bus na train dia mifantoka eo amin'ny jeux eo foana.

10. niryna ( 23/02/2007 00:53)
xxx:

Satria izy mitady foana, dia andramo tsy omena intsony , @ izay izy no mitady ary ho tiany sy hamamiany izay azo eo

Tsy ilay hoe "manana" mantsy no important fa ilay hoe "mitady" dia izay no mahatonga azy mbola hitady foana raha toa ka "notolorana" fotsiny

Marina tanteraka io hevitrao io

11. niryna ( 23/02/2007 00:56)
[quote=Herimiafina]
Zava-misy manerantany mihintsy io éternel insatisfait io.
Ny fiaraha-monina no mahatonga an'io ary anisan'ny lasantsy mampivoy ny dokambarotra io.
"Creer les besoins", fanahy iniana mihintsy mba ampiana foana ny filan'ny mpanjifa mba hividianany bebe kokoa, amin'izay mihodina tsara ny economie.

Manipulation ataon'ny hery sosialy misy ary mitarika ny tsirairay tsy hay mihonona sy tia fifaninanana.

hitako :roll:
Ny tena fiadanana marina anefa dia ny fahaiza-mionona hatrany amin'izay sahaza.

"Give us every day our daily bread" fa tsy "give us every day, our bread and those of others.."

tsy mahay mihonona tokony isika e :cry::cry:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3887