FAMELAN-KELOKA MANAMPY NY FANAHY SY NY FO

1. niryna ( 14/02/2007 18:16)
Zavatra hita amin'ny fianana fa ny famelan-keloka na forgiveness dia tsy manampy ny fanahy ihany fa manampy ny fo ihany koa.Ahoana?
novalian'i niryna ny 03/03/2007 07:12
2. rush ( 14/02/2007 19:03)
ka raha tsy misy fo ve afaka hamela ? :roll: (fa fahasalamana ve zao) ? :roll:
3. fijo ( 14/02/2007 22:21)
misy fifandraisany ankolaka le izy.
4. niryna ( 15/02/2007 06:17)
rush:

ka raha tsy misy fo ve afaka hamela ? :roll: (fa fahasalamana ve zao) ? :roll:

tsy tonga dia dangy i,raha tsy hoe vitsika angaha8O

5. Fiffi ( 15/02/2007 06:19)
:roll:
6. niryna ( 20/02/2007 05:26)
fijo:

misy fifandraisany ankolaka le izy.

Raha toa ka manana zavatra mampalahelo amin'ny olona iray ny tena dia tsy misy evitra afatsy ny mamela ihany no fahafantarako azy.Toa mavesatra hatrany ilay fery na hatezerana raha mahita na mieritreritra ny nataon'ny olona iray raha toa ka tsy mamela.Toy ireny ao anaty toerana figadrana ireny satria mitamberina foana ilay ratra.Ny tenenao ihany no mila manala ilay fahatezerana ary raha ohatra ny tena no nanao ratsy ny hafa ka mangataka famelana ary kanefa izy tsy mankasitraka dia madio ny fo ary ho maivana ny eritreritra.Ao amin'ny fo daholo izany no mijanona na manaiky ny amela heloka.Madio ny fo ary ho faly sy mirana ny vatana izay misy fanahy.Izay aloha ny eritreritro e
7. linarako2 ( 02/03/2007 23:00)
rush:

ka raha tsy misy fo ve afaka hamela ? :roll: (fa fahasalamana ve zao) ? :roll:

Ka ilay fo anie tsy ilay mitempo fotsiny fa ilay mamoaka ny ao anaty.Ohatra hoe fantatra amin'izay avoakan'ny olona ato ny tohetrany rehefa mamaky azy lava ianao.

8. niryna ( 03/03/2007 07:12)
Rehefa mahay mamela heloka ianao dia moramora kokoa ho anao ny mampandry ny eritreritra ary ny fo koa dia milamina miaraka izany.Rehefa tsy mamela heloka koa ianao dia ny tenenao aza dia tsy avelano hamela ny tenenao,mitombo ny aretim-po na tsy misy fa ny fahatezerana no tsy mety miala ary dia misy fiantraikany amin'ny fo izany ary ny fanahy koa tsy mitombona amin'izay eritreritra tokony aleha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2014