Tena tsy nampoiziko.
21. patrick2002
(
22/02/2007 22:24)
tany @ fomba ny betsileo koa nisy an'io ,fa ny azy dia rehefa maina ilay razana , alaina ny vovoka ,ary hatao anaty voara (vilany tany ) iny no harotsaka hatao anaty sakafo tsikelikely ohatry ny sira.
22. naritsimba
(
23/02/2007 11:16)
amiko manokana aloha dia tsy ekeko ho marina io tantara io satria na dia ireo Antaimoro nampianatra an-dRadama nanoratra aza dia (RATSILIKANINA sy ANDRIAMAHAZONORO) tsy nitantara izany ary na ireo ray aman-dreny koa tsy nampita an'zany, fa araka ilay ohabolana hoe:
"Rehefa tiana ho vonoina ny alika dia lazaina hoe ROMOTRA."
rehefa tiana ho lazaina hoe nhinan'olona ny malagasy na nihinana fatin'olona dia natao izay hanamarinana azy an-tsoratra mba nahafahana nanjanaka azy, toy ny resaka ady any IRAK, tiana ho tafihana sy alàna eo @ fitondrana i SADDAM HUSSEIN dia nolazain'ny Amerikana fa manana fitaovam-piadiana simika nefa dia tsy marina izany ary tsy nahitana porofo akory.

23. prime
(
23/02/2007 15:48)
Ohatry mahita "manipulation" t@ tantara tokoa aho eto fa tsy mino izany... marina ireo fanamarihan'i sitlo sy naritsimba ireo... fa na i Ralambo aza dia ao Ambohidrabiby ny fasany ary milevna ao izy... Andrianampoinimerina sy RadamaI dia toy izany koa milevina ao Manjaka... i Ranavalona I dia tena halan'ny vahiny noho ny fiahiany ireto farany hanjanaka an'i Madagasikara ka tsy voatery ho marina avokoa izay voalaza mikasika azy @ ireny boky voasoratra ireny... na Rafohy sy Rangita anisan'ny Mpanjaka merina voalohany aza dia mbola ao avokoa na ny fasany na ny nilevenany...
24. xxx
(
23/02/2007 15:55)
ndry, fa natao inona daholo izany ireny omby vonoina ireny rehefa misy maty no hanina indray ny faty?????
mba mahavariana ihany izany tantara izany, raha toa ka tena izany aza no lazain ilay boky dia tadidio fa source iray ihany io.
Nahoana no tsy mbola nanao izany ny olona taty aorian raha toa ka fombandrazana izany anefa dia fombandrazana ary isika malagasy tsy misy hevitra raha hanaraka fombandrazana. Sady na izany na tsy izany dia tsy mba hisy ve ny lovantsofina akory t@ bebe sy dadabe mba nanipy teny na dia ny kely fotsiny aza momba izany( raha nisy akory) tsy mba re akory ny fisiany fa dia tampotampoka eo avy ao anaty boky..... aza dia minomino foana kah...na inona na inona lazain io boky io, hiandraso aloha ny fanamafisana any amin ny source hafa maromaro fa hafahafa loatra izany. Aza dia mora minomino foana.

25. soanja
(
23/02/2007 16:38)
Asa re rey olona fa zah aloha mizara fotsiny fa tsy hoe mino akory. Ary izay no antony hanovana fanadihadihany sy hizarako mba hijerentsika hoe mitombina ve io sa tsia. Fa boky 4 zany no niresaka an'io refa nodinihana saingy tsy misy manazava lalindalina an'io afatsy ity iray nomeko ambony iry.
Izay tokoa no nohizingizinin'i Malagasy nanontaniana taty afara momba an'io hoe de tsy hisy lovantsofina ve na zavatra hafa azo anaporofoina azy. Ny an'i vazaha tao amin'i boky moa zany dia ny teny ao anaty Kabary eo ampafantesana no norasarasainy dia sy adikany amin'ny hevitra hafa dia nino izy fa nanao an'io ny gasy taloha.
Ny fihevitro anefa dia raha nisy nanao an;io aloha dia possible tokoa. Io izao i Pat2002 milaza ny heviny saingy ny hoe izay tokoa ny fombantsika Malagasy rehetra dia diso io.
Ny fanazavany ny nihinana azy dia tsy noho ny hanoanana akory sanatria fa noho ny fitiavana ilay maty ka te hanana azy ao anaty sady tsy ho lon'ny vatan'ilay olon-tiany fa hitoetra manaraka azy ao anaty ra.
Aleo fa omeko miandalana eto ny nahatonga ny fanovana ho omby no nohanina fa tsy io indray.

26. patrick2002
(
23/02/2007 18:38)
misy anie ilay hoe fomban-drazana izay tsy hita ny maharatsy azy eh! ,rehefa mandeha ny fotoana hita ihany hoe tsy mety ito ,dia ny taranaka aty aoriana no manova azy.Ka tsy hitako no mety tsy mahamarina an'io ,raha tamin'izany fotoana izany, tsy ny faty rehetra no hanina ,fa silaina ny nofony ary hatelina ,sahala @ zaza hatao circoncision ihany ,hoanina ny hoditra miala iny .
Raha miteny anao izaho fa ny fomba antam-bahoaka ny tsy mitaiza kambana ,taloha dia vonoina mihintsy ilay zaza iray kambana aminy ,nivoaka farany ,taty aoriana rehefa tonga Tsiranana dia :nangatahina mba tsy hovonoina ,nanaiky ry zareo fa kosa tsy novonoina fa tsy mitaiza azy izy,amin'izao fotoana izao ,hangatahana ny foko antambahoaka mba hanala io fomba io fa tsy mety ny tangalamena ao.
Izany hoe ny fomba dia azo hamboarina ,mba hifanaraka @ toetr'andro ,fa kosa tokony tsy natao hanimba ny kolon-tsaina ,izay maha anao anao.

27. xxx
(
23/02/2007 19:07)
mba rere teny daholo ihany ny fombafomba na nety na tsy nety taloha, ary io resaka lazainao io patrick dia fantatra tsara. saingy ity mihinampaty ity...tsy mbola nisy nandre izany mihitsy raha tsy izao tampotampoka izao ka ahoana no hinoana azy??? mba misy ihany anie ilay hoe re re tany ho any e, fa ity indray mitoraka ity source iray fotsiny ary tsy mba re mihitsy teo aloha, tsy nisy akory lovantsofina na dia kely bitika aza.
koa tsy mba hanoratra boky ihany koa aho dia lazaiko fa nihinana alika sy bibilava ny foko iray manokana taloha? dia ahoana?????

28. patrick2002
(
24/02/2007 14:25)
ka samy rikoriko daholo taty aoriana dia samy niteny hoe,aoka izay aza resahina intsony fa mahamenatra, izay no fandraisako azy.
29. melody
(
24/02/2007 15:31)
patrick2002: amiko aloha tena mahamenatra hoe ny razambentsika d mpihinana faty. Tsy hire re @ izany mihintsy zà na d hoe fomba aza....tsy mino an'izany fotsiny izao zà e! Araka ny teniny xxx, afaka manoratra boky daholo ange ze t hanoratra e.
30. patrick2002
(
25/02/2007 14:52)
ka afaka menatra ianao rehefa te ho menatra ,fa izaho mijoro ,ny kolo-tsaina raha nisy izany, Fa raza-be n\'iza no tsy nisy fomba nahamenatra nataony ,fa ainy ny mijoro an\'izany .
Fa iza ry melody no afaka hiteny fa misy culture ratsy na culture tsara ah!
Izaho indray tsy ho menatra ny culture-ko mihintsy ,fa rehefa tsy manaja ny ahy dia tsy hoajaiko koa ny azy .

31. melody
(
25/02/2007 22:19)
mahatonga ahy miteny io ry patrick2002 dia tena tsy siora mintsy zà fa culturantsika ilay mihinana faty. Nety nisy olona vitsy2 no nanao io dia hoe culture ve? an3 kosa e! Raha toa ka tena marina izany cannibalism izany an dia tokony henontsika t@ mamabe sy dadabe-ntsika, nampianarina antsika izany, mivôka @ boky momba2 ny madagasikara rehetra.
Izaho tsy hire re @ zavatra tena tsy hita fototra, afaka manoratra boky ange enao di milaza izay tianao lazaina, tsy misy mi-question anao e, dia midika ve izany fa marina daholo izay lazainao ao?
Izaho tsy menatra mintsy ny malagasy ahy na ny culture-ko; famadihana izao ohatra, io culturentsika io, tsy misy mahamenatra ahy mintsy ny mitantara ny fiainana malagsy, zava misy sy marina io, ary mbola mi-practice an'io isika, fa ilay mihinana faty, come on, you must be joking! Omeo porofo tena tangible zà d manaiky.............
F'aza havadika ny resaka hoe manaja sy tsy manaja ny cultura ny hafa, tsy misy resaka izany mintsiny!

32. soanja
(
26/02/2007 00:41)
Melody a> tsy voatery miampita amin'ny alalan'ny lovatsofina ny kolontsaina iray ka, indrindra raha noheverin'ilay nanaova an'ilay izy fa ratsy sy nahamenatra. Izany no mahatonga ny olona mandrakitra ny zavatra hitany amin'ny boky sy mandalina asan'ny hafa ary mampitaha azy na marina io na tsia.
Ohatra izao dia tsy mbola naheno aho ny fomba fazahoana andevo tao Imerina tamin'ny alalan'ny tantara ambava nony tsy nisy intsony ny andevo azo an'ady sy ny olona ananan-trosa. Fa rehefa namaky azy amin'ny boky kosa aho de gaga hoe hay ve izay no nitranga.

33. patrick2002
(
26/02/2007 13:52)
melodi: nihinan'i fatiny, avy aiza io teny io ,ary inona no dikanio na ny teny mitovy amin'io @ anglisy na ny frantsay ,izao koa dia lasa saina hoe mety avy tamin'io angamba :roll::roll:, tsy mpandalina ny tantara anefa izaho fa tsy haiko.
Ny anao hoetinao @ finoana no miady hevitra ,fa tsy misy hypothese ,ka finoana izay finoana izay no anarany ,izaho koa afaka miteny aminao hoe FAMADIHANA :oops:,non taola-paty ve no hilalaovana tsy mino an'izany izaho.

34. melody
(
26/02/2007 14:11)
tsy voatery miampita amin'ny alalan'ny lovatsofina ny kolontsaina iray ka, indrindra raha noheverin'ilay nanaova an'ilay izy fa ratsy sy nahamenatra. Izany no mahatonga ny olona mandrakitra ny zavatra hitany amin'ny boky sy mandalina asan'ny hafa ary mampitaha azy na marina io na tsia.
Ka izay indrindra ange akia ry soanja e, ireo olona nanoratra, nanao recherche t@ asa ny olon-kafa, dia avy eo nanoratra boky manokana; ity ange mitovy @ ilay hoe resaka mempipita e! En plus, nety nisy io mihinam-paty io fa mety olona vitsi2 hoa, tsy midika hoe culture izany, hitanareo ihany ny olona taloha ireny 'eccentric', matoa tsy mitohy ilay izy d tsy nankasitrahany be sy ny maro ny dikany.:)
patrick2002: raha vao tsy misy ny finoana @ zavatra atao rehetra dia tsy misy dikany ny fiainana. Ka raha finona no entiko miady hevitra, 'convince me otherwise' @ hypothese-nao. Raha resaka famadihana indray, tena misy io, tsy mila mamaky boky enao ahafantarana izany, 'tangible'. Ao ny mino ao ny tsy mino nohon'ny antony samy hafa, tsy midika izany hoe tsy mi-existe ilay izy, 'it is part of our culture'.
35. melody
(
26/02/2007 14:33)
soanja: nampita izay novakinao enao, tsy misy blem mintsy ny amin'iny e!:)
Haveriko eto ambany eto fotsiny ny hevitry ny sasany etsy ambony fa tsy izaho irery no tsy mino io.

Mpandefa : prime [ Valio ] 23-02-2007 16:48:55
Lohateny : Re : Tena tsy nampoiziko.
Ohatry mahita "manipulation" t@ tantara tokoa aho eto fa tsy mino izany...
mba mahavariana ihany izany tantara izany, raha toa ka tena izany aza no lazain ilay boky dia tadidio fa source iray ihany io.
Nahoana no tsy mbola nanao izany ny olona taty aorian raha toa ka fombandrazana izany anefa dia fombandrazana ary isika malagasy tsy misy hevitra raha hanaraka fombandrazana. Sady na izany na tsy izany dia tsy mba hisy ve ny lovantsofina akory t@ bebe sy dadabe mba nanipy teny na dia ny kely fotsiny aza momba izany( raha nisy akory) tsy mba re akory ny fisiany fa dia tampotampoka eo avy ao anaty boky..... aza dia minomino foana kah...na inona na inona lazain io boky io, hiandraso aloha ny fanamafisana any amin ny source hafa maromaro fa hafahafa loatra izany. Aza dia mora minomino foana.
36. Achia
(
27/02/2007 15:00)
Nareo ireto a! tsy mino mitsy fa zao anie ny gasy efa maro no mihinampate e! refa misy fety iny sapagety :°)
37. tsimatimanota
(
09/03/2007 08:32)
tsy marina,
ny Razana dia nanana ny Hasiny t@ andro fahagola,
Mbola nolafihina andevo aza atao ankalana ao ambany fatin'Andriana,
Ratsy fandraisan-javatra nareo : tsy mihinana sakafo eo ampiandrasana faty ny Andriana, afa tsy @ fotoana misy Andriana mitovy aminy ihany no maty
Ok

38. Achia
(
09/03/2007 16:16)
Tena marina izany fa io nge ka foronin'ny vazaha e! maba hanaratsiana anao e ! mo mba heverintsika fa io M/car io anie ka tena tsiriritin'ny vazaha mitsy e ! Frantsay io a ! ary mino aho fa Frantsay indray no nanoratra an'io raha io , tsy mahalala izay dikany akory fa tonga de manoratsorapoana
39. bidagda
(
05/04/2007 14:21)
tsy mahazo ny tenindrazantsika reo vazaha reo ka avadiky ry zareo mot par mot ny tenintsika hany ka hinoandry zareo, reny ohabolana reny angaha na hazavainareo azy ireo zao ny tena dikany amintsika, hafa ny dikany amindry zareo, zay le fihinanam-paty io angamba mety ohabolan'ny ntaolo tany de avadindry zareo, farantsay foana. Raha mbola vazaha ny miseho mitantara sy mahafantatra ny tantarantsika, ampitombony io avy eo ataony film zany ny hoe raha te hamaky boky mikasika ny tantarantsika , teny gasy vakiana