tia manao virtuel
21. vale
(
18/02/2007 19:30)
Fiffi:=))=))=))..koa angaha iny tsy azo soloina hoy izy?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:°)
22. isidore
(
18/02/2007 23:53)
Azafady oe fa lina be aho. Aiza kay io namanao io no mipetraka? F'angaha izy tsy afaka miandry ny fotoana hiaonanareo hono? Sao dia tsy fitiavana akory ny azy mantsy fa fanalana andro fotsiny eo amin' ny webcam.
23. kelly13
(
19/02/2007 10:05)
mahagaga ilay menace kely majinijinika oe "tinao ho any amin hafa ary ve zah tsy aleonao ary zao"!
24. Fiffi
(
19/02/2007 14:45)
f'ita hoa akia eh !
vale: azo solohina fa lazaina hoe tsy afaka manolo azy tsotr'zao de zay koh !
vale: azo solohina fa lazaina hoe tsy afaka manolo azy tsotr'zao de zay koh !
25. vale
(
19/02/2007 15:25)
isidore& kelly: oul may (hihi..) ftsn izany amiko:°) :wink:
Fiffi: ahh, azoko, ie, tonga dia azony àzay ny tiana tenenina?...:wink: ka raha iny izy no lasa kou izy efa manao menace izany anie! hita hoe sahiran-tsaina ihany i xxx matoa mitaraina toa izao(càd) matahotra ny hilaozany raha vao...:°)ihihihi
Fiffi: ahh, azoko, ie, tonga dia azony àzay ny tiana tenenina?...:wink: ka raha iny izy no lasa kou izy efa manao menace izany anie! hita hoe sahiran-tsaina ihany i xxx matoa mitaraina toa izao(càd) matahotra ny hilaozany raha vao...:°)ihihihi
26. xxx
(
19/02/2007 16:01)
ary maninona vale no mi-insista am ilay webcam ? solution no mba tadiavina ho an'i xxx fa mba mampa :( izy , marina zany hoe lazaina izy fa simba ny webcam ka tsy afaka ny hividy dia basta !
27. vale
(
19/02/2007 16:36)
xxx: an,an, tsy mi-insiste zah koa! au contraire, fa ty izy manao menace ange dia anefa i xxx toa hita oe matahotra hilaozany izany , fa raha hatao oe tsy azo soloana anie dia fantany hoe mandainga e..efa misy morabe ireny izao 17euros aza dia mahazo koa..dia izay., ka tsy vao mainka koa izy ho rombotra eo:lol:...:wink:fa raha sahala amiko aloha dia tsorina aminy ftsn hoe tsy dia "truc" -ko ilay fataonao isan'andro ity,:^)hihihihihi
28. isidore
(
19/02/2007 22:58)
Tsy mbola mamaly foana moa i xxx fa isika no miresaka eto e! ny mahatonga ahy niteny io mantsy anie izaho koa mba tratra tahaka izany e! mitady io foana izy eto @ webcam kanefa izaho mba efa leo be. Tsy misy resaka hafa mihintsy fa avy hatrany dia io foana na dia indraindray aza izahay efa ho 4heures de temps mifampijery eo. Vizaka ihany aho indraindray. Mifanalavitra ny toerana misy anay dia tia manao izany izy. Io no mampiheritretritra ahy fa sao olona iray ihany ny ahy sy xxx mantsy. Matahotra be aho sao izany tokoa an!Izahay anefa mifankatia be.:cry:
30. nikopol
(
20/02/2007 16:37)
isidore koa tsy reraka kosa ve lery raha olona ray ihany ireo? adiny efatra etsy adiny efatra aroa ?
31. nikopol
(
20/02/2007 16:38)
fiffi mampieritreritra maninona ? fiffikoa nga tratra virtuellement?
32. vale
(
20/02/2007 16:55)
:-D:-D:-D:-D:°)....isidore: an3 tsy araka ny ainy kosa rah aizany kah!!:wink:
33. xxx
(
20/02/2007 20:58)
salut daholo zany ve ry isidore iz tsy etio france an zay aloha de tsy any mada koa zay ndray zah vo tonga teto de efa niova izy kah inona ouz nareo deja ts nandeha tsony tokoa ny web ko de naseny nividy vaovao de tsy nety nandeha koa le vaovao de ndray mandeha andao ary ouzizy fa tsy maninona na tsy mandeha fa atsoko toi de eo no andeha hanao anilay zavatra de ouz aho hoe gfangaha oah tsy maintsy zany fona ny fiainana fa aleo oah mivavaka ndray hoe de gaga be iz de lasa niova tsy te hanao anzany tsony fa menatra ny tenany hono izy de zany vaovao ry zareo fa enga anie ka hitohy de mazotoa daholo
37. rivorijasoa
(
21/02/2007 02:27)
Sady lé virtuel angé hoa tsy dia tsara amiko e! pratique sur scène ihany no naturel, sa tsy izany?
39. isidore
(
21/02/2007 17:29)
misaotra na' i xxx namaly. Faly aho izany fa angamba tsy olona iray ireo e! Ny ahy mantsy eto france no mipetraka izy fa mifanalavitra fotisny izahay dia tsy mbla nihaona e! dia eo no manala azy.
tsara izany ry xxx rehefa niova ny anao a! mba andramako koa io raha mety aminy. Tsara aloha ilay manao virtuel fa rehefa ho lava mba leo ihany ny tena e! sambatra ianareo tsy mifanalavitra fa mahatsapa ny hatsarany e!
40. rivorijasoa
(
22/02/2007 01:57)
Hita mihitsy i Isidore fa vehivavy mananontena, ny tenany ihany no ananony, tsy aleo ve mba miaritra kely dia 7eme ciel e!!!