tia manao virtuel

1. xxx ( 13/02/2007 23:46)
salut daholo loza ry reto fa mba ampio zah ,fa le malalako de isak hariva;de ny hanao eo amin ordi fona satria zay moa mifanalavitra be ny toerana misy anay:lasa mandainga ndraindray oe manao ze teneniny nefa zah tsy manao .fa misy hoe maraina atoandro hariva surtout refa week end de zah menatra so henon voisin fa asen leiry mitabataba ze mba feeling eo zany de ;teniny fona zah hoe tinao ho any amin hafa ary ve zah tsy aleonao ary zao ;ena kivy aho ndraindray nefa zah mbola tia an azy kou mba toroy hevitra.
novalian'i andouh ny 28/02/2007 13:56
2. Fiffi ( 14/02/2007 07:09)
tokony hatao any @ resak'olondehibe ity !!!!
3. fasaly ( 14/02/2007 07:23)
fiffi: hihihihi....
loza koa izany an!
de izay zany hatao kou! mody manaova hoe mikikika indry sy hoe mody manao zé angatahiny fa atovy izay hatao ao antrano ao hihihihialeo izy haka feeling eo
refa tsy misy cam de mody ekeo zé lazainy....
tsy mba mahandry tantana koa izany ....:roll:
4. rebecca ( 14/02/2007 11:20)
reveo manja fa tsy olana izany, ankafizo
5. booboo ( 14/02/2007 11:25)
fa maninn no tsy tian'i xxx zany ? mba mi-fantasme eo nareo mitsam ...tsisy maha-ratsy an'izany sy maha-fahotana ary mahamenatra an'izany mihitsy. Raha tena mal à l'aise ianao dia iresaho izy hoe ovay truc hafa ny resaka fa tsy @ zany ny lohako zao hoe....
6. Fiffi ( 14/02/2007 11:31)
mahita atao nareo ry xxx kah ! :roll:
7. xxx ( 14/02/2007 19:24)
Efa lasa izany ilay malalanao koa atao ahoana. Sady aza omena tsiny izy fa mafana ny andro.
8. Fiffi ( 14/02/2007 19:52)
mangatsiaka be aty zao koh :{:{
9. xxx ( 14/02/2007 22:34)
salut daholo de merci manokana ani fiffi non le iz ts oe ts tia zah fa trop kah zay no tena marina satria aiza ve rangaha tena vo miconnecte de ndao
de iz tena mahazo fafiny ah de nefa efa nandefasana sary iz zany mba hanampy azy fa eee ts hita e eny e tsy fahotana aloha le iz sady iz ary tena hitako hoe tsy sahy manao sipa fa matahotra aretina fadiranovana satria tsy tia mampiasa satroka de zany matonga azy zay anefa vo 3 mois zay no niaraka de eo amin ecran fona zany no mba fotonanay mitsam e ok daholo ry zareo fa hilazako vaovao ihany nareo ah de aza iomehezana na izany azae
10. Fiffi ( 15/02/2007 09:11)
xxx:
salut daholo de merci manokana ani fiffi non le iz ts oe ts tia zah fa trop kah zay no tena marina satria aiza ve rangaha tena vo miconnecte de ndao
tsy misy fisaorana akia xxx an ! :):-*:-* ndryyyy.....tsy hitako izay hanampiana anao satria izy koh aza tsy mampirafy no tsy tia manao satroka ka enao hiany no hankafiziny hanaovana an'zany ....fa mahereza hatrany an ! :-*:-*:-*:-*


11. Ralay ( 15/02/2007 09:46)
Mahatsara ny fifankatiavana zany ry xxx fa hoy ilay mention hoe: Tsara fa tohizo :lol:
12. Fiffi ( 15/02/2007 15:26)
13. jhouhlambout ( 15/02/2007 16:32)
:@ En plus tsy misy loza mety hitranga refa virtuel
14. xxx ( 15/02/2007 20:03)
de mahita atao mintsy nareo re olona marina eh! de inona no dikan'izany zao!
15. Fiffi ( 15/02/2007 21:55)
xxx: aza branchéna akia ny webcam ndry an ! lazao izy hoe simba na tsy aiko fa aleo izy hanao zay tiany ao de ndry mody manaiky fotsiny....
16. sakaizakely ( 17/02/2007 11:41)
vao 3 mois ve nareo no niaraka, dia impiry no tena nifankahita ? Sao dia mba sendra an'irony frustré sexuel irony fotsiny ary kou :lol: :lol: Ny mpifankatia izany mba miresadresaka sy manala azy aloha, nenazy zany vao mi-connecte dia tairo ny saosy. Sshhhh ! tsisy dikany ;-)
17. vale ( 17/02/2007 11:55)
hihihihi,...k'hita wa! tsss...mba miresaka sy mifankafantatra sns, kaloh de iny azo atao ihany , eeeeuuu, raha dia oe lavitra be tsy afaka mifankahita izany nareo...fa tsy atao lala-kitakisoa kosany kan,hihihi,c exagérer, hitako xxx no leo,hihi...:°):P
18. Fiffi ( 17/02/2007 23:41)
zany ange hoa eh ! nahoana moa i xxx no tsy ho leo ?
19. vale ( 18/02/2007 15:15)
kita! ..;ohatrany hoe te hanala azy ftsn zany lery fa tsy de ny personnalitén'ilay olona loatra no tiany..mmmmhhh...!
20. Fiffi ( 18/02/2007 15:18)
zay fotsiny akia ny solution atao an ! lazao izy fa nianjera ny webcam de simba de tsy mandeha .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1743