Mety ho voavonjy ve ny fanahin'ny maty?
22. fijo
(
16/02/2007 21:45)
ndrena,izany teny izany efa nolazaina efa firy arivo taona izay.nefa ity tsy mbola ita ihany izay fahamarinany
23. xxx
(
17/02/2007 00:41)
fijo:
ndrena,izany teny izany efa nolazaina efa firy arivo taona izay.nefa ity tsy mbola ita ihany izay fahamarinany
Raha tsy ianao mihitsy no miova mbola lavitra ny fahalalanao azy.
24. niryna
(
21/02/2007 06:40)
xxx:
fijo:
ndrena,izany teny izany efa nolazaina efa firy arivo taona izay.nefa ity tsy mbola ita ihany izay fahamarinany
Raha tsy ianao mihitsy no miova mbola lavitra ny fahalalanao azy.
Marina tanteraka io,mila manetry tena ny tsirairay
25. xxx
(
21/02/2007 14:46)
Nodimandry i Bodo izay nenitoan'i Liva.Niantso ny namany izy mba hivavaka an'i tompokovavy Bodo mba ho vonjen'Atra hoy izy ny fanahiny.
Raha efa maty ve ny olona dia mbola azo hivavahana angatahana amin'Atra ny ahavonjy ny fanahiny?
Fanamarihana voalohany : ny taona maro niainako, tsy mbola naheno aho aloha hoe vonjeo ny fanahiny, amin'ny sens hoe efa any amin'ny hell izy fa mba alaivo ho any amin'ny heaven. Ny efa henoko dia hoe NINO izy (araka ny maha-Kristianina), ary voavonjy fa toa antsika rehetra dia mpanota. Ireny no haiko hoe angatahana amin'Andriamanitra ho an'ny fanahiny. Efa resaka be teto ny purgatory an'ny Katolika, saingy izay rehetra mampiasa ny baiboly nanalan'i Lotera dia tsy mino an'io.
Fanamarihana faharoa :
ka raha izany ve tsy aleo manao fahotana,fa rehefa maty hisy hivavaka hoanao ihany??????
ny baiboly anefa milaza fa hoavy ny andro farany ary hoavy izy hitsara ny nataonao tety.ka iza no hoarahana????
io hevitra io araka ny fahitako azy, dia tsy fahafantarana ilay fanamarihana voalohany etsy ambony. Heverina fa izay maty rehetra dia angatahina fotsiny Andriamanitra dia voavonjy. Tsia, tsy izay ilay izy. Izay voavonjy no angatahina amin'Andriamanitra mba hafahany ao amin'ny purgatory. Ny fanaovana fanahy ianiana amin'ny fahotana dia tsy misy indrafo any ampita any.
Fanamarihana fahatelo :
Andriamanitra ho an'ny velona fa tsy an'ny maty.
yes! sady Andriamanitriny velona!
Rehefa tsy mahita hevitra aroso intsony dia mangina no mety, fa sao hiteniteny foana ny farany. Vakio ao amin'ny baiboly hoe firy ny maty nobaikoin'i Jesosy hitsangana dia nanaraka ny teniny (Vakio ohatra ny Jaona 11 misy ny resaka Lazara )! Ka Andriamanitry ny velona ve Izy sa an'ny maty koa :)
26. fijo
(
21/02/2007 23:31)
tantara letsy izany an,tsy nisy profo izany maty nitsangana izany.izay le lazain'i cutie hoe mpitsimpona baiboly
27. LazaDaddy
(
21/02/2007 23:56)
Lalina dia lalina ito adihevitra ito ka aoka samy hitandrina sao mampiely tsaho tsinahy!!!
2) Tsy hain'ilay Andriamanitra ivavahanao angaha ny mamonjy ny "maty"? Kanefa raha tsy diso aho toa hainy hatramin'ny "mampitsangana" sy manome aina vaovao ny maty?
3) "samihafa ny maty ara-panahy sy sa maty ara-nofo"
xxx:xxx> 1) Azonao tohanana @ fampianarana hita ao @ Baiboly ve io teninao io?
Tsy misy famonjena ny olona efa maty izany intsony ry niryna.Teneno ny marina ireo olona ireo.Andriamanitra ho an'ny velona fa tsy an'ny maty.

28. xxx
(
22/02/2007 06:36)
fijo:
tantara letsy izany an,tsy nisy profo izany maty nitsangana izany.izay le lazain'i cutie hoe mpitsimpona baiboly
:-D:-D Efa roa arivo taona mahery no nisian'ny olona niteny toa anao fa tsy nampihontsona ny finoan'ny Kristianina maro.
29. fijo
(
22/02/2007 23:48)
za anie tsy mikasa ny hampiontsina ny mpino kristianina e.diso be enao raha izay no fandraisanao ny hevitro.ary izay kay no mampiteniteny foana anao eto.
io izao i lza dady fa maneho hevitra mandresy lahatra anao ,ary dia mbola tsindroka tao anaty baiboly ihany koa no hamaliany anao.
io izao i lza dady fa maneho hevitra mandresy lahatra anao ,ary dia mbola tsindroka tao anaty baiboly ihany koa no hamaliany anao.
30. Salut
(
25/02/2007 09:59)
Fijo: Mba omeo porofo hoe raha mba mahita ianao hoe nahoana no misy isika? De mba porofoy hoe avy aiza no tena niavian'ny olombelona? Mila porofo mitombina azafady fa tsy hevitra botolo be fotsiny
31. iriko
(
26/02/2007 01:37)
ny olona @ andro fahavelomany no misaina sy mivavaka, ary mangataka famelana @ Andriamanitra. Ary @ izany koa no hamelan'Andriamanitra azy eny fa na dia 1 secondra aza ka miantso an'i Jesoa izy hamonjy azy alohany ahafatesany dia voavonjy izy.Dia vita hatreo aloha fa miandry ny fitsarana sisa @ fihavian'i Kristy.
32. niryna
(
12/03/2007 03:05)
LazaDaddy:
Lalina dia lalina ito adihevitra ito ka aoka samy hitandrina sao mampiely tsaho tsinahy!!!
xxx:xxx> 1) Azonao tohanana @ fampianarana hita ao @ Baiboly ve io teninao io?
Tsy misy famonjena ny olona efa maty izany intsony ry niryna.Teneno ny marina ireo olona ireo.Andriamanitra ho an'ny velona fa tsy an'ny maty.
2) Tsy hain'ilay Andriamanitra ivavahanao angaha ny mamonjy ny "maty"? Kanefa raha tsy diso aho toa hainy hatramin'ny "mampitsangana" sy manome aina vaovao ny maty?
3) "samihafa ny maty ara-panahy sy sa maty ara-nofo"
Marina izany ka sujet no alefako fa misy mino an'io,jereo fa nandefa iray aho manambara sy milaza fa velona ny fanahin-tsika ary na mijaly na mifaly.Rehefa tsy voavonjy ny fanahy dia namany hijaly,ny olona mbola velona ihany no afaka hivavaka,hiova,hifona,hiverina amin'Atra fa tsy hoe efa maty izy dia mbola angataka ihany ny fianakaviany mba ho vonjena izy.Une fois maty dia izay na mandeha any an-danitra na mandeha any amin'ny helo.Jereo ilay resaka Afo ary Jesosy kristy nitomany nahita ireo fanahy mijaly izay miantso vonjy.Satria hoy izy izay voasoratra dia voasoratra