Inona no mety hitranga rehefa tonga amin'izay Kristy?
21. xxx
(
17/02/2007 00:38)
majesty:
fa voasoratra any anaty siansan'i fijo angah sa ao @ tantara nianaran'i fijo hoe mbola ao ny taolany :D,sao dia ny taolan'i Jodasy zany r'ise:D:D
=D=D=D=D
22. niryna
(
21/02/2007 06:39)
Rehefa tonga Jesosy dia voasoratra fa hiseho eny amin'ny lanitra izy miaraka ny anjely sy ny mpino.Apo 19:14.Ary dia hiaraka ireo olona masina rehetra koa izy.Mk 13:27.Tay ho ampoizin'ny tsy mpino ny zavatra hitranga ary dia ho zarainy ny olona eto an-tany ny mpino sy ny tsy mpino.Mt 13:40-41.Hitombo ny hatezeran'izao tontolo izao,ny fahatezerena ary fotoana hitsarana ny maty.Apo 11:18.Hitsara ny olona Izy ary ho potehiny ny tsy mpino ary tafiditra amin'izany ireo mpanohitra azy na anti-christ sy satana.Isa 13:6-12.
Ireo olona masina rehetra dia samy zaraina valim-pitia ary hiravoravo ny fanjakan'ny lanitra miaraka anjely ka hanasaraka ny tsara sy ny ratsy izy.Mt 5:11.Mat 25:31.

23. fijo
(
21/02/2007 23:32)
aza tsimponina ny baiboly fa manjary mamerina fotsinyianareo e.nysainareo ampiasaina fa tsy izay asaina teneninareo
26. Salut
(
25/02/2007 09:40)
Fijo: Andao hifanatrika raha tena vonona sy tena manana saina tokoa ianao. Ny ahy tsy saina ihany fa fanahy ihany koa. Izaho mahita fa tsy dia misy mampiavaka anao loatra amin'ny BIBY, ny mampiavaka anareo angamba dia ianao mahalala mitafy fotsiny. Velona ianao hihinana sy hitady izay mahafinaritra fotsiny, ary rehefa maty sakafon'ny olitra sy ny vitsika, dia izay. Ny resaka fanahy mampiavaka ny olona amin'ny biby efa novonoinao tanteraka ka anaovanao be marenina izay milaza ny marina aminao.
Mba milaza hevitra ihany ianao kanefa tsy tena misy fototra ijoroany. Maka teny ao amin'ny Baiboly tsy am-pandinihana fa lazalazaina fotsiny any. Manohana ny tsy fisian'Andriamanitra kanefa tsy tena manana arguments mazava maharesy lahatra.
Ianao dia hita fa manda ny fisian'ny fanahy, io anefa no maha-olona. Raha saina no mba anananao andeha hiady hevitra, aza mora misandaotra anefa, omany ny hevitra hanohananao ny hevitrao. Miandry aho.
Salut

27. fijo
(
27/02/2007 23:23)
ny olona milaza ny sasany fa mitovy amin'ny biby ve dia azo hinoan afa olona tsy miakatra rehefa miady hevitra??????manahy aho.
28. niryna
(
12/03/2007 02:59)
Salut:
Fijo: Andao hifanatrika raha tena vonona sy tena manana saina tokoa ianao. Ny ahy tsy saina ihany fa fanahy ihany koa. Izaho mahita fa tsy dia misy mampiavaka anao loatra amin'ny BIBY, ny mampiavaka anareo angamba dia ianao mahalala mitafy fotsiny. Velona ianao hihinana sy hitady izay mahafinaritra fotsiny, ary rehefa maty sakafon'ny olitra sy ny vitsika, dia izay. Ny resaka fanahy mampiavaka ny olona amin'ny biby efa novonoinao tanteraka ka anaovanao be marenina izay milaza ny marina aminao.
Mba milaza hevitra ihany ianao kanefa tsy tena misy fototra ijoroany. Maka teny ao amin'ny Baiboly tsy am-pandinihana fa lazalazaina fotsiny any. Manohana ny tsy fisian'Andriamanitra kanefa tsy tena manana arguments mazava maharesy lahatra.
Ianao dia hita fa manda ny fisian'ny fanahy, io anefa no maha-olona. Raha saina no mba anananao andeha hiady hevitra, aza mora misandaotra anefa, omany ny hevitra hanohananao ny hevitrao. Miandry aho.
Salut
:roll::roll::cry:
29. ikaretsaka
(
12/03/2007 03:06)
fijo:
aza tsimponina ny baiboly fa manjary mamerina fotsinyianareo e.nysainareo ampiasaina fa tsy izay asaina teneninareo
rehefa tonga izy de hatao hoe .. manao ahoana i Jesoa ko inona moa!