Ahoana no misalasala ianao ry kely finoana?

21. fijo ( 21/02/2007 23:33)
mazava hoazy fa reska ampitomboina fotsiny izany.
22. prime ( 23/02/2007 09:45)
fijo> ahoana indray izany hoe ampitomboina fotsiny?... mahay an'io izany toi an...
23. fijo ( 24/02/2007 00:21)
ny tiako lazaina dia hoe "resaka ampitomboina io"
ao amin'io baiboly io anie misy zavatra marina e,satria tantara io,fa misy koa resaka ampitomboina.ohatra"jesosy dia zanakandriamanitra,"virjiny no niteraka azy.izany resaka ampitomboina fotsiny.oh:nampitsangana ny maty tsssssss
oh hafa.nitsangana tamin'ny maty???????
mosesy nanasaraka ny ranomasina ,,,aoka fa tsssss
24. Salut ( 25/02/2007 10:17)
Fijo: Misy porofo avokoa ireo zavatra lazainao ireo fa tsy resa-be araka ny lazainao akory, ary tena marina. Fa amin'ny fomba ahoana moa no hahafahanao mino ny marina raha toa ianao efa voky ny lainga nafafy taminao?
Hanampy anao handinika kely dia mba vakio ny tantaram-piainan'ireto olona ireto, tantara marina ary tena nisy fa tsy angano akory: Sartre, Nitzch, Marx(athés ireo) Marthe Robbin, François d'Assis, Padre Pio.
Ireo voalohany hanamafy aminao fa tsy misy aminy Andriamanitra. Ireto farany kosa hampiseho aminao fa eo amin'ny fiainantsika izy ary velona sy nandresy ny fahafatesana.
25. niryna ( 27/02/2007 07:45)
Salut:

Misy ny olona tsy mahita na mihiratra aza ny masony.Ahoana no hinoan'ny olona an'i Jaona mpanao batisa, Paoly, lioka sy ny sisa.Raha nino ireo izy dia ahoana no tonga amin'ny resaka Jesosy tsy hino ?Kanefa ireo mpianany ary i Paoly indray mpanenjika an'i Jesosy kanefa lasa nanaraka azy? Mampalahelo ilay fisainan'ny olona sasany indraindray,misy mbola manaiky andevozin'ny satana ihany na fantatra izao aza.
26. fijo ( 27/02/2007 23:21)
salut an,ny zavatra nafafay ahy dia ny baiboly.mbola kely aho dia efa io foan ano nolazaina sy nasaina novakiako.nefa ilay izy feno lainga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007