Renim-pianakaviana

21. nenipita ( 14/02/2007 07:01)
de ahoana raha ami'nny fotoana tsy mampisy papay akia, de inona indray no ataonareo le crampe be fona iny ny ranjo rehefa mamindra za mantsy manao an'io ka asa na inona
22. nenipita ( 14/02/2007 07:09)
tsa mba mino an'izao tantara zao aho , aia ve de hisy RAR ho voaelingelin'ny zanany mandritry ny 2 taona, en plus efa ngeza be manana sipa izany fa tsy hoe zazakely 2 taona akory. de mana oahoana ny fiainantokatranon'ny RAR niny amin'izany. Asa aloha fa ohatry ny tsy mampino ahy le tantara fa mba resaka tiana hatavy fotsiny angamba
23. ari.malala ( 15/02/2007 07:22)
nenipite, tantarainona no tsy inoanao alo fa tsy azoko e!

Ilay hoe mandoa sy maloiloy alo tsy haiko satri na t@ voalohany na t@ le farany teo ts naninona izany mintsy aho e! tsy nandoa tsy naloiloy, nefa asmy lahy daolo ny zanako, fa ny nahagaga ana efa hary olona 6mois ankibo lery no nanomboka tsy tia fofombary mandroatra sy vary masaka aho e, teo vao nanomboka ny tsy tia zavatra toy ny fofona haricot vert, poivron fa tsy d nijaly b loatra... mahereza daolo edia manaova mora ary tongava soa ny vahiny e
24. nenipita ( 15/02/2007 08:46)
miala tsiny be de be ry reto fa tena tsy nifanaraka ami'nny adihevitra ato ilay valinteniko eo ambony. Tsy izany mantsy fa forum 2 no indray nosokafako de mandra piandry ny 1 de mamaky ny 1 de teo no nisy fifamadihana kely, tokony tany amin'ilay forum 1 no namaliakao io hevitra io de lasa ato ami'nny renim-pianakaviana. MIALA TSINY BE DE BE e
hi,hi,hi Afa-baraka nenipita marina a!a!aa
25. kelly13 ( 16/02/2007 12:08)
fijo>hahahaha, za nge tsy virja tsony e, hihihi! ny zanako efa 2, anao ndray zao no mameno ny tany hihihi
26. Mitah ( 16/02/2007 18:45)
Raha mahavatra mandeha an-tongotra vao maraina isanandro ianao Nenipita na ianareo bevohoka dia ampy oksizena tsara ianao sy ny zaza ka matanjaka ny fo, mikoriana tsara ny ra, ary miasa ny nofo sy ny hozatra rehetra. Mety hihena ny crampe mahazo anao. Raha ny fahalalako azy dia misy ireo hozatra madinika mampitohy ny vatana voatsindrin'ilay zaza ka miteraka ny crampe. Rehefa matory @ alina dia mivadibadiha matetika;hialana @ crampe sy tsy hampisy ilay mangana @ vatan'ny zazakely rehefa teraka.
Raha vao tratran'ny crampe dia mamonjy mipetraka haingana.
Kapakapaina @ tanana ny faritra tratran'ny crampe dia malefaka ny hozatra.Tsy horina fa vao maika mivokina dia tena marary be.
Miala tsiny fa lava be foana.
27. segadombolo ( 17/02/2007 14:04)
Dia karazan-javatra maro tokoa kay ry reto ny manjo ny vehivavy rehefa mitondra vohoka. Ao anatiny moa ny tena ka tsy maintsy entina hatramin'ny farany e.
Ny ana aloha mba afakafaka ilay mangidy vava amin'izao 8 eme semaine zao ary tsy de noana be lavatoy ny taloha teo intsony.
Fa na ny rano anie ry zareo ka henoko mangidy teo zay e. Ary amin'izao dia tereko hisotro rano fotsiny ny vavako satria ilain'ny vatana ilay izy. TAloha anefa zany misotro rano zany plaisir ery.
Mirary soa ho antsika rehetra e!
Mitah: na dia mbola kely2 ve ny kibo dia tokony hanao dia antongotra isan'andro sa rehefa firy volana eo ho eo? Misaotra o.
28. tisera ( 20/02/2007 09:17)
arahabaina manokana aloha izany isegadombolo sy izay bevohoka rehetra é! dieny vao mitsaika hono hoy ny reniko (sage femme )ka mahavatra manao ilay mandeha tongotra arahina respiration profonde tsindraindray dia tena manampy be @ fitondràna ny vohoka fa indrindra @ fiterahana sy ny aorian'ny fiterahana satia efa exercices vita hoa azy ho an'ny kibo sns io! mahereza é!
29. bakl ( 20/02/2007 10:13)
Dia tena izany tokoa ny entin'ny vhv, izany ilay misotro ny rano tsy tiana e. Misaora an'Andriamanitra fa manana fa mafy anie izany tsy miteraka izany e. Mahereza daholo fa hadino izany rehefa maheno ny ranomasony voalohany.
30. nenipita ( 22/02/2007 08:41)
salut o, mahafinaritra be anah rey olona ny mamaky nsy midinika ami'ity forum misy fitondrana vohoka ity e, tena marina moa, de midira koa ao @ le hoe ny rvehivavy sy ny fitondrana vohoka e,
Misaotra o
31. nenipita ( 22/02/2007 08:43)
de manomboka eo ami'nny firy voklana eo hono de efa fantatra @ echo ny sexe n'ny zaza?
32. kelly13 ( 22/02/2007 11:06)
vers 4è mois ankia nenipita d hita ny sexe-ny zaza a! ra sendra atao amniocentèse mou ianao d vao maika confirmer tsara ny sexe-ny zazakely! efa nandalovako mantsy io examen 1 io izay no hitenenako azy eto :)
33. cuhn ( 27/04/2007 05:10)
kelly13:

la marche,

tiako piso

34. kelly13 ( 27/04/2007 07:51)
cuhn :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1922