Fiverenan'i Kristy!

21. diamondra27 ( 07/02/2007 16:12)
JESUS revient BIENTOT
22. rakaroka ( 07/02/2007 17:53)
LazaDaddy:

Fiffi> vakio tsara ilay atsy ambadika fa samihafa be.

ito fampianaran'olona milaza azy ho Kristy, ilay atsy ambadika miresaka ny "famantarana nomen'i Kristy"

Mitovy mihitsy ny fomba fisehon'ny fanambarana ..., sady ny fitononan-tena araka ny resaka eto, tahaka izay voasoratra ao anaty baiboly tsy ninoan'ny ol à l'époque koa, anefa Maitreya koa ny ol hafa aza plutot no mametraka azy ho christ!... rahateo...
faux problème daholo anie ny apparence fijert sy fanombanareo azy...
Izaho tsy miandrandra famantarana loatra... satria fantatro tsara ny loi de "cause à effet", ny possibilité des différentes choses raha toa rempli
ny condition d'aboutissementn'izany!
Fa ny nahasarika ahy Aminy dia ny "aspiration
profonde" ao anatiko mikasika ny fiainana, ny fahamarinana, ny fanjakan'ny lanitra araka ny vavaka hoe "eto an-tany tahaka ny any an-danitra , sy ny maro hafa izay mifanojo indrindra @ SITRAPONY sy ny
atri-piainana ifandrombonana rahateo...
Jesoa nitsimbina ny mahantra: izany indrindra koa no katsahiny...tsy mifandipatra izany...rahateo asa izany fa tsy resaka na soratra fotsiny... ny loi d'amour...snsn'ny baiboly sy tsy baiboly: respécter-ny. Na i Jesoa izay aza 'ngamba tsy natao ivavahana fa zoky afaka ifarimbona: iray vatsy iray aina!

23. LazaDaddy ( 07/02/2007 19:20)
rakaroka:
ny fanjakan'ny lanitra araka ny vavaka hoe "eto an-tany tahaka ny any an-danitra
=)) hay ve i rakaroka mivavaka toy izany? =)) hitako i Maitreya no ivavahanao =))

Ny ahy samihafa be amin'io ny vavaka nampianarin'i Kristy ny mpianany sy ataoko: "Ho tanteraka ety an-tany anie ny sitraponao, tahaka ny ahatanterahin'ny sitraponao any an-danitra"

@ teny frantsay: "votre volonte soit faite sur la terre comme au ciel"

@ teny anglisy: "your will be done on earth as it is in heaven"
24. rakaroka ( 07/02/2007 19:46)

Ny "volonté"n'Atra tanterahana ka tsy fanjakan'Atra ve izany fa zavatra hafa?...

25. rakaroka ( 07/02/2007 19:52)
LazaDaddy:

rakaroka:
ny fanjakan'ny lanitra araka ny vavaka hoe "eto an-tany tahaka ny any an-danitra
=)) hay ve i rakaroka mivavaka toy izany? =)) hitako i Maitreya no ivavahanao =))

Ny ahy samihafa be amin'io ny vavaka nampianarin'i Kristy ny mpianany sy ataoko: "Ho tanteraka ety an-tany anie ny sitraponao, tahaka ny ahatanterahin'ny sitraponao any an-danitra"

@ teny frantsay: "votre volonte soit faite sur la terre comme au ciel"

@ teny anglisy: "your will be done on earth as it is in heaven"

aza maka an-tendrony, tsy ny fanjakana ihany no sujetn'ny "ety an-tany tahaka ny any an-danitra" etsy ambony fa ny fahamarinana sns... izany hoe ny sitrapon'Andriamanitra araka ny voalazanao tokoa.
Ny tiako holazaina @ fanjakan'ny lanitra dia manjaka eto an-tany ny sitrapon'Atra!

26. rakaroka ( 07/02/2007 20:54)
ny hoe mivavaka aminy: samy manana ny "concept" ny antsoina hoe "vavaka" fa raha ny marina ity Maitreya ity milaza aza izy fa tsy mila na "éloge" ho azy na hoe hi-glorifie azy na hino akory aza...andramo fotsiny hoy Izy dé raha tsy azoazonao dia avelao fa manaja tanteraka ny "Soi"-nao Izy!
Izay "sarobidy" dia ny "conscience"n'ny fo amam-panahy sy ny vatana manontolo miatrika ny fiainana "araka" ny tokony iatrehana izany!
Mahafinaritra ahy indrindra koa ny ahafahana manararaotra ny fandalovana eto an-tany @
"ascenssion"n'ny "être" terrestre fa tsy hoe après la mort vao hanantena fivoaram-panahy sy fiaina!...
Ilay vavaka misy karazam-bavaka "efficace" précis
ary sincère fa tsy tahaka ny vavaka maro nampieritreritra ahy izay: tahaka ny hoe nivavabavaba fa tsy tena nivavaka.
27. prime ( 08/02/2007 06:20)
F'angaha tsy i Amma indray no Kristy ry rakaroka fa i Maitreya indray izao? Indray mandeha ianao nanizingizina mihitsy fa i Amma no tena izy... :-D
28. rakaroka ( 08/02/2007 07:58)
prime:

F'angaha tsy i Amma indray no Kristy ry rakaroka fa i Maitreya indray izao? Indray mandeha ianao nanizingizina mihitsy fa i Amma no tena izy... :-D

Tsy voavaliko tsara angamba ny fanontanian'i Prime hoe mainn no niovaova izy?...
Raha johina ireo zava-nisy dia nilaina ny fiovana arakaraka ny mission tiana ampitaina sy ny zava-nisy
nitaky izany: lava-be fa ivereno halalinina ny
Imanoela: amintsika Atra,Raby, Ny Jehovah, Elohim,sns...
Izaho tsy nilaza mihitsy hoe i Amma no Christ encore
malentendu izay, fa mahatsapa tanteraka aho fa maro ny etre de lumière manana aspect "Christique" tsy natao ho tsinotsiniavina ny fampianarany: tahaka an'i Mosesy koa ohatra na i Jesoa aza nanamafy izany
fa novilan'ny mpitondra fivavahana ny "concept"n
messagen'Atra ho an'ny olon zary mandringa sahala @ hoe minoa fotsiny ihany dia hadinoy daholo izay voalazan-dry Mosesy sns...
29. rakaroka ( 08/02/2007 08:04)
I Matreya dia "Architecte, du plan global et humain d'ascension pour la planète Terre.
Ny iresahako izany eto tsy hiady hevitra aho, déjà, bedy aho raha hita misera.
Fieritreretako hoe piste "Goavana" afaka hanampy tanteraka @ vie terrestre izy ho an'izay liana izany.
Ho an'izay tsy mino dia tohizo fotsiny ny fiainana mahazatra e!
30. rakaroka ( 08/02/2007 08:40)
prime:

F'angaha tsy i Amma indray no Kristy ry rakaroka fa i Maitreya indray izao? Indray mandeha ianao nanizingizina mihitsy fa i Amma no tena izy... :-D

Ie tsaroako ny filazan'ny ol azy ampitoviany an'i Hesoa sns...Ka raha ny marina tsy iray ihany ny christ na ny voalaza eto aza fa ambonin'izy rehetra i Maitreya araka ny voalaza eto koa!
31. niryna ( 10/02/2007 05:08)
LazaDaddy:

[quote=rakaroka]Efa tonga hono Izy ary mieritreritra hihaona Aminy mihitsy aho atsy ho atsy satria mahaliana ahy izany!
miseho tsikelikely tokoa ny sandoka araka ny faminaniana nataon'i Kristy.

Deraina ny anarany fa ny teniny rehetra dia marina avokoa, Izy no fahamarinana!

Bravo lz a =D=D=D=D
Izao rehetra izao hoy izy ho levona fa ny teniny tsy ho levona^:^^:^
32. rakaroka ( 10/02/2007 09:31)
niryna:

LazaDaddy:

[quote=rakaroka]Efa tonga hono Izy ary mieritreritra hihaona Aminy mihitsy aho atsy ho atsy satria mahaliana ahy izany!
miseho tsikelikely tokoa ny sandoka araka ny faminaniana nataon'i Kristy.

Deraina ny anarany fa ny teniny rehetra dia marina avokoa, Izy no fahamarinana!

Bravo lz a =D=D=D=D
Izao rehetra izao hoy izy ho levona fa ny teniny tsy ho levona^:^^:^

Mbola samy en vie aloha isika fa tsy levona izany, en plus fantatra ny loi hoe "tout se transforme"
ka tsy hitako loatra ny hitehafana @ izany!

33. niryna ( 11/02/2007 07:50)
Lava be ny fanazavana an'io.Ao amin'ny Apo no tena ahitana azy.Tantaran'i Jesosy izay anjely no niresaka an'i Jaona ny ho avy. Io irery ihany no bokin'ny mpaminany ao amin'ny TV.Voasoratra ao i Kristy nahavita ny fandresena tanteraka sy mandrakizay an'ny satana" It tells of Christ's complete and eternal victory over Satan.Jesosy ho avy fanindroany.Izy lasa mpandresy irery"The Hero is our Lord himself."
34. niryna ( 11/02/2007 08:05)
Ny fanomanana farany ny fiverenan'ny kristy.
1-mitombo ny mpaminany sandoka"false prophet"Mt 24:4
2-mitombo ny fahotana maro sy ny tsy finoana an'Atra
lk 17:26-30.
3-mitombo ny ady,ny mosarena, ny tany mitriatra
Mrk 13:7-8
4-mihena ny fifankatiavan'ny mpianakavy sy ny fifandraisan. Mt 10:21
5-mitombo ny fanenjehin'ny olona ireo mpivavaka Mt10:23-23
6-Ireo izay mitana ny finoany no ho voavonjy.Mk 13:13
7-ny filazantsara dia ho toriana erak'izao tontolo izao
Mt24:14
8-ahazo ny herin'ny fanahy masina ireo olon'Atra.
Io aloha ny fanomanana farany.
Ny manaraka ho lazaiko dia ny fiambenana.
Tsara ho fantatra fa efa misy ireo fanambarana rehetra voalaza ireo.
35. xxx ( 16/02/2007 07:36)
Tena misy hianarana ity nalefan'i niryna fa dia misaotra anao nanao fikarohana.Tsy ny herinao irery anefa izany fa noho ny fahasoavan'Andriamanitra nomeny anao.^:^
36. fijo ( 16/02/2007 22:15)
hiverina izy dia hoaiza????any US sa any israel sa any mada????
37. xxx ( 17/02/2007 00:04)
xxx:

Tena misy hianarana ity nalefan'i niryna fa dia misaotra anao nanao fikarohana.Tsy ny herinao irery anefa izany fa noho ny fahasoavan'Andriamanitra nomeny anao.^:^

Izaho koa misaotra niryna a,aza kivy retsy a ,i baz koa aza hiadian'ilay xxx devoly velonana manimba ny fivavahana eto.Efa naheno ny namako maro koa aho fa naleon'ireo niala hono fa tsy mahataty ry zareo:cry::cry:

38. fijo ( 21/02/2007 23:47)
ka nareo samy tsy sahy miseo masoandro anie io e.maninona no mifampatahotra
39. prime ( 23/02/2007 10:24)
Aza mifampatahotra aza e...:lol:
40. fijo ( 24/02/2007 06:19)
:-D:-D toa ilaozan'ny XXXX mifamono lolo ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0866