Fiverenan'i Kristy!

1. rakaroka ( 06/02/2007 18:23)
Hono ho'aho:
Aiza ho'aiza moa ny fiomanantsika Kristiana manoloana ny fiveranan'ilay Kristy izay?....
Mino ve isika sa tsia?...:?::?::?::idea::idea::idea:
novalian'i fijo ny 24/02/2007 06:19
2. cutie ( 06/02/2007 18:26)
miomana ka miambena
raiso ary famonjena :lol:
dinika efa nandeha :lol:
3. rakaroka ( 06/02/2007 19:52)
cutie:

miomana ka miambena
raiso ary famonjena :lol:
dinika efa nandeha :lol:

Atao hoe tsy honohono aza f'efa tonga mihitsy Izy.
Efa noresahina teto izany ity?...
(l)(l)(l)http://www.partageinternational.org/decouvrir/11_2-mission.php(l)(l)(l)
5. cutie ( 06/02/2007 22:34)
Maitreya
:-D:-D:-D:-D
rakaroka za alou tsy de miraika @reny pub reny :wink:
6. LazaDaddy ( 06/02/2007 23:12)
rakaroka> efa akaiky tokoa ny fiverenan'i Kristy satria tanteraka mian-dalana ny faminaniany mikasika ireo misandoka ho Kristy sy ireo mpisandoka milaza fa "atsy na aroa" i Kristy.

Toy izany io rohy nalefanao io izay milaza fa i "Maitreya" no Kristy.
7. cutie ( 07/02/2007 00:10)
Atao hoe tsy honohono aza f'efa tonga mihitsy Izy.

:roll::roll::roll:
8. soanja ( 07/02/2007 05:24)
rakaroka:

Hono ho'aho:
Aiza ho'aiza moa ny fiomanantsika Kristiana manoloana ny fiveranan'ilay Kristy izay?....
Mino ve isika sa tsia?...:?::?::?::idea::idea::idea:


Tena ho avy mihitsy izy ka. Ny hoe oviana io no tsy misy mahalala ary efa nampilaza mialoha Izy fa ho avy toy ny mpangalatra Izy. Noho izany dia isanandro, isanora, isan-tsengondra ny fanomanana izany mba ho vonona.
Manazava amin'ny antsakany sy andavany koa anefa ny baiboly REHEFA akaiky ilay fotoana.

Finoana daholo anefa izany.


Amiko dia tsy mamaky ilay fotoana aho fa miomana fotsiny amimpitiavana sy fahatoniana.:wink:

9. prime ( 07/02/2007 05:58)
rakaroka:
Atao hoe tsy honohono aza f'efa tonga mihitsy Izy.
... hay efa tonga Kristy?... dia iza ilay anarany?... "Maitreya"?... fa naninona Izy no niova anarana?...
10. bami ( 07/02/2007 06:13)
I KRISTY dia efa ao am-po no fivelomany koa esory ny ratsy rehetra ao am-pontsika sy izay mety ho fahazaran-dratsy rehetra ka fiainam-baovao no lalana hizorana izay no fanomanana ny fiaviany mba ho fahadiavana no hitsenana azy.
11. prime ( 07/02/2007 06:28)
bami> misaotra... ny fiverenan'i Kristy avy any amin'ny voninahiny sy ny fanjakàny no fototry ny lohahevitra...
12. Fiffi ( 07/02/2007 08:46)
Actes 1:6-9; Matthieu 24:26;25: 13; Marc 13:32,33; Luc 12:35-40.
Le moment du retour de Christ n'est pas mentionné. Tout d'abord, ces versets nous enseignent à ne pas établir de date, il suffit de savoir que Christ reviendra. D'autre part, ils déclarent que Christ peut revenir n'importe quand. Le chrétien devrait L'attendre constamment. Le commandement est de "veiller".
13. rakaroka ( 07/02/2007 12:35)
cutie:

Maitreya
:-D:-D:-D:-D
rakaroka za alou tsy de miraika @reny pub reny :wink:


Ka izy ity anie tsy pub ( ny "pub" natao hakana "clients": rahateo manaja ny "libérté" de choixn'ny olona foana ,en faite ny millièmen'ny "connaissance"-ko azy ity aza ary tsy ampy izany akory no vohiziko eto, fa raha tsy manome séquence "concret" toa izao aho tsy hisy laniny izany raha raha resahiko tsotra tsy hino ny resako ianareo!
14. rakaroka ( 07/02/2007 12:41)
cutie:

Maitreya
:-D:-D:-D:-D
rakaroka za alou tsy de miraika @reny pub reny :wink:



LD: voalaza hatrao anaty baiboly ihany fa t@ izany andro izany aza dia efa nisy ny mpaminany sandoka,
ary efa nisy foana teo @ tantara ka tsy hita loatra ny fahamarinan'ny point de repère-biblikanao...:Abstrait tanteraka tsy hita izay andraisana sy hiheverana azy,
marina aloha fa tokony hiambina tokoa, saingy
soratra ao @ baiboly koa ny hoe 'izahao toetra...
ka tsy hitako loatra izay toetra fototra
manohitra an'i Kristy ao Aminy!
15. rakaroka ( 07/02/2007 12:47)
prime:

rakaroka:
Atao hoe tsy honohono aza f'efa tonga mihitsy Izy.
... hay efa tonga Kristy?... dia iza ilay anarany?... "Maitreya"?... fa naninona Izy no niova anarana?...


Hi!hi!hi!! Ha!ha!ha!...:-D:-D:-D
Efa tonga hono Izy ary mieritreritra hihaona Aminy mihitsy aho atsy ho atsy satria mahaliana ahy izany!
Ny hoe mann no niova anarana sns... ataoko fomban'Atra sy ny zanany hatrao anaty baiboly anie ny miova "anarana" sy ny miova "endrika" dia atao ahagaga indray ve?...anjarantsika no mamantatra ny marina...,fa manana ny antony possible izany tahaka an'i Prime izao afaka maka anarana hafa arakaraka...Donk tsy izay loatra angamba no olana!

16. LazaDaddy ( 07/02/2007 13:39)
rakaroka:
Efa tonga hono Izy ary mieritreritra hihaona Aminy mihitsy aho atsy ho atsy satria mahaliana ahy izany!
miseho tsikelikely tokoa ny sandoka araka ny faminaniana nataon'i Kristy.

Deraina ny anarany fa ny teniny rehetra dia marina avokoa, Izy no fahamarinana!
17. Fiffi ( 07/02/2007 14:04)
inona no maha samy hafa an'ity dinika ity sy ilay an'i Laza atsy ambadika atsy ?
18. LazaDaddy ( 07/02/2007 14:12)
Fiffi> vakio tsara ilay atsy ambadika fa samihafa be.

ito fampianaran'olona milaza azy ho Kristy, ilay atsy ambadika miresaka ny "famantarana nomen'i Kristy"
19. Fiffi ( 07/02/2007 14:17)
ok ! merci :)
20. rakaroka ( 07/02/2007 14:24)
LazaDaddy:

Fiffi> vakio tsara ilay atsy ambadika fa samihafa be.

ito fampianaran'olona milaza azy ho Kristy, ilay atsy ambadika miresaka ny "famantarana nomen'i Kristy"



Ka lé famantarana izany no tena zava-dehibe?...
Hoy i Jesoa izay mandra-pahoviana no iandrandranareo
famantarana?....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0897