Dia i Ravalomananareo ve no filoha mendrika indrindra?
21. fijo
(
08/02/2007 23:22)
be ny lalana vita tamin'ny andron'i tsiranana,fa tsy nahavita toa izao misy ankehitriny izao izy.
tsy ravalo no nanao ny banky foibe.mazava hoazy izany.fa izy taty aoriana vao tonga.fa tamin'ny andron'i tsiranana tsy nisy izany fa ny frantsay no nitantana ny volan'ny gasy.izany hoe toa ny zaza isika,ka rehefa mil avola dia :"omeo mama an"
zafy ve????iny no filoha vendrana indrindra tao mada,sady tsy mba nanana ny maha izy azy.raha iny sy ratsiraka no milatsaka,aleoko lavitra mifidy andratsiraka.

22. ronaldo09
(
09/02/2007 10:32)
Ny lalana Fort Dauphin -Ihosy aloha mbola tsy vita mandrak'ity ny androanay e!Nefa miankina amin'iny ny toekarenan'i Madagasikara!
Tana-Besalampy mbola tsy vita!
Maintirano-Tsiroanomandidy mbola tsy vita.
Tsy misy mahafa-po ahy aloha ny zava-bitan'io filoha amizao io toa ny teo ihany no narenina fa tsy de hoe nanamboatra !
Tana-Besalampy mbola tsy vita!
Maintirano-Tsiroanomandidy mbola tsy vita.
Tsy misy mahafa-po ahy aloha ny zava-bitan'io filoha amizao io toa ny teo ihany no narenina fa tsy de hoe nanamboatra !
23. lamie
(
09/02/2007 14:58)
sarotra be ny miresaka @ ry zalahy ato an!idée fixe!raha afangaro ny fankahalàna sy ny raison dia tsy mety e!tsy misy manao fanatisme eto fa réalité no tokony jerena!amiko tena mendrika ravalomanana satria zay rehetra nitondra nihinana ny vola sy nitsentsitra ny malagasy daholo,tsiranana sy zafy alàna fa tsy anoharana,ny 1,donto be, tsiranana indray mbola kolonia isika t@ androny,ary ny tsy fantatry ry zalahy dia ity:nisy fifanarahana t@ ravalo sy ratsiraka, ny fitondrana anie ka ifandimbiasana e!tsy miankina @ fiaviana fa izay vonona sy tia tanindrazana dia manolo-tena.ary aleo tsy miangatra isika fa betsaka ny fiovàna sy zava-bitan'i ravalomanana nohon'ny vitan-dratsiraka e!ny harenany ve no tenenina? efa nanana izy (tsy an'ny malagasy)alohan'ny nitondrany.
24. ronaldo09
(
09/02/2007 15:22)
Ianao no tsy manana raison ary tsy realiste fa fanatisme.Dia samy avy ao Tana dia tohano ny anao za na avy aiza na avy aiza ny asa vita no ifampitsarana!Za tsy AVI an!
25. xxx
(
09/02/2007 16:05)
tsy misy politika eto,!manara-baovao mitovy ihany isika,fa ny fanaratsina, ny fankahalana no tsy mety ataon'ialahy isany e!toa manao maso be tsy mahita,zahay aty tana aza tsy kivy, ianareo any lavitra any indray ty no manakivy anay.
26. Fiffi
(
09/02/2007 16:13)
ronaldo09:de mba jereo ange atsy ambadika atsy eh ! le vao navokan'i kitjo....hummm...
za na avy aiza na avy aiza ny asa vita no ifampitsarana!
27. fijo
(
09/02/2007 23:38)
ronaldo an,fa paris firy taona vao vita??????
za izao hafaka hiteny koa hoe "ny metro marseille St antoine tsy mbola vita.nefa io tanana ato marseille ihany.nefa inona no dikan'izay???filana vaniny fotsiny.efa manao izao.ary io tsy vita iray andro.25 taona mahery aza ny sasany teo.tsy nahavita ny lalana tamatave mahanoro akory.

29. ratonga
(
15/02/2007 10:20)
ary tena do_to mihi_tsy le ro_aldo k'ity:-w tena tsy azony lé egzempla nataol'ah ry fijo=))=))=))
30. ronaldo09
(
15/02/2007 11:48)
Ialahy mihitsy no donto sy vendrana ,nga miteny sinoa i fijo eto no tsy ho azoko fa hoy aho hoe paris aza atao ohatra !Ialahy no tena maivan-doha!!!
31. ratonga
(
15/02/2007 17:55)
fa manin paris no tsy azo atao ohatra, fomba fitenenana io ry ronaldo raha tsy ainao "Paris ne s'est pas fait en un jour" taon-jato maromaro izy vô tonga @ izy fantatra ankehitriny izao.
32. xxx
(
15/02/2007 18:00)
Dia i Ravalomananareo ve no filoha mendrika indrindra?Ireny ve no kandida, Ravalomanana no Mendrika indrindra ho filoha !!
34. xxx
(
17/02/2007 20:51)
ary tezitra kay mametraka dinika kapoka 1 mitovy @ eto @ serasera an!fa tsisy nanao combien,efa mivaha mitsy tezitra ka!