Dia i Ravalomananareo ve no filoha mendrika indrindra?
1. ronaldo09
(
05/02/2007 13:04)
Hatramizao dia ny fandokafana foana no ataonareo an-dravalonareo fa tsy mba aseho hoe inona no zava-bitany ary manao ahoana ny firenena ?Raha ny tantaran'i Madagasikara no atao jery todika dia i Tsiranana no filoha nahavita azy indrindra manaraka izay i Didier Ratsiraka .Fa vao tonga eo ity iray ity dia nitotongana ny firenena ary lasa faraidiny i Madagasikara ,ny nahatongavany teo dia ny hanosika ny orinasany fa tsy hampandroso!Lazaina fa vita ny lalana dia ny olona ve hihinana lalana ary ny lalana anie ka ny BIRD no mamatsy vola ary tsy maintsy hefaina izy io e!
Zao fotsiny ry zareo a! Tsy misy zava-ditany ilay ravalo fa reraka ny firenena ary mampalahelo ny toerana misy antsika raha resaka ara-toekarena no jerena !Aza faly manohana fotsiny fa ny hoavintsika no jereo .Tsy mahavita azy Ravalo marary i Madagasikara ary tsy vitan'izay fa tsy demokraty i Ravalo satria izay manohitra azy tsy tantiny fa enjehiny !
Ovay ny famindra tsy toerana ho azy mihitsy ny filoham-pirenena!!!!

novalian'i xxx ny 17/02/2007 20:51
2. Fiffi
(
05/02/2007 13:09)
ronaldo09::-w:-w:-w siora @ zany ve enao ? Ratsiraka hoe eh ? :-w:-w :{:{:{ zay nanitsoka an'i m/car tao anatin'ny zay fara maizina indrindra zao ?
Hatramizao dia ny fandokafana foana no ataonareo an-dravalonareo fa tsy mba aseho hoe inona no zava-bitany ary manao ahoana ny firenena ?Raha ny tantaran'i Madagasikara no atao jery todika dia i Tsiranana no filoha nahavita azy indrindra manaraka izay i Didier Ratsiraka .
Mba jereo kosa ary aloha ny zavatra nataon'ny Ravalomanana nandritrin'ny 4 taona de hataovy ny comparaison @ zavatra vitan'i Ratsiraka nandritrin'ny firy taona ? Aiza zao lery ? mihaina hummm....milay ....chateau....sns....fery beee ...fisy ny isan'ny gardes de corps miambina ny trano ? :-w:-w:-w
Inona no nahatonga an'i Ravalomanana voafidy indray ozy enao ?
3. ronaldo09
(
05/02/2007 13:15)
Tsy voafidy indray Ravalo fa nangala-bato!Dia omeo ary tanisao ny zava-bitany e!
4. Fiffi
(
05/02/2007 13:28)
hummm.....zavatra hita mivandravandra zao kosa hoe bdb ireo zava-bita eh !
heu....nangala-bato ahoana aza zany ? nisy kosa ange ireo observateurs nanara-maso an'iny fifidianana iny eh !
Na izany na tsy zany .....jereo koh aloha ny elanelan'ny vato azon'ny tsirairay.....
heu....nangala-bato ahoana aza zany ? nisy kosa ange ireo observateurs nanara-maso an'iny fifidianana iny eh !
Na izany na tsy zany .....jereo koh aloha ny elanelan'ny vato azon'ny tsirairay.....
6. Robert
(
05/02/2007 14:53)
ô Ry zalahy mpanohitra eto @ serasera, mba ataovy matotra sy maro-pototra ny resaka atao.
Betsaka iany resaka ndeha teto izany taloha ny fifidianana: tsy mamely Ra-8, tsy tiany vahoaka tsony izy, hangala-bato izy raha lany....
Ny sasany izany de tena nilaza fa hisy korontana eto @ tanana aoriany ny 3 déc.
Mba manaova jery todika isika rehetra, ary ny tokony hatao de ny fampandrosoana an'ity tanindrazan-tsika..

7. Fiffi
(
05/02/2007 16:33)
Robert:na hoe handrika ny rà aorian'ny 3 desambra....soahiany fa tsy paiso ny vahoaka ary feno fahendrena......
Ny sasany izany de tena nilaza fa hisy korontana eto @ tanana aoriany ny 3 déc.
8. kelly13
(
05/02/2007 16:51)
inn no vitan-dratsirakao oe mba ho hita? ny famonoana oul teny iavoloha t@ 10 aout 91??? raha io alou d tena vitany tokou e, tssss
9. tianamalala
(
05/02/2007 17:18)
Mba hajanony amin'izay ny resaka fanaratsina ny mpitondra fa matoa izy lany teo dia fantatry ny olona fa nisy fandrosoana ny firenena .ary raha ny amin'ny Tsiranana indray no ho jerena dia angaha tsy fantatrao ry ronaldo fa nohon'ny habesahan'ny trosan'ny madagasikara indrindra no nanalan'ny vahoaka azy teo!!!!
Resaka hampadrosoana an'i Madagascar atao fa aza manenjika fotsiny e!!
Resaka hampadrosoana an'i Madagascar atao fa aza manenjika fotsiny e!!
10. piste
(
05/02/2007 21:29)
Ny pbl dia na nianatra aza ny Malagasy sasany dia ny fo no mbola mibaiko azy, ka izay no mahadiso ny lòjika. Tsy voatery rationnel ny safidy eto amintsika. Raha izao fahantrana mahazo ny Gasy izao aloha dia tsy tokony ho lany intsony le-8 é. Na dia ny lalana nimatimatesana aza ity dia efa simba sahady nefa vao firy taona fotsiny izay(jereo ny GAzety androany)no nanamboarana azy.
Ny olana faharoa dia mbola betsaka ihany koa ny tsy mahay taratasy indrindra ny any ambanivolo any, hany ka mora @ mpanao ronono an-tavy ny mandrebireby azy ireny.
Tsy Ra-8 irery aloha no tsy mamely fa na ny Opposition sasany koa dia tsy misy ilàna azy. Hitady toerana fotsiny no hanaovany Politika fa tsy misy fitiavana hanompo ny tanindrazana.
Fehiny : fotoana tokony hanovana ifotony @ ny fanaovana pòlitika izao. Rah tsy izany dia ho gidany lava izao ny firenentsika. Isika rehetra voakasik'izany.
Izay fa sao lava loatra.

11. bazylou
(
05/02/2007 23:52)
ilay izy anie mazava be hoe tsy maintsy izy no lany , zavatra ianao ve no sady mpahandro no serveur ary mpanasa vilia , izy koa no manao ny lalana rehetra ka mazava izy tsy manana contre poids mazava sady tsy te hiarika olon-kafa ny pokona ka mazava ho azy raha hanao izay daniny kibony hatrany izy!! Izao izao efa maty paika ny 3e mandat!!
12. piste
(
06/02/2007 01:04)
Raha miray hina ny Opposants ary raha manova toe-tsaina @ ilay voalazako etsy ambony dia hafahafa kokoa ny fandehan-javatra. Izany hoe : mba crédible eo imason'ny olona. Fa ry zalahy samy mandeha samy mitady ary ny sasany tsy menatra mamadika palitao raha sendra mba tolorana kely. Eee dia tsy tafa io, raha izay foana.
Na izany na tsy izany tokony hihetsika ihany koa ny hery hafa toy ny société civile sy ny sendikà, sns... fa tsy hiandry ny mpanao pòlitika efa tsy hanao raha.
Izay fa courage.
Na izany na tsy izany tokony hihetsika ihany koa ny hery hafa toy ny société civile sy ny sendikà, sns... fa tsy hiandry ny mpanao pòlitika efa tsy hanao raha.
Izay fa courage.
13. Fiffi
(
06/02/2007 06:55)
ny mahagaga ahy de zao: henjehina foana i Ravalomanana......lanin'ny vahoaka hiany nefa izy....matoa izy mbola eo de misy antony zany !
Ny sasany no tsy nahay niarahina....samy tia loatra ny tenany de nanandrana na de fantatra aza fa tsy ahitana vokany.....
Naninona nefa raha niaraka ? ny misaraka hono fasika...zay mitanbatra vato eh ! tsy adalan'ny Ntaolo no nilazainy an'io an !

14. ronaldo09
(
06/02/2007 11:21)
Ity fiffi ity dia manohana be fahatany f0otsiny ,zany hoe avy ao Tana izy dia avy ao koa Ravalomanana dia izay fa tsy mba manadihady hoe avy aiza ka hatraiza ny fanohanana!tsssssssss!!!!!!!!!!!!!!!!
16. paris10
(
06/02/2007 22:58)
tsy azo atao hoe mendrika indrindra fa "mendrika" htramin'izao,fa kosa tsy izy no nanao ny làlana fa ny minisitra no nanome ny asa ho ana societe mpanao làlana e!mpijery sy isan'ny mpandeha koa izy ka!
17. piste
(
07/02/2007 20:50)
Inona moa no andrefesantsika ny famendrehan'ireo mpitondra eto. Raha ny zava-bita dia tsy mbola Ra-8 velively. Rah fomb afitondrana di atsy mbola izy ihany koa satria tsy mahatanty loatra ny Demokrasia izy. Tsiranana angamba no azo lazaina ho mendrika indrindra. Ary na i Zafy aza mbola mandresy an-dra8.
18. fijo
(
07/02/2007 23:49)
ronaldo an,mba valio kely aho hoe.
-tamin'ny fitondran'iza no mba nahalala ny gasy fa misy lalana mazava sy malalaka tsara toa izao azo hiriariana??????(jereo ny by pass)
-BIRD no indramam bola ok,fa tamin'ny andron'i tsiranana,taiza no nitantana ny vola sy ny harinkaren'ny madagasikara???nanana banky foibe ve ny gasy tamin'iznay?????
-ratsiraka.raha tsy nisy io olona io,tsy toa izao madagasikara.

19. ronaldo09
(
08/02/2007 15:56)
Matoa aloha ry zokibe fijo Ratsiraka no naharitra indrindra teo dia misy antony!
T@ andron'i Tsiranana dia be dia be ny lalana vita razoky a!
Ny banky foibe koa aloha tsy t@ andron-dRavalo an!
Marina ny an'i piste fa na dia i Zafy aza mandresy an-dRavalo!!!
T@ andron'i Tsiranana dia be dia be ny lalana vita razoky a!
Ny banky foibe koa aloha tsy t@ andron-dRavalo an!
Marina ny an'i piste fa na dia i Zafy aza mandresy an-dRavalo!!!
20. paris10
(
08/02/2007 17:38)
ny fandrosoana no resahina eto,ra @ fo tsy miangatra dia tsisy ny tena mendrika,ny nahavita no nisy sy misy,otrinona ny vola nindramina nanaovana làlana,dpuis 72, nisy ve ny mba nahasoa zay vita ?kitoatoa no natao, nihemotra foana isika, sika koa sarotra asondrotra ange e!manaraka ny modernisation fa zay mitsangana angalarinan simbaina,dia ny mpitondra ve no hiambona an'i madagasikara isaky ny coins rehetra sao misy volera ?tsiranana zany kolonia e!tsy nahavita fa zay tian'ny frantsa no nataony,ratsiraka matoa teo ela dia tsy tia korontana ny gasy ary iza koa moa no nahavita nasolo azy teo?soa nisy iny 2002 iny ,tonga saina ihany ny gasy,saika novidin'i sophie tana,tsara aloha oe nisolo ny mpitondra fa ifandimbiasana koa ny fitondrana e!tsy jerena oe iza fa dia refa mahavita d basy