sipana lezika

41. kelly13 ( 05/02/2007 14:50)
:-D
42. diamondra27 ( 05/02/2007 15:53)
kelly13:

sipa maro² no fantatro fa sipana lezoka sy vadina lezoka fa tsy misy maditra zany ry zareo e, fitsarana ivelany dol no betsaka! ny lezoka celibataires no matetika b revy sy "maditra" sinon ze efa casés tsy voatery maditra, :°)



ka zay foana le izy ange e! le fijerin'ny manodidina no blem fa raha za aloha de tsy mirarah ze vavan'ny olona any fa ze mafinaritra ahy ihany no ataoko.
43. fasaly ( 05/02/2007 16:20)
ié! zay mahafinaritra ihany no hatao:-P tsy mila mifampiteny na mety na tsy mety ny hatao:roll::^):-P
44. fasaly ( 05/02/2007 16:21)
kelly: izaho koa mahalala fa tsy marina io ka!:°)
45. chakkakkely ( 05/02/2007 16:55)
za koa aza efa mba niaraka tam ireny koa koa , fa za toa hendry tsara sady toa mbola madio be ny passiporoko ;-), fa mety hoe vavan le tsy mahazaka koa angamba zany ka :D
46. fasaly ( 05/02/2007 19:15)
:-D:-D:-Dzà kalou tsy mahazka fa tsy manao vava anzany e!
47. xxx ( 07/02/2007 08:37)
Tsy misy sipa lezika zany é,ataovy au contraire kely resatsika eto we ra oul mpivavaka ndray miaraka l@le sipa de aoana?maditra ve izy sa aoana sa hendry!Ny sipa kou angé tena tia bandy be morale é,fa tsy malemy²!fa reveko be le fiainana legionaire ra tia fiainana!satria manao fiainana fotsin natao zalah!Zà nahita tantarainy zalah,fa tena putin reny bandy legionnaire reny sady tia mivadika foana na de tiany be aza vadiny!
48. xxx ( 08/02/2007 14:52)
lezoka ve ? hihiihhih aoka fotsiny , ireny dia otrany ny lehilahy rehetra iany , fa marina koa alo ny lazain i xxx io ambony io eh teny tia fiainana ireny , ka zay tsy mahatanty miala eh
49. fijo ( 09/02/2007 06:15)
valiny
ny lezonera hono "matanjaka be"
dikany,ny sipana lezoka izany efa nijinja be,ka tsy misy mila intsony.
50. fasaly ( 09/02/2007 07:15)
kay kay kay ! izany ve ry fijo! tena mbola manafmafy be enao iany:-P
51. xxx ( 10/02/2007 14:18)
fijo , ka ra izany ange zany dia na le sipa koa aza tsy ho tia lehilahy tsy lezoka "matanjaka be" tsony eh , satria efa nahita ny tsirony tao ve dia andeha any aminy ny hafa malemileny hahita fiany tsony :-D:-D:-D:-D:-D
52. fijo ( 16/02/2007 22:59)
izay mihintsy.tsy tia lehilahy hafa izy,nefa tsy mahita lezoka,dia miditra aloha,fa vao mahita lezoka dia lasa.ka izay no tsy tian'ny bandy
53. chakkakkely ( 18/02/2007 19:02)
hay zany izy io
54. xxx ( 27/02/2007 13:26)
fijo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1186