sipana lezika

21. xxx ( 04/02/2007 20:34)
:-D
manoratra ho anao isaky ny iray minitra
miandry valiny aminao, ny maso foana no mipitra
22. simplex ( 04/02/2007 20:36)

nga misy vevavy manao lezika :-w
23. pissoa ( 04/02/2007 20:37)
simp =))=))=))
24. xxx ( 04/02/2007 20:39)
le fanontaniako ange tsy nisy namaly mintsy eh ,
lozan dry simplex miborosy nify moa koa
any ka adino le fanontaniana
25. xxx ( 04/02/2007 20:39)
sipa manao zezika no misy,

isaky ny vao mifoha ao am trano fisainana
26. simplex ( 04/02/2007 20:49)
ilaozan'i pissoa mimeme fa tsy mbo miara ory, omeo rambon-damba any alou fa tsssss :lol:

xxx1,
valiny mifanaraka @ fanotaniana:

* hainao le hiran'i bonnie Tyler iny, le bandy lezika manao hoe "total eclipse of my heart", d le sipana lezika manao hoe "turn around". Mazava ngambany, malaza mpiodina ny joba refa tsy eo ny bandy ;-) Tsy voatery ho marina foana akory fa ra tsy misy hi-repprocher-nao ny tenanao tsy hitako izay hivakianao bombina @ ze vavan'ny maty andrano;-)

* Hitanao le kofy boay ataon'ny joba hoe akoholahim-bohitra ireny, ny mifandraika @ zay @ vevavy no matetika fijerevan'ny bandy ny sipana lezika. Zany hoe: mpizara fanana :°)
mazava ngambany...

xxx2,
hay enao zegionnaire? :-w
27. xxx ( 04/02/2007 20:53)
mpizara fanana :roll:
28. simplex ( 04/02/2007 21:25)
ka mizara le izy refa tsy hita ny faktiora nandoavam-bola kou :roll::-D:-D

zao e, aza manao we za mitady lelah. Ny fitiavana tonga @ tsy ampoizina na koa mitsiry hoazy eny, sa ahoana? ;-)

aza kivy fa :D d ampy
:-*
29. xxx ( 04/02/2007 21:27)
ie za alo sipana lezika mintsy eh , dia ny manondidina ahy mitena ahy daholo hoe aza miaraka am iny tsony fa maty pasiporo sns , nefa za aza tia azy koa atoko aona , fa izy alo dia maditra eh , tena hoe "total eclipse of my heart mintsy , fa zay tia adala eh
30. fasaly ( 04/02/2007 21:30)
simplex:


fasaly,
tonga d lany za ;-)
siora doly eeee :°)8)8)

de afaka sipaina v zany lany lezika zany ry simplex,ireny matry no mafy toto:P:wink::^):-D


31. simplex ( 04/02/2007 21:36)

xxx,
tsy azoko tsony kle,
toi no lezika sa le sipa :-w

fasaly,
te ho faty pasipaoro?? :evil::roll::-D:-D
32. fasaly ( 04/02/2007 21:43)
:roll::roll::roll:simp zà tsy matahotra anzany fa renovéléna ndray raha maty ny pasipaoro:-D:-D:-D
33. pissoa ( 04/02/2007 21:46)
sady refa sipana lezika mety mahay manamboatra pasipaoro sandoka koa :-D:-D:-D

simplex:
ilaozan'i pissoa mimeme fa tsy mbo miara ory, omeo rambon-damba any alou fa tsssss

simp : miala tsiny e ! mime ihany ny haiko refa resa-pitiavana :°):-D:-D:-D
34. xxx ( 04/02/2007 21:47)
xxx> kay ny anao efa hita ny ... mbola itsahana ihany koa. Ny hevitry ny manodidina indray dia tsy ho voaovanao izany.
35. Fiffi ( 04/02/2007 21:51)
xxx:
hiihhi ka oainina be ange akia ry fiffi hoe hay koa kay i anona efa sipana lezika dia aleo manao xxx alo soa dia tsy mahazaka bandy eo tsony eh ;-)
zany an ? :)


36. simplex ( 04/02/2007 22:04)
fasaly,
mandany vola zany fa rovitina fotsiny le maloto iny ;-):°)8)8)

pissoa,
sao d pasipaoro sinoa zany vita sandoka zany kle :-D:-D
sady sary mi=)) no mivoaka any avy eo :b:°):roll::P
37. fasaly ( 05/02/2007 06:55)
simplex: tsy rovittina fa sasàna kely am rano tsavony kely de kosokosehina kely eo dia
madio indray e! fa ny lezoka wa milay mafy toto be reny:wink::-P:-P:-P:-D:-D
38. diamondra27 ( 05/02/2007 07:37)
mety hoe: tsy le sipa no maditra fa zany hoe: le image e!
ny antony dia tsy manana identité le legionnaire, tsy azo lazaina ny tena fihaviany, sekire. Dia izay sipa miaraka @ olona tahaka izany dia hafa ny andraisan'ny sasany azy.
Ny fiaraha-monina manko zatra ilay norme.
Le legionnaire koa tena mba mafy ady @ zavatra ataony: entrainement sns... voatrerona.
Ny sipa zatra niaraka taminy rehefa misaraka ry zareo zany de mitady choc choc foana satria efa zatra.
39. kelly13 ( 05/02/2007 14:03)
sipa maro² no fantatro fa sipana lezoka sy vadina lezoka fa tsy misy maditra zany ry zareo e, fitsarana ivelany dol no betsaka! ny lezoka celibataires no matetika b revy sy "maditra" sinon ze efa casés tsy voatery maditra, :°)
40. nikopol ( 05/02/2007 14:26)
tamiza lezika zao tsy naditra zany ny sipako, zay kalo no nolazainy e . zao efa tsy izy tsony za vao tsy aiko ze ataony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1875