Ahoana no fomba fanisana ny taona ao amin'ny baiboly?

21. pissoa ( 24/02/2007 08:30)
:-D:-D:-D

tsitako ko ze ilako hamaliana an'io ... fomba fitenin'olona mahatsiaro voa lava io ! refa mba atoro izy dia feheziny amin'ny hoe tsy fitiavana aza foana :-P:-D:-D:-D
niryna:
Lohateny : Re : Ireo olona mihevi-tena ho voa lava
Misy ny sasany kizitina ary misy ny sasany tsy manaiky ho diso na resy lahatra.
22. cutie ( 24/02/2007 17:07)
tsitako ko ze ilako hamaliana an'io ... fomba fitenin'olona mahatsiaro voa lava io ! refa mba atoro izy dia feheziny amin'ny hoe tsy fitiavana aza foana

:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2977