Ahoana no fomba fanisana ny taona ao amin'ny baiboly?

1. niryna ( 03/02/2007 18:49)
Voasoratra hoe nanana zanaka Noa tamin'izy 500 taona.
Maty izy 950 taona.Ahoana no fomba fanisana izany moa ve mitovy amin'ny andro ankehitriny ihany sa hafa ?
Misaotra betsaka:P
niryna
novalian'i cutie ny 24/02/2007 17:07
2. jimna ( 05/02/2007 10:45)
tena mitovy ny andro ankehitriny fa tsy miova, satria t@izany dia mbola akaikin'ny andro nahatataterahana ny olombelona t@izany ka afaka niaina nandritra ny arivo taona latsaka kely!! fa isika izao dia efa lavitra ny andro nahataterahana hany ka 80 na 70 ny andro iainan'ny olona @ izao fotoana izao!!
3. methode ( 06/02/2007 18:47)
Tsy mazava amiko aloha hoe inona no idiran'ilay lohahevitra io amin'ny vavolombelona e? Tsy tokony any ami'ny lohahevitra hafa ve no misy azy? MIandry valin-teny aho mialoha ny hamindrana azy!!
4. booboo ( 06/02/2007 21:13)
hihihihi zà vao saika hanontany

hoe inona no idiran'ilay lohahevitra io amin'ny vavolombelona
5. cutie ( 06/02/2007 23:38)
ka mety manontany koa izy we iza no efa nanisa taona tao koa, mijoroa vavolombelona :-D
6. tywa68 ( 07/02/2007 09:13)
voalazan'i cutie :-D:-D:-D
7. niryna ( 08/02/2007 18:37)
methode:

Tsy mazava amiko aloha hoe inona no idiran'ilay lohahevitra io amin'ny vavolombelona e? Tsy tokony any ami'ny lohahevitra hafa ve no misy azy? MIandry valin-teny aho mialoha ny hamindrana azy!!

vavolombelona koa dia anisany zavatra iray hijoroana ny zava-misy koa izany no nahatonga ahy hiteny ity ato.

8. niryna ( 09/02/2007 08:27)
Valio amin'izay ary ry methode a misaotra betsaka
9. methode ( 13/02/2007 10:36)
Tsy mbola mazava ilay fanazavana! Ny resaka mahakasika Baiboly amiko dia tokony any amin'ny resaka fivavahana sy finoana.
Raha io valin-teny io dia ho lasa ato amin'ny vavolombelona daholo ny lohateny rehetra!
10. cutie ( 13/02/2007 15:52)
mba afindrao moa izy io ry methode fa aza be tafasiry e :wink:
11. xxx ( 13/02/2007 16:59)
ary hataon'i niryna ato @ vavolombelona daholo zao rehetra zao ! ny fanisana taona , ny Moa ve atao tsianjery ny fivavahana , Filokana.Maika ahazo volana haingana ary hanampy ny fiangonana , Tiava ny fahavalona , sns........
Tsy hay intsony zay fivavahana sy finoana sy ny vavolombelona :-w:-w:-w mahazendana ....
12. xxx ( 16/02/2007 07:50)
xxx:

Nanaraka ny dinika rehetra aho izay vao tena hitako mivaingana ny tsy fitiavanao an'ity mpanompon'Andriamanitra.Tsy nanao teny na fanaratsiana anao mihitsy izy kanefa toa voatsikeranao hatramin'ny ao anaty vilany? vavolombelona iray ihany azo hitenenana ny marina tao amin'ny olona iray ka mijoro milaza ny marina ilay olona.Aza manenji-dresy ry xxx a.Toerana fandalovana ity fa raha hijanona hiaraka ny satana ianao dia enjeho foana ny fivavahana.Efa ela io,tsy ho voatapinao mihitsy ny domy

13. pissoa ( 16/02/2007 19:22)
Ny an'i xxx indray dia tena voafehy mihitsy ny fijeriny. Fa maninona izy raha manao fanamarihana toy io izao ? Raha ataon'i Niryna any amin'ny Hatsikana sy Lalao ve ny resaka Fivavahana dia niteny i xxx sa tsia hoe hatsikana ito fa tsy fivavahana ? Na nataony tao amin'ny Fiarakodia, nefa ny fanontaniana hoe ohatra Iza moa Jesosy ? Fanamarihana toy izany io ataony io fa aza mora mitsaratsara olona ianareo Kristianina be itony. Inona no manenji-dresy amin'io teniny io ? Tsy azo ahitsy nga ny Niryna ?
14. Fiffi ( 16/02/2007 22:16)
Mpandefa : methode [ Valio ] 13-02-2007 11:36:24
Lohateny : Re : Ahoana no fomba fanisana ny taona ao amin'ny baiboly?
Tsy mbola mazava ilay fanazavana! Ny resaka mahakasika Baiboly amiko dia tokony any amin'ny resaka fivavahana sy finoana.
io aloha de tena marina......
Mpandefa : cutie [ Valio ] 13-02-2007 16:52:43
Lohateny : Re : Ahoana no fomba fanisana ny taona ao amin'ny baiboly?
mba afindrao moa izy io ry methode
de jereo koh io fa tsy tokony ato zany io dinika io...
Mpandefa : xxx [ Valio ] 13-02-2007 17:59:53
Lohateny : Re : Ahoana no fomba fanisana ny taona ao amin'ny baiboly?
ary hataon'i niryna ato @ vavolombelona daholo zao rehetra zao ! ny fanisana taona , ny Moa ve atao tsianjery ny fivavahana , Filokana.Maika ahazo volana haingana ary hanampy ny fiangonana , Tiava ny fahavalona , sns........
Tsy hay intsony zay fivavahana sy finoana sy ny vavolombelona
tsy hitako zay mahadiso an'i xxx @ zao....
Nanaraka ny dinika rehetra aho izay vao tena hitako mivaingana ny tsy fitiavanao an'ity mpanompon'Andriamanitra.Tsy nanao teny na fanaratsiana anao mihitsy izy kanefa toa voatsikeranao hatramin'ny ao anaty vilany? vavolombelona iray ihany azo hitenenana ny marina tao amin'ny olona iray ka mijoro milaza ny marina ilay olona.Aza manenji-dresy ry xxx a.Toerana fandalovana ity fa raha hijanona hiaraka ny satana ianao dia enjeho foana ny fivavahana.Efa ela io,tsy ho voatapinao mihitsy ny domy
nefa de xxx milaza ny marina indray no voahenjika ?
Fa maninona izy raha manao fanamarihana toy io izao ? Raha ataon'i Niryna any amin'ny Hatsikana sy Lalao ve ny resaka Fivavahana dia niteny i xxx sa tsia hoe hatsikana ito fa tsy fivavahana ? Na nataony tao amin'ny Fiarakodia, nefa ny fanontaniana hoe ohatra Iza moa Jesosy ? Fanamarihana toy izany io ataony io fa aza mora mitsaratsara olona ianareo Kristianina be itony. Inona no manenji-dresy amin'io teniny io ? Tsy azo ahitsy nga ny Niryna ?
mihombon-k'hevitra tanteraka @ pissoa kosa aloha zah @ io an !
15. xxx ( 17/02/2007 11:25)
pissoa:
Inona no manenji-dresy amin'io teniny io ? Tsy azo ahitsy nga ny Niryna ?
ka i niryna hiany io xxx io!

16. xxx ( 17/02/2007 23:28)
=))=))=)):b
17. niryna ( 23/02/2007 03:02)
xxx:

xxx:

Nanaraka ny dinika rehetra aho izay vao tena hitako mivaingana ny tsy fitiavanao an'ity mpanompon'Andriamanitra.Tsy nanao teny na fanaratsiana anao mihitsy izy kanefa toa voatsikeranao hatramin'ny ao anaty vilany? vavolombelona iray ihany azo hitenenana ny marina tao amin'ny olona iray ka mijoro milaza ny marina ilay olona.Aza manenji-dresy ry xxx a.Toerana fandalovana ity fa raha hijanona hiaraka ny satana ianao dia enjeho foana ny fivavahana.Efa ela io,tsy ho voatapinao mihitsy ny domy

=D=D=D
Misaotra ry xxx a.Izaho indray dia tsy miraika amin'izany intsony.Vao maika aza aho faly misy mpanenjika satria fantako tanteraka fa miaraka amiko ny tompo.

18. pissoa ( 23/02/2007 17:08)
:-D:-D:-D

Tsy isaky ny misy "manenjika" (raha misy manenjika tokoa :-P ) isika dia "noho ny Tompo" izay ! Matetika dia ny fôkasy na ny fôpla ataontsika ihany no mahatonga antsika voaenjika. Mila mahay manetry tena sy manaiky fahadisoana isika vao afaka mahatsapa an'izany :-D
19. cutie ( 23/02/2007 18:08)
:-D:-D:-D:-D:-D
20. niryna ( 24/02/2007 06:40)
Pissoa,tsy voatery ho tia ahy na ianao daholo ny olona ,izany akory tsy tokony hampa-kivy,izy tenany aza tsy tiany koa ahoana moa no hitiavany ny olon-kafa.Teny tsy valiana io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5626