Mba omeo hery ny namana eto na efa lasa!
41. cutie
(
04/02/2007 20:29)
hesham sy ra cutie zao no tena amiko...
pissoa enje tsara an hihihihi
veloo
hafa ihany wa ny taloha niaraka t@ ndry ry mifenty sy ry bedada :):wink: sy ry sonwin :lol:
42. xxx
(
06/02/2007 07:22)
Hoan'izay taloha nanome hery sy nampianatra ny olona fiainana vaovao tato,misaotra azy ireo.Ho an'izay mbola ato hatramin'izay,mba efa niova ho tsara ve ianao,ary nianatra zavatra maro tsara tato,raha tsy izany dia very fotsiny ny fotoananao.Ho an'izay mbola ato,omeo hery ireo olona maro mbola te-hiditra,ampianaro torohevitra tsara sy mahasoa izy ireo fa aza dia variana mitsikera ny olon-kafa izay tsy ahitan-tombony
43. hery
(
06/02/2007 08:48)
Ho anareo izay efa lasa: Afa-doza? :-)
Ho anareo izay mbola eo: Mahari-pery? :-)
Ho anareo izay ho tonga: Midi-kizo? :-)
Izaho moa mba ho aiza... teto hatramin'izay dia mbola eto hatramin'izao ary mbola ho eto...
Tsiky dia ampy fotsiny :-)
Ho anareo izay mbola eo: Mahari-pery? :-)
Ho anareo izay ho tonga: Midi-kizo? :-)
Izaho moa mba ho aiza... teto hatramin'izay dia mbola eto hatramin'izao ary mbola ho eto...
Tsiky dia ampy fotsiny :-)
45. niryna
(
08/02/2007 07:00)
hery:
Ho anareo izay efa lasa: Afa-doza? :-)
Ho anareo izay mbola eo: Mahari-pery? :-)
Ho anareo izay ho tonga: Midi-kizo? :-)
Izaho moa mba ho aiza... teto hatramin'izay dia mbola eto hatramin'izao ary mbola ho eto...
Tsiky dia ampy fotsiny :-)
hery
47. niryna
(
10/02/2007 02:21)
Ny lasa mivoaka moramora nitondra fahoriana satria tsy tiany intsony matoa izy lasa.Misy hitsakotsakoany koa ary rehefa mahatsiaro izy fa diso dia miverina kely indray fa tsy ahafohy ny namana sa...:cry:iza koa no.
Ny eto mbola mitady fifaliana hatrany, hampihomehy ny sasany,ary hitady ny namana hifantoka ny toetra kely somary maningana.8O
Ny ho avy, tonga soa fa raisina an-tanamaro ato,ary dia hianatra zavatra tsy dia mbola fahita na faheno.Vahao ny fehikibo fa tsy maitsy misy mahatapa-tsinay anao foana ny adalanay rehetra ato8)8)8)8)