Mba omeo hery ny namana eto na efa lasa!
21. sitlo
(
02/02/2007 16:18)
kelly13 aloha: tsotra sady mampihomehy, tsotra be ohatra ireny latabatra azo ipasohana daomy ireny mihitsy. Fa ny tena masaka aminy dia pacifista gaigy vavy. (l)(l)
23. niryna
(
02/02/2007 16:32)
sitlo:
kelly13 aloha: tsotra sady mampihomehy, tsotra be ohatra ireny latabatra azo ipasohana daomy ireny mihitsy. Fa ny tena masaka aminy dia pacifista gaigy vavy. (l)(l)
Taiza sitlo fa ela tsy hita
24. sitlo
(
02/02/2007 16:34)
niryna> mbola sahirana namboly hazo fa mikajy ny tontolo iainana eh
(bilao io an)
(bilao io an)
26. sitlo
(
02/02/2007 16:50)
kelly> raha samy anaty akata ihany, iza no tianao kokoa tarzan sa rambo?
fa tohizako ny resaka, fasaly izao.
Mametraka sary foana dia amin'izay tsy mankaleo ny mandeha mijery sary. Mazoto miforum, dia mba serieuse indraindray nefa hita eny ihany hoe :-D matetika. Dia na ny firesany aza tonga dia fantatra hoe feminine be.

27. soanja
(
02/02/2007 17:44)
niryna:
Aiza i Soanja a Ny mahafinaritra ahy aminy dia mahita zavatra maro hitantaraina antsika foana izy
Niryna o> Inty aho vehivavin'i Madagasikara. Aoka ho tanteraka amiko araky ny tenin'ny Mpanjaka Ranavalona I. :-*:-*:-*
28. diamondra27
(
02/02/2007 20:32)
niryna:
sitlo:
de i kelly13 sy fasaly sy diams sy vale sy cutie sy pissoa sy strech sy miamiam sy mims be sy mandrak sy tezitra sy bazilou sy ratounga sy rariri sy bakobako2 sy simplex sy tslem sy samoana sy kitjo sy fijo sy lemenakely sy andrea sy ari.malala sy booboo sy solitikabe sy MTN sy nikopol sy lapino sy maditra sy patrick2002 sy exdadabe sy ... adinao
Ary be dia be ihany kay ny olona ato an.
Teneno hono ny hitiavanao azy ireo ry sitlo
ka tsy ho lany ve ny stilo(sytlo) raha hanoratana ny itiavana an'ireo
:D
29. diamondra27
(
02/02/2007 20:39)
za malahelo an'i marozevo sady efa ho anniversaire-ny atsy ho atsy.
Tena anisan'ny nampahery t@ fivavahana
de malahelo an'i herimiafina ihany koa fa izy indray sady manana hery no miafina lol:D
vazivazy fa ho an'izay tsy nahalala azy dia olona anisan'ny tena nahay niresaka teto, be vazivazy ary tena manana idée betsaka mahasoa. Tiako be ny fomba famaliny sady manana humour foana.Izy izany no tena pilote teto e!;-);-)
Vao tsy ela izy no hitako nandalo teto.
Le junior kely zao nampalahelo
aoka izay fa aleo hihaino ny sasany indray.
Raha vhv indray dia i Ja sy Veloo ary Jennyfer2 no tena mahafinaritra ahy

30. diamondra27
(
02/02/2007 20:45)
de misy ny olona mbola ato @izao fotoana izy fa tsy azo tenenina na lahy na vavy sao de midingin-drambo( misy tsy mahatanty humour ndray ao izao)
xxx: za rangah mba te-hilaza ny tena hevitro eto de tsy afaka miteny fa critique le izy , tssss!
nefa le critique mety mahasoa fa aleo hijanona ihany.
xxx: za rangah mba te-hilaza ny tena hevitro eto de tsy afaka miteny fa critique le izy , tssss!
nefa le critique mety mahasoa fa aleo hijanona ihany.
31. fijo
(
02/02/2007 22:56)
za raha hilaza ny hitiavako anareo rehetra eto mety tsy hovita na amin'ny herintaona aza ko
33. sitlo
(
03/02/2007 04:35)
diamondra27:
de misy ny olona mbola ato @izao fotoana izy fa tsy azo tenenina na lahy na vavy sao de midingin-drambo( misy tsy mahatanty humour ndray ao izao)
teneno diams fa za zany mba te hijery olona midingin-drambo.
34. niryna
(
03/02/2007 17:54)
sitlo:
diamondra27:
de misy ny olona mbola ato @izao fotoana izy fa tsy azo tenenina na lahy na vavy sao de midingin-drambo( misy tsy mahatanty humour ndray ao izao)
teneno diams fa za zany mba te hijery olona midingin-drambo.
ainga diamondra fa tsy mahandry sitlo a
35. Veloo
(
04/02/2007 17:47)
Raha vhv indray dia i Ja sy Veloo ary Jennyfer2 no tena mahafinaritra ahy
o ry razaka oooooo kay mbola nisy nahatsiaro ihany izahay ato...
misaotra diams a:-*:-*:-*
za ko nankasitraka anjy... nahafinaritra ny taloha aleo angamba mihemotra manaja tena ankehitriny... tsy mitovy intsony aky a
i Jenn ko tsy itako intsony..
hesham sy ra cutie zao no tena :-*:-* amiko...
pissoa enje tsara an hihihihi
kelly13 a bisou beuuuuuuuu njy:-*
diams njy aloha dia tsy mihova ato oe mbola ilay manana positive attitude foana milay ka^:^^:^
36. xxx
(
04/02/2007 17:56)
Ie, hafa ny taloha :cry:
Nefa i Veloo laozany manao tsidi-pahitra fotsiny sisa, anjekaaaaky o :-D:-D:-D
zah henjy be foana ka, indraindray fotsiny mba fufume kely miaraka am'ledada :@:-P:-D
pissoa
Nefa i Veloo laozany manao tsidi-pahitra fotsiny sisa, anjekaaaaky o :-D:-D:-D
zah henjy be foana ka, indraindray fotsiny mba fufume kely miaraka am'ledada :@:-P:-D
pissoa
37. Veloo
(
04/02/2007 18:02)
:-D:-D:-*:-*:-* beuuu njy aky a
zay anie no hitiavako anjy e hihihiih
tandremo soa sepotra eo ary an:@:@:@:@:@
zay anie no hitiavako anjy e hihihiih
tandremo soa sepotra eo ary an:@:@:@:@:@
38. kelly13
(
04/02/2007 18:03)
bisou kou ankia veloo aaaa!!! mahatsiaro fôna za hihihi, crevety masika beuuu, hihihi, bonbon anglais, hahahaha, fermeture ny patalohako tsy nihidy d notenenin'i rasesika, njekaky ooooo, :oops: b za
39. diamondra27
(
04/02/2007 18:03)
sitlo:
diamondra27:
de misy ny olona mbola ato @izao fotoana izy fa tsy azo tenenina na lahy na vavy sao de midingin-drambo( misy tsy mahatanty humour ndray ao izao)
teneno diams fa za zany mba te hijery olona midingin-drambo.
ohatra we le ps xxx rehefa miteny zavatra hafa fa tsy mampiasa xxx @ resaka anonyme satria mety tsy tiany ho fantatra ny ps-ny; raha aseho dia fantan'ny olona hoe: hay ve zany ny blem an'iny olona iny e!nefa mba mila solution le olona
Kopy ve sitlo e!
rEfa mampiasa xxx de tokony @ resaka size confidentiel mitady vahaolana fa tsy aseho ny ps.
Ohatra we: ny size ahoana ry reto ny miteraka sous -X
40. diamondra27
(
04/02/2007 18:09)
Veloo:
Raha vhv indray dia i Ja sy Veloo ary Jennyfer2 no tena mahafinaritra ahy
o ry razaka oooooo kay mbola nisy nahatsiaro ihany izahay ato...
misaotra diams a:-*:-*:-*
za ko nankasitraka anjy... nahafinaritra ny taloha aleo angamba mihemotra manaja tena ankehitriny... tsy mitovy intsony aky a
i Jenn ko tsy itako intsony..
hesham sy ra cutie zao no tena :-*:-* amiko...
pissoa enje tsara an hihihihi
kelly13 a bisou beuuuuuuuu njy:-*
diams njy aloha dia tsy mihova ato oe mbola ilay manana positive attitude foana milay ka^:^^:^
veloo::-*:-*
c'est domazy akia nefa ny olona tahaka andry no ilaina eto a!
Tsy maninona akia fa za efa zay mihintsy a! mafy loha kely, ny olona foana no sasatra eo fa ny ahy refa mazava ny ao anaty saina de zay ihany.
Vita ny tiako lazaina de afa-po za. Misy ny faly de misy ny tezitra. Aiza koa moa no hisy olona hoe: tian'olona rehetra izy e!
POSITIVE foana e! efa latsaka tany @ faran'ny ambany fa nasondrotr'Andriamanitra e!
^:^^:^