Mampirafy ve?

21. nikopol ( 02/02/2007 12:21)
ilay texto aminy 12 alina aloha efa tsy mazava e ! mba teneno izy hoe mahaiza manafina tsara fa mankarara fo ahy ianao rehefa fantako fa misy texto amin'ny 12 alina.

fa io an'i fijo io mety ho marina, mety mba vacances d'hiver fotsiny ny azy, fa ny déclaration d'impot-ny mbola ao aminao ihany.
22. kantoirina ( 02/02/2007 13:34)
ka izaho izany hatao hiaritra ny adalany eo ve ry nikopol an? Tena tiako izy ary nisy ihany ny olona niaraka tamiko fa tsy mbola ni s'investir ohatran'ny taminy aho. Taloha izy nanana problème be(moral et financier), dia izaho no nanampy azy ary niady mafy mihitsy. Efa manana fiainana stable izahay izao ary tsy miambo aho fa grace amiko, dia izay izy vao miadaladala. Fantatro fa mety hoe mi-exiger zavatra betsaka azy aho compte tenu-ny passé-ny, nefa hitako normal satria tsy te hiara hirona anminy any @ ratsy aho.Misoroka aho mba tsy ho tody olana, nefa dia zavatra hafa no miseho.
23. chipie1 ( 02/02/2007 17:49)
marina oe (mety) adalany vadinao lé izy , fa lé sipa resahana , zay koa no hitako mety ...
24. Zina ( 02/02/2007 18:25)
kay efa itanao ny telefona dia resao ilay sipa..zay ko no itako ala-olana...
25. chakkakkely ( 02/02/2007 20:39)
ie resaho le sipa , soa koa mantsy le sipa tsy mahalala hoe efa manambady izy ,
26. xxx ( 02/02/2007 21:13)
Amiko aloha raha ny vahaolana de tokana ihany eh tsy misy afa tsy ny fifampiresahanareo mivady; raha ny momba an"le sipa adaboy satria zao mantsy raha hiala @le ray io izy tsy maintsy heo ahita hafa; hainao fa ny sipa @zao fotoana na efa manambady aza mbola hidirany any ka raha hiteny enao hoe za no vadiny mety efa kopy nge le sipa fa tsy mandraraha fa de mbola miaraka ihany eh!(ndeha atao hoe betsaka ny zavatra mety efa hain'ny le sipa izy efa manambady sns)refa tsy azo resahana ny vadinao de aza rarahiana aloha ; marina fa mafy zany sady mbola ezaka be!diniho ihany satrai mety zavatra betsaka no ho rava raha toa ka ho_tratrarinao le vadinao!samy olon_dehibe nareo de ataovy carte sur table de bon courage
27. fijo ( 03/02/2007 06:31)
saotra letsy niko an.hi hihi h
avelao izy wa mba hiasa ambadika kely fa homeny anao ihany anie ny zanany avy eo e
28. stneh ( 03/02/2007 11:49)
Omeo filing izy de ts miodina e! ataovy mintsy zay fika tsy iodinany fa tsy miodina zany tsony io... ra misy manahirana de anotanio manoakana a!...
29. Zina ( 04/02/2007 05:03)
kantoiriana a,
dia mba lazao anai oe retsy izay nataon-njy? raha niresaka t@ ilay kala ihany ndry.. sa tsy?
30. bozylove ( 04/02/2007 15:43)
Ny safidinao ihany e raha tsy te hisaraka enao , fa vonona hiaraka aminy na @ tsara sy ny ratsy dia tsy misy afatsy ny fifanazavana , na lasa ady aza e. Ny ady anie anisan'ny dialogue :lol: :*
Fitiavana ny anao ma toa enao saropiaro tsy tinao hifampirafesana; tinao ho anao irery izy.Tokony hanontany azy sy hanontany tena enao inona no antonny mety hampirafy azy?? Aza tonga dia miteny enao fa nampirafy izy , fa hanontanio hoe inona izao no mety hampirafy anao any ivelany raha misy izany???
Ny fitiavana koa anie tsy hoe ny toetra tsara ihany no hitiavana azy e , fa ny rehetra na toetra tsara na toetra ratsy e (il est tel qu'il est)!!!!
Nareo izany efa niady sy niaraka niary; enao no nahatonga azy tafita aza avela lasan'ny sasany e!! , ataovy izay hitazomana azy hihihi :-p ay nao ve inona koa no hitazoman'ny lehilahy :-D
Ento ampitiavana e , zavatra atao ampitiavana mande ho azy. LOVE (l) LOVE
31. pimaso ( 05/02/2007 07:23)
Ny tentation manodidina sy mialokaloka eny anoloanay lhl eny foana, fa tena mijouer rôle regulateur mihitsy ny vady,
ny vadiko dia manome soso-kevitra ahy foana isak'iny mijerijery ireny vhv bombebombe ireny a,
raha miaraka amin'iny ianao dia mety izao no mahazo anao sy ny fiainantsika,
tena tonga dia mifitsaka ohatriny sakakely mihitsy ny bandy,
ary raha vao manipy gant enao vhv io dia ho soavaly tapakofehy razoky,
Ny tiako ho ampiataina @ kantoirina izany dia "Vas jusqu'au bout, fa ny lhl sady miodina no mianalyser ihany koa hoe : hafa ihany Rafotsy, tsy mahatoky sipa hiarahana izany ny bandy, fa MAdame any antrano azo antoka @ lafiny rehetra , surtout ara-bola, "
ny sipakely anie matoa misisika @ bandy manambady dia : efa stable le bandy @ lafiny rehetra e! efa matoy, ka tonga dia ny maminy avy hatrany no tadiaviny fa tsy ny hodiny mangidy akory,
ny Vola ampirimo tsara daholo , fa rehefa maina be razoky , leo ho azy eo le jobakely"
Hevitri ny maro mahataka davitra ,
Misaotra tompoko
32. kantoirina ( 05/02/2007 12:14)
Nifampiresaka izahay dia nanaiky izy fa nihaona matetika @ ilay vehivavy ary natory tany mihitsy fa mi jurer fa tsy nisy n'inona na inona niseho. Tys haiko aloha e! Tys niantso ila y vehivavy aho fa izy no noteneniko hoe antsovy eo imasoko izy dia hitako eo izay fihetsikareo dia tsy nety izy dia no composer-ko ny numn'ilay sipa de noraisina ihany fa vao hitan'ila sipa hoe num-ny dia novoiny ny tel-ny dia tsy nampiretiny intsony. Mety niady angamba rizareo.Mbola tsy naka décision aho fa mbola mieritreritra. Tena tiako izy ary mampalahelo ahy ny zanako 2ans fa tsy fantatro hoe hanana hery hi pardonner azy aho ve . Isaky ny mijery azy aho dia mi imaginer andrizareo. Izy aloha efa ni promettre fa tsy hanana contact @'ilay sipa sady hanao izay hahasambatra anay ary mifona noho ny ambiguité-ny relation-ny.
33. lamie ( 05/02/2007 20:37)
tsy nisy fitenenana hoe na @ famitahana t@ nanao serment tery @ alitara e!refa tsy mahavita azy ny bandy dia mampirafy, leo ny miadana e!ary ny zvtr angalarina hono mamy nefa fahotana io,raha @ toeranao aho ry bavy dia teneno ilay kala fa mpangalatra ny tsy azy,samy manota ny vadinao sy izy,ary mety hanimba zvtr ny fiarahandry zareo ka mandraisa hevitra, avy dia tsindrony @ voamasony, tsy azo ekena izao ataony izao
34. lamie ( 05/02/2007 20:46)
aza dia mampijaly tena ianao, tsy misy izany lehilahy sy vehivavy miara-matory dia tsy hanao ninoninona fa hiresaka??bandy no miteny aminao fa satrin'ny bandy aza misy azo rebirebena e!ny tena mampalahelo dia raha vao vehivavy hafa nohon'ny vadiny ny bandy, moa raha ny vavy manidina koa dia rempotra sady ny vadiny no aratsiny, tandremo fa ny lehilahy manao io dia lâche,ny an'ny tena ihany no ampijaliana , fa ny vehivavy koa tokony manaja tena sy izay sahaza no jerena fa tsy maka ny tsy an'ny tena e!mila entretien ny fitiavana ao antokatrano ao fa aza dia mandefitra be fahatany e!
35. andrea ( 06/02/2007 12:20)
kantoirina> odray ry kanto .. efa lasa lavitra be ilay resakareo roa kay..
Ianao tsotra loatra: mamela ny vadinao manana namana manokana .. no sady tsy te hanana olona amin'ilay vehivavy .
Dia na ianao mino ny zavatra lazain'ny vadinao hoe namana fotsiny (dia hadinoy ny sms alina, izy matory any amin'ilay vhv,..,) raha izay dia tsy maintsy miezaka mi-pardonner ny vadinao ianao. Na izany aza faizo fa manjary ataony fanao..
Izaho manokana aloha tsy mahavita eee !!! ary mety reglé daholo ny problème raha miresaka mivantana any amin'ilay vehivahy ...

Ary tsy hoe akory hoe rehefa miteraka dia vita ny fiainana ka tsy maintsy manaiky izay hadalana ataon'ny lehilahy .. mino za we afaka mi-comprendre ny zanako rehefa lehibe afaka hazavaina we : misaraka i Papa sy Mama satria "tsy afaka miara-monina ary tsy sambatra i mama teo akaikin'ny dada" ..
36. chipie1 ( 06/02/2007 16:03)
kantoirina > sarotra be ny manatelina anizany histoire zany fa resaho foana lé sipa ,en plus lé sipa zany mahakobo oé manambady lé bandy :{
37. xxx ( 06/02/2007 16:19)
kantoirina:

Nifampiresaka izahay dia nanaiky izy fa nihaona matetika @ ilay vehivavy ary natory tany mihitsy fa mi jurer fa tsy nisy n'inona na inona niseho. Tys haiko aloha e! Tys niantso ila y vehivavy aho fa izy no noteneniko hoe antsovy eo imasoko izy dia hitako eo izay fihetsikareo dia tsy nety izy dia no composer-ko ny numn'ilay sipa de noraisina ihany fa vao hitan'ila sipa hoe num-ny dia novoiny ny tel-ny dia tsy nampiretiny intsony. Mety niady angamba rizareo.Mbola tsy naka décision aho fa mbola mieritreritra. Tena tiako izy ary mampalahelo ahy ny zanako 2ans fa tsy fantatro hoe hanana hery hi pardonner azy aho ve . Isaky ny mijery azy aho dia mi imaginer andrizareo. Izy aloha efa ni promettre fa tsy hanana contact @'ilay sipa sady hanao izay hahasambatra anay ary mifona noho ny ambiguité-ny relation-ny.

Sarotra raha izany. Hita amin'ny soratrao nefa fa te hi-pardonner ianao, efa bon signe izay fa ho ampy tokoa ve ny hery ? Araho vavaka hatrany, dia aza heverina ho hadalana raha te hi-pardonner ianao. Tsara izany, ary tsy olona betsaka no mahavita izany ka tokony ho fier be ianao.
Hevitra kely : Raha sarotra be ilay mamela rehefa mijery ilay vadinao, dia fomba hafa hijerena ny olana. Ianao indray jerena. Ataovy challenge (ady) amin'ny tenanao ny famelana azy, dia hikiry ianao ny handresy ary faly be rehefa tena mandresy tokoa ;) Hevitra ihany iny fa mahereza hatrany :-*
38. paris10 ( 06/02/2007 22:39)
dia oe nanao papa sy mama ve ry zareo t@ iny alina iny?aza manaiky kanjo ry kantoirina fa teneno lay sipa dia ataovy m..... a!ny vadinao koa teneno fa mivarotra saka be voamaso aminao a!tsy rariny kosa e! sendra ny olona tsara nedala dia manao adalana ao!nefa le sipa zao tsy tsara noho ianao kory!
39. kantoirina ( 08/02/2007 16:30)
Misaotra anareo rehetra mampahery. Mitomany aho eto am-pamakiana ny hafatrareo tsirairay.Efa ni pardonner azy aho fa noteneniko izy hoe indray mandeha ihany ary dernière chance ity dia ho hita eo. Tena te hiantso ilay sipa aho fa tsy sahy, sady tsy hitako izay lazaina azy
40. paris10 ( 08/02/2007 18:03)
anontanio ra mahalala izy fa efa manambady ny olona iarahany,dia ianao no vadiny ka aza rebirebena ny vadin'olona sady efa manan-janaka,dia raha ilaina teneno aminy ny resakareo mivady e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081