ATOROY!Lazainy lé lhl fa ts mietsika ono fa miandry fotsiny

41. xxx ( 25/02/2007 14:10)
tsy naleo ihany ve nijanona virj lé!!! zao izy zao mety histile hoe vitako ilay sipa.:oops::-P
42. xxx ( 25/02/2007 14:12)
jereo ny fandihan'i Shakira d ataovy otran'iny d asio feo koa manaraka azy fa tsy hiala am ndry intsony zany bandy zany.:D
43. bolidah ( 25/02/2007 16:31)
mba ataovy ihany ny fanaon'ny olona:-*:-*:-*de inona marina kay le 8 fa tsy mbolo koboko koa:roll::wink::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3226