ATOROY!Lazainy lé lhl fa ts mietsika ono fa miandry fotsiny

21. ari.malala ( 31/01/2007 06:42)
booboo, nji ty tena reine des tortures mntsy an! =))=))=))=))=))
22. tywa68 ( 31/01/2007 09:10)
ari.malala : :-D:-D
23. vale ( 31/01/2007 21:22)
cutie: ie, mety miaraka @ daka konkoa! :lol::°)
24. cutie ( 01/02/2007 00:01)
:-D
25. fijo ( 01/02/2007 06:14)
le mihetsika ry X dia mba mitsena ny azy rehefa miditra izy.izay no tiany lazaina,fa ndry moa ohatra ahy"mbola virja ka tsy homena tsiny.saingy io koa le bandy no tokony hampianatra andry miadana,fa tsy avy dia ahay hi squirt dia ny voalohany eo akory.
26. ari.malala ( 01/02/2007 07:12)
hehehe, anjoany za vo naheno anzany mi squirt fa in zany ry fijo virja mahay raha a!
27. fijo ( 01/02/2007 23:56)
izay le famakiana boky ry ari an,mi squirt de le mamoaka rano be ireny le sipa
28. diamondra27 ( 02/02/2007 00:21)
asaivo mandroso @ lalindalina akia izy dia lazao hoe: midira @ fifalian'ny tomponao:}:}

:-D
29. ari.malala ( 05/02/2007 15:01)
fijo, ary mety haka cours any aminao iany za ty ra zany ktyyyy! cours teorika iany nefa fa za mataotra pratika ko! asdy sao de bedin'i ... le efa hainoa e;)
30. vegas ( 05/02/2007 15:34)
xxx> ataovy manao soratra JE T'AIME ny valahanao refa eo amboniny. Manaova entrainement aloha eo ambonin'io seza ipetrahanao io de sady mamaky forum. Ahetseo ny fitombenana de ampanoraty JE T'AIME.
Any aminy amizay ny application fa minoa ahy enao fa ahazo bravo :-D
31. ari.malala ( 06/02/2007 12:17)
mety v zany ry vegas?
32. vegas ( 06/02/2007 13:07)
Mety be mintsy ko! Otran'ireny anaovako anao reny iany lol, amin'ny stylo-beako hihihhi
33. xxx ( 06/02/2007 15:56)
stylo be ngà hono ...:-D
34. vegas ( 06/02/2007 16:10)
ie stylo be encre fotsy :^):^):^)
35. chipie1 ( 07/02/2007 14:14)
aona no hanaovana anlé faingo miantona amlé je t' aime zany ry vegas ?:-D:-D
36. vegas ( 07/02/2007 19:22)
chipie1> somary tsengoana kely ko. hihihi.
37. kama ( 08/02/2007 07:25)
izao ry xxx a! raha toa ka lazain'ny sipanao ianao fa hoe tsy mihetsika dia izao e, ary ny fahitako anao dia vao sambany angamba ianao vao nanao rapport, tokony hatoronao azy ny faritra mety ahazoanao fahafinaretana eo @ vatanao, aza menatra mifampiresaka ianareo, tsy hoe vitan'ny safosafo fotsiny fa mety koa hoe misy position hafa mety ahazoanao fy

38. ari.malala ( 12/02/2007 15:33)
vegas, hihihi, hay toko mooo!!!!
39. lektsolo ( 12/02/2007 17:11)
Mampalahelo ianao,efa hisaraka aminao izy satria efa azony ny tadiaviny aminao.Tandremo sao ataony siligaoma ianao ka refa tapitra ny mamy de arorany.Efa maro ny otr'izany.Avis aux amateurs.:(:roll:(l)
40. xxx ( 18/02/2007 13:30)
zao e!aza miandry darohana zany foana fa manjary tsy mahatamana an'ilay sipanao inao fa mba mihetsiketsika otrany hoe manao kaouitre e!de mba asio feony koa fa tsy vitany hoe mihetsika fotsiny fa raha tsy misy feony io dia zavapona ihany kou a!ampiresahaho izy hoe!ela letsy mahay manao ohatra ny ahy zany a!lazao azy hoe zah letsy tsy mahita olona tiko otranla ty mitsy e!sns sns e!de ho hitanla fa ho tamana aminao izy no sady tsy ahay mijery sipa any antany hafa any zany :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081