hitanareo ve ilay kaomety t@ herinandro?
1. LazaDaddy
(
29/01/2007 23:34)
Nandeha nanarato "crabes" aho tamin'iny alina iny saingy varian-dresaka sy nandinika ilay kaomety (raomantika :-D ). Vokany dia tsy nahazo afa-tsy "crabe" iray (1) fotsiny nandritry ny alina iray manotolo :-D
Tsy takatra heverina ny halehiben'ny fahaizan'Andriamanitra. Deraina sy Isaorana ny Anarany fa dia talanjona hatr@ beantitra ka hatr@ zaza madinika.
Tsy takatra heverina ny halehiben'ny fahaizan'Andriamanitra. Deraina sy Isaorana ny Anarany fa dia talanjona hatr@ beantitra ka hatr@ zaza madinika.
novalian'i LazaDaddy ny 31/01/2007 23:28
3. kitjo
(
30/01/2007 03:08)
hay nisy koa tany?
ny taty tsy t@ herinandro fa t@ 07janv
tadidiko tsara satria za naka camera ny ankizy nanao basket dia nandalo ilay izy samy gaga dol zay fa za vendrana be fa lazaoko nitanaka nijery azy tsy voavelona ilay camera....

4. majesty
(
30/01/2007 09:15)
za tsy mba nahita kômety fa horohoron-tany no henoko t@ ty herinandro ty,ilay maraina vao nifoha t@ latsinainy iny.
5. ravoala
(
30/01/2007 10:11)
Hitako t@ télé tokoa io. fa tsy en direct akory.
Ary tokony nanao voeux ianao ry LazaDaddy mety mety nahazo crabes bdb tsy nahazaka indray aza :lol:.
Ary tokony nanao voeux ianao ry LazaDaddy mety mety nahazo crabes bdb tsy nahazaka indray aza :lol:.
10. dailynews
(
30/01/2007 18:53)
hihihi...kraby iray ???hihihihihi
fen'akoho manta hangalana azy fa ireny tia fen akoho be.
fen'akoho manta hangalana azy fa ireny tia fen akoho be.
11. cutie
(
30/01/2007 20:03)
LazaDaddy [ Valio ] 30-01-2007 13:28:53
Lohateny : Re : hitanareo ve ilay kaomety t@ herinandro?
ko raha tsy ADALA ko hanao voeux @ kintana!!!!
:-D:-D:-D:-D
12. LazaDaddy
(
30/01/2007 23:33)
dailynews:Varian-dresaka ny antony t@ iny e! Fa matetika mahazo eo @ 5 Kg eo izahay ka :wink: "lamb chops" no tena hitako tiany kokoa noho ny "chicken carcas"
hihihi...kraby iray ???hihihihihi fen'akoho manta hangalana azy fa ireny tia fen akoho be.
cutie> misy mitady ho lasa adalan'ny fihomehezana indray ato an? :-D
17. kitjo
(
31/01/2007 17:30)
fa ilay fanaratoana ve aloha sa iay kaomety no tena foto-kevitra tiana lazaina e..lol
19. LazaDaddy
(
31/01/2007 23:28)
diamondra27:
LD : de nanao voeux ve enao?
LazaDaddy:misy tokoa ny olona dia manao an'ireny komety sy tai-kintana ireny ho "andriamanitra kely" mihitsy. Ny gasy aza moa betsaka ny milaza azy ho Kristianina no minomino foana @ tranga toy izao:?
ko raha tsy ADALA ko hanao voeux @ kintana!!!!