fitiavana mampalahelo
25. sitlo
(
30/01/2007 19:16)
fiderana:
zah ary efa hors serie mihitsy, serie XYZ, tsy mbola nanambany olona izany, fa asaivo miezaka fotsiny izy fa tsy misy olona ambany sy ambony izany fa samy amin'azy jiaby.
serie any amin'ny 18 ny an'i fiderana.
26. sitlo
(
30/01/2007 19:17)
kitjo:
oadray! :roll:
za alolha Serie C fa toa tsitako oe inona moa no tokony ifanambaniana fa ny hainy koa aza misy tsy haiko...
Kay kitjo afaka baka ihany ny nihafarany?
28. Herimiafina
(
30/01/2007 21:49)
Zavatra tena misy io, ary tsy voatery ny Bac, sns ihany, satria ny sain'olombelona dia natao hitsinjara sy handanja ny zavatra rehetra tadiaviny.
Mandainga amiko izay miteny ny tenany ho tsy manana criteria amin'ny zavatra tiany, ny safidy tsinona dia mandeha amin'ny criteria daholo ary ny criteria dia miankina amin'ny kiltiora ny fanabeazana, traikefa , sns azon'ny tsirairay......
Ary rehefa tsy ao anatin'ilay criteria-ny ianao satria izy serie C, dia aleo izy hoa any satria zony izany, izay no mety ho mety aminy, fa ianao kosa mandehana mitady hafa tsaratsara kokoa (araka ny criteria-nao), ary ataoko fa ho afa-mpo ianao satria efa maro ny safidy, ny olombelona eto antany efa 6 miliara ary sinoa ny 2 miliara raha mirevy. :-D

29. sitlo
(
30/01/2007 22:40)
HM> nitsangana tamin'ny maty tamin'ny andro faha-dimy amby efapolo sy efa-jato.
30. Zina
(
31/01/2007 03:45)
Ary rehefa tsy ao anatin'ilay criteria-ny ianao satria izy serie C, dia aleo izy hoa any satria zony izany, izay no mety ho mety aminy
o ry HM fa angaha ilay kala tsy mba mahay manetry tena???? tsy makaiza sy lasa lavitra ny olona be ambo=po...
za tsy manaiky hihihi
31. kitjo
(
31/01/2007 05:01)
misy marina kely ihany ny an i HM k..
satria ilay fitsarana na fieritreretana ilay criteria io dia mivoaka ho azy ao an-tsaina ao ary mety tsy tonga saina ilay olona fa ny sainy manda foana...
sitlo> ngah hita e! nikofokofoka tao ka sempotra mihitsy ary afaka ihany....

32. patrick2002
(
31/01/2007 13:57)
stefy:
Misy ny vehivavy @zao fotoana no manabany lehilahy,satria manam-pahaizana izy.Ohatra hoe serie C ilay tovovavy,ahoana ny hevitrao @zany?
Ka ilay fitiavana amin'izao anie efa lutte contre l'egalité eh!, efa egalité de sex izao nolamaody ,ary dia niporofoiny razazavavy ,fa voa maitrisé-ny tsara ny taranja scientifique, izay natokana ho an'i lehilahy, dikany izany amiko dia ny manetsa-be mbola ho avy ,fa aza jerena @ maha-vehivavy azy izy ,elle est l'homme :{:{
34. lamie
(
03/02/2007 16:30)
ny fanahy no maha-olona,ary izay endrika rehetra ratsy dia tsy olona fa toetra fotsiny,aza mirefarefa ry zavavy manambany fa tsy mendrika atao ho vehivavy nanome aina ianao,tsy ny ambo no fahendrena fa ianao matiny no mampalahelo