fitiavana mampalahelo

1. stefy ( 29/01/2007 06:12)
Misy ny vehivavy @zao fotoana no manabany lehilahy,satria manam-pahaizana izy.Ohatra hoe serie C ilay tovovavy,ahoana ny hevitrao @zany?
répondu par tywa68 le 03/02/2007 20:22
2. malalatinasoa ( 29/01/2007 07:07)
Tsy zakany lohany ny maha-serie C azy na izay toerana tazominy..
Raha lehilahy tsy mieritreritra afatsy ny atory sy ny hinan-kanina aloha :twisted:, fa raha samy miezaka @ izay kely ananany sy hainy dia tsy itako izay antony ifanambaniana.
3. chipie1 ( 29/01/2007 14:33)
BAC serie C ve no hanambaniana lhl ry stefy ? mba ohatra hafa oe hatao e
4. xxx ( 29/01/2007 15:27)
fa na serie E aza izy dia tsy misy dikany raha eo fotsiny! Tsy mitondra mankaiza intsony ny Bacc raha izay no ao an-tsainy fa mbola be ireo eo amboniny.
Tsy toy ny t@ andron'ny nenibe intsony fa efa niova ary miova isan'andro. ny bacc izao efa toy ny c.p.e. taloha ka ilazao izy fa efa lany daty io.
5. fasaly ( 29/01/2007 16:07)
chipie1:

BAC serie C ve no hanambaniana lhl ry stefy ? mba ohatra hafa oe hatao e
:-D


6. bozylove ( 29/01/2007 18:34)
tsy misy ambony sy ambany izany ny olombelona na lahy na vavy e!! mitovy daolo samy manana atidoha misaina daolo :lol:
7. Lalah ( 29/01/2007 18:39)
Sao mba le lhl no complexE
8. simplex ( 29/01/2007 19:34)

normal ihany aloha ra complexE izy satria izy anie no tokony hi-impressioner an'le joba e.

Fa zany hoe, tsy d hitako loatra ze tena hoe mampatahotra @ sipa serie C :-w
9. xxx ( 29/01/2007 20:03)
ny azy zany adalana koa
10. sitlo ( 29/01/2007 21:44)
Niveau bacc ve dia mizesta manambany olona? Izay angamba no nahatonga ny fitenenana hoe ny tapany ihany no mihotsana.
11. jhouhlambout ( 30/01/2007 00:48)
zà zao série c :@
12. kitjo ( 30/01/2007 03:29)
oadray! :roll:
za alolha Serie C fa toa tsitako oe inona moa no tokony ifanambaniana fa ny hainy koa aza misy tsy haiko...
sady vao niveau bac v....:roll:
13. patrick2002 ( 30/01/2007 04:43)
za zao C.E.P.E fa izaho ambony ah! :-D:-D
14. sasa ( 30/01/2007 04:54)
:-D:-Dha ha ha ha za serie A fa tsy maintsy A aloha vao C ha hahahahaha:-D:-D
15. fiderana ( 30/01/2007 08:08)
zah ary efa hors serie mihitsy, serie XYZ, tsy mbola nanambany olona izany, fa asaivo miezaka fotsiny izy fa tsy misy olona ambany sy ambony izany fa samy amin'azy jiaby.^^
16. ari.malala ( 30/01/2007 13:07)
Fa inona loatra aza no ieritreretan'ny olona hoe ambony ny serie C! samy fahaizana no norantovina tany ampianarana ko! sady mitovy daolo anie ny series rehetra e! tsisy ambany sy ambony zany mintsy! sady marina mintsy koa ilay hoe ny Bac amzao efa tsy miteny tsony!
17. kitjo ( 30/01/2007 16:39)
mety lay sipa mitsy no manana complexe d mba hamonoany ny eritreriny dia ilay Bac C foan ano ataony ao antsaina hampiakarana morale!
18. tywa68 ( 30/01/2007 16:42)
stefy : f'angaha tena manampahaizana (sy miasa) lay olona série C ? :lol:
19. diamondra27 ( 30/01/2007 17:27)
raha tsy mahay langy ny serie C de aona?
20. exdadabe ( 30/01/2007 17:45)
d mianatra teny sinoa :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082