Vadin'i kaina???

1. xxx ( 29/01/2007 02:36)
Iza ny vadin'i kaina???
novalian'i niryna ny 06/02/2007 07:56
2. ndrena ( 29/01/2007 09:20)
Tsy asiana ady hevitra io ka.Ny anabaviny no vadiny.
3. prime ( 29/01/2007 10:13)
Fa naninona moa ilay vadiny?:lol::-D:-D
4. ndrena ( 29/01/2007 10:56)
Mazava ho azy zany ka
5. prime ( 29/01/2007 13:22)
ataon'i xxx inona ny vadin'i kaina e?:-D:-D
6. Fiffi ( 29/01/2007 14:59)
le Kaina rahalahin'i Abela ve io ?
7. xxx ( 29/01/2007 15:29)
Rehefa tsy voalaza ao anatin ny baiboly hoe iza no vadin i kaina dia inona no mbola handaniana rohindoha ny amin izany? betsaka ny zavatra mbola tokony ho fantatra anaty baibloly izay mampandroso kokoa.
8. xxx ( 29/01/2007 20:20)
Ka resaka fivavahana sy finona sy baiboly no eto de mba tiko ny hahalala ny vadin'i kaina koa inona no maharatsy izany??? Ny tiko lazana de oe mba fantatrareo ihany koa ve zany sa tsia, satria tsy nolazan'ny baiboly lay izy. Nahafa-po moa ny valinteny sy ny dinika ka dia misaotra ny mpandray anjara rehetra.
9. ndrena ( 30/01/2007 08:03)
Mazava zany iny ko../.
10. majesty ( 30/01/2007 09:20)
hampiasa saina ny @zay ho vadin'iKaina ve,dia mitondra inona aloha ny fahafantarana an'izany e, izy ary efa olona voaozona hatramin'ny taranany ,indrisy:(
11. ndrena ( 30/01/2007 12:00)
Ka ilay fanontaniana efa voavaly ka aleo mitady na miditra @ dinika hafa indray e
12. Zina ( 31/01/2007 03:08)
xxx [ Valio ] 29-01-2007 16:29:42
Lohateny : Re : Vadin'i kaina???
Rehefa tsy voalaza ao anatin ny baiboly hoe iza no vadin i kaina dia inona no mbola handaniana rohindoha ny amin izany? betsaka ny zavatra mbola tokony ho fantatra anaty baibloly izay mampandroso kokoa.

:wink:
13. niryna ( 06/02/2007 07:56)
xxx:

Ka resaka fivavahana sy finona sy baiboly no eto de mba tiko ny hahalala ny vadin'i kaina koa inona no maharatsy izany??? Ny tiko lazana de oe mba fantatrareo ihany koa ve zany sa tsia, satria tsy nolazan'ny baiboly lay izy. Nahafa-po moa ny valinteny sy ny dinika ka dia misaotra ny mpandray anjara rehetra.

Ny anabavin ihany no vadiny ry xx a ,tsy ao anaty baiboly io fa mbola vitsy ny olona ka nifampakavady ny mpihavana.Misaotra anao

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3107