Inona no ataoko???
1. xxx
(
25/01/2007 16:11)
"Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra" MATIO 3:2
"- Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho?
- Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao."
Asa 16:30-31.
Jereo eto:
http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/false_religions.htm
Kiranil.
fitiavana_namana@yahoo.com

novalian'i niryna ny 02/02/2007 23:13
4. xxx
(
25/01/2007 17:15)
Rehefa tena mibebaka noho ny fahotana vitanao ianao sy mino fa Jesosy irery ihany no afaka manome anao famelankeloka dia izao no teniny aminao:
Jaona 5:14 Rehefa afaka izany, dia hitan'i Jesosy teo an-kianjan'ny tempoly ralehilahy, ka hoy Izy taminy: Indro, efa sitrana hianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo.
"Aza manota intsony" hoy Izy.
Jaona 8:11 Dia hoy Jesosy: Izaho koa dia tsy manameloka anao; mandehana, ary amin'izao sisa izao dia aza manota intsony.
IKorintiana 15:34 Mifohaza tsara, ary aza manota; fa ny sasany tsy manana ny fahalalana an'Andriamanitra;
Dia izao koa:
Jaona 14:21 hoy i Jesoy: Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.
inona no izany didy izany?
"Mpampianatra ô, ny didy manao ahoana moa no lehibe ao amin'ny lalàna?
Dia hoy Jesosy taminy: "Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra" ( Deo.6.5).
Izany no didy lehibe sady voalohany.
Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" ( Lev.19.18).
Izany didy roa izany no ihantonan'ny lalàna rehetra sy ny mpaminany." Matio 22:36
>> Manaiky ny fitarihin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra, mila tia sy manaja ary mianatra ny Soratra Masina isan'andro ahafantarana ny tena sitrapony. satria raha maha diso-hevitra ny tsy fahafantaranao ny Soratra Masina. jereo ny tenin'i Jesosy:
"Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra".
Jereo eto raha tsy manana Baiboly ianao: http://www.baiboly.org
misaotra indrindra.
kiranil.

5. booboo
(
25/01/2007 17:18)
Kiranil > tsy mahazo atao ny manao xxx nefa manasonia avy teo. Ao @ fepetra mifehy ny forum zany :wink:
6. kiranil
(
25/01/2007 18:29)
booboo> miala tsiny ary booboo a :°)
"Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra" MATIO 3:2
"- Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho?
- Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao."
Asa 16:30-31.
Jereo eto:
http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/false_religions.htm
***************
Rehefa tena mibebaka noho ny fahotana vitanao ianao sy mino fa Jesosy irery ihany no afaka manome anao famelankeloka dia izao no teniny aminao:
Jaona 5:14 Rehefa afaka izany, dia hitan'i Jesosy teo an-kianjan'ny tempoly ralehilahy, ka hoy Izy taminy: Indro, efa sitrana hianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo.
"Aza manota intsony" hoy Izy.
Jaona 8:11 Dia hoy Jesosy: Izaho koa dia tsy manameloka anao; mandehana, ary amin'izao sisa izao dia aza manota intsony.
IKorintiana 15:34 Mifohaza tsara, ary aza manota; fa ny sasany tsy manana ny fahalalana an'Andriamanitra;
Dia izao koa:
Jaona 14:21 hoy i Jesoy: Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.
inona no izany didy izany?
"Mpampianatra ô, ny didy manao ahoana moa no lehibe ao amin'ny lalàna?
Dia hoy Jesosy taminy: "Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra" ( Deo.6.5).
Izany no didy lehibe sady voalohany.
Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" ( Lev.19.1.
Izany didy roa izany no ihantonan'ny lalàna rehetra sy ny mpaminany." Matio 22:36
>> Manaiky ny fitarihin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra, mila tia sy manaja ary mianatra ny Soratra Masina isan'andro ahafantarana ny tena sitrapony. satria raha maha diso-hevitra ny tsy fahafantaranao ny Soratra Masina. jereo ny tenin'i Jesosy:
"Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra".
Jereo eto raha tsy manana Baiboly ianao: http://www.baiboly.org
misaotra indrindra.
kiranil.
8. niryna
(
02/02/2007 23:08)
booboo:
Kiranil > tsy mahazo atao ny manao xxx nefa manasonia avy teo. Ao @ fepetra mifehy ny forum zany :wink:
=))=))=))Nilaza ny marina izy booboo a fa tena tao amin'ny fony tanteraka ny hiresaka io saingy manahirana ny manonona anarana eto fa tonga dia miakatrafo ny olona,efa voa matetika aho vao tonga saina kanefa aho tsy ampiasa xxx
10. niryna
(
02/02/2007 23:13)
xxx:
"Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra" MATIO 3:2
"- Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho?
- Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao."
Asa 16:30-31.
Jereo eto:
http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/false_religions.htm
Kiranil.
fitiavana_namana@yahoo.com
Misaotra betsaka kiranil fa tena ilaina mihitsy ny info toy itony.Feno io chik io ao am-piasananay toa lefan'ny olona ao anaty boite aux letters dia izay mahazo dia mizara.Toa tena tsy hita intsony izay marina fa milaza marina daholo hay tsy misy izy.Efa nanao an'io resaka io ihany fa tena resaka tsy ho vita kanefa rehefa tonga ny fotoana tsy maitsy miova ihany izay tsy mino.Izay ny ahy no fanantanako