Sao dia mahaliana indray.

1. hery ( 24/01/2007 17:06)
Nofintiniko eto ambany ny fanazavana. Raha mahaliana dia mandraisa anjara.
http://hery.blaogy.com/post/4/2455

Misaotra.
novalian'i vale ny 28/01/2007 13:09
2. fanaina ( 24/01/2007 18:48)
merci zoky be ah!!
mahaliana ahy ilay izy saingy ny fotoana no tsy ampy nefa na dia izany aza misaotra ihany
3. Mitah ( 24/01/2007 20:08)
Misaotra indrindra amin'ny fitiavana tia karokaroka sy manatsara ary manitatra hatrany ny fanatsarana ny serasera. Midera sy misaotra anao manokana e!
Ho hita eo ihany raha vao misy fotoana.
4. ravatorano ( 25/01/2007 05:27)
tsara fa d hiodina any indray zany klouh raha vao misy fotoana kely malalaka fa dia mankasitraka mankatelina e
:D
5. hery ( 25/01/2007 08:37)
Hovaliako ireto raha vao misy fotoana kely e :-)
6. vale ( 28/01/2007 13:09)
Hery: saotra eeee :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4896