Zazakely sivy volana dia efa mahay milomano.

1. niryna ( 23/01/2007 18:48)
Tena mahagaga ny zaza fa rehefa nampianarina nilomano dia nahay na vao teraka kelikely aza:roll::roll:
novalian'i niryna ny 04/02/2007 06:08
2. kally ( 23/01/2007 19:07)
Tsy mila miandry 9 volana izany fa ny sasany aza vao 3 herinandro dia efa afaka milomano. Tsy dia tsara loatra anefa io ho an'ny zaza satria be zavatra simika loatra ny toeram-pilomanosana ka mitera-doza ho an'ny havokavoka keliny.
Angamba mety ho tsara kokoa raha etsy amin'ny dobo etsy ambany andrefana :lol:?
3. xxx ( 23/01/2007 21:15)
zany ve dia atao hahagaga?
4. niryna ( 25/01/2007 06:28)
xxx:

zany ve dia atao hahagaga?

Mahagaga amiko satria raha tsy mahay milomano ny tena lehibe dia vato alatsaka:lol::lol::lol:

5. sitlo ( 25/01/2007 20:39)
Tsy naharaka kely i niryna tamin'iny.
Aleo ary azavaiko.
Tao an-kibo ny zazakely dia nilomano foana. Ka rehefa nivoaka tao izy dia nitomany. Niova be mihitsy mantsy ny zavatra niainany. Misy phase-na krizy mihitsy aza, satria mahatsiaro ny tao an-kibo izy.
Ka noho izany dia tsy sarotra amin'ny zazakely mihitsy ny milomano.
Rehefa lehibe dia efa miova be ny paozin'ny vatana, moa efa manadino tanteraka dia sarotra ampianarina. Ny sasany ihany koa aloha no sarotra ampianarina, fa izaho vetivety ihany dia nahay eh.
6. niryna ( 26/01/2007 07:24)
sitlo:

Misy fampiterahana anie ry sitlo e atao ao anaty baignoir ilay ramatoa mamoaka zaza ,moramora kokoa hono.

7. sitlo ( 26/01/2007 22:42)
Mbola tsy henoko izany ry niryna ah. Dia asaina mitsangana ao anaty baignoir ve ny mpampivelona rehefa mampiteraka?
8. booboo ( 27/01/2007 13:02)
aaa, ilay vhv miteraka ihany no ao anatin'ilay rano fa ny mpampivelona "mitaty" sa "misintona" ilay zazakely fotsiny refa latsaka izy ....
9. tywa68 ( 28/01/2007 09:15)
sahy ihany ireto vazaha ireto @ ilay fiterahana anaty rano k :?
10. sitlo ( 31/01/2007 22:20)
booboo> :-D mbola azavaina ihany koa hono, iza koa no tsy hahazo an'izany.

tywa69> ry zareo aza sahy mankeny amin'ny volana ko, ohatra ny mbola tsy mino foana isaky ny mijery iny volana iny.
11. niryna ( 04/02/2007 06:06)
sitlo:

Mbola tsy henoko izany ry niryna ah. Dia asaina mitsangana ao anaty baignoir ve ny mpampivelona rehefa mampiteraka?

=))=))=))tsy omby ny baignoir ka8-)Alaivo sary an'eritreritra
12. niryna ( 04/02/2007 06:08)
booboo:

aaa, ilay vhv miteraka ihany no ao anatin'ilay rano fa ny mpampivelona "mitaty" sa "misintona" ilay zazakely fotsiny refa latsaka izy ....

Tena mazana ihany ilay miteraka kou,anaty rano eo am-pandriana samy marary daholo indrindra ka mihodikodina ny tadipoitra na tsy ny lohany no mandeha aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1276