Voavidin'ny vola ny zavatra rehetra afatsy ny ....
21. Zina
(
26/01/2007 21:44)
tsy voavidy vola aho fa ny ran'i Jesosy no namidiny tamiko nasolon'ny eloko.Kanefa dia tsy ho voavidiko na rahoviana na rahoviana
tsy ho voavidy mihitsy ka satria efa nomeny antsika gratuit...
22. niryna
(
29/01/2007 03:32)
tywa68:
Prime : Ilay sujet anie efa ato @ Fivavahana sy Finoana no napetrak'i niryna, dia zay no antony namaliako an'ireo voalaza etsy ambony rehetra iretsy ê !
Ary tena lasa hors sujet enao raha hanitatra sy hivoaka an'io domaine io ! :wink:
Misaotra nanampy an'i prime.
23. niryna
(
29/01/2007 03:34)
prime:
tywa68> ...tsy mitovy hevitra aminao aho satria na ny tsy hita maso aza dia azo vidiana... raha mijery fotsiny ianao eo amin'ny lafiny ara-toe-karena, fa ny "secteur tertiaire" dia tsy hita maso avokoa nefa afaka manome anao an'ilay antsoina hoe "bien-être"...
...ary na eo amin'ny sehatry ny varotra aza dia ny tena mandeha @ izao taona arivo fahatelo izao dia ny "services"... vidiana io satria mitondra "sécurité", mitondra "assurances", mitondra "bien-être"... banky, assurances, tourisme, télécommunciation... ny firoboroboan'ny "services à domicile" rehetra... sns...
Izay no mahatonga ahy manamafy ilay hoe sao dia tokony atao ny famaritana aloha ny fototry ny resaka satria na eto amin'ny finoana sy fivavahana aza isika dia tsy mpino avokoa ny mpandray anjara eto...
Misy fahamarinany daholo ireo voalazanao ireo fa misaotra betsaka
24. niryna
(
29/01/2007 04:20)
Mikasika ny sehatra fivavahana no amaliako izay kely haiko sy fantatro.Misaotra ny rehetra nandray anjara.
1-Ny fandriana fa tsy ny fiadanana
Hoy Jesosy hoe Mankanesa aty Amiko ianareo izay rehetra miasa fatratra sy mavesatra entana fa Izaho no anome anareo fitsaharana.Mat 11:28
Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina sy ny alim-pandriana ka homana ny hanina azo amin'ny fahasahiranana.Izany anefa dia omeny ihany ho an'ny malalany ,na dia matory aza izy Sal 127:2
2-Ny trano fa tsy ny fodiana
Raha tsy Jehovah no manao ny trano dia miasa foana ny mpanao azySal 127:1,iza no mahita vehivavy tsara? "Money cannot buy a faithful wife.Oha 31:10
na ny fahendren'ny zaza," nor obedient children Zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza fa na efa lehibe aza izy dia tsy hiala aminy izanyOha22:6.
3-Ny fanafody fa tsy ny fahasalamana
Izy irery ihany no afaka ma..Izay mamela ny helokao rehetra,izay manasitrana ny aretinao rehetraOha 103:3
4-Ny fahafinaretana fa tsy ny hafaliana
Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah AndriamaninySal 144:15.Ny tena fifaliana dia ny fahalalana an'Atra sy ny fankatoavana ny teniny."true joy comes from knowing God and obeying him.

25. niryna
(
29/01/2007 04:52)
Tohiny ery ambony.
5-Torolalana fa tsy fahendrena
Ny fahatahorana an\'i Jehovah no loharanom-pahendrena,ary ny fahatahorana ny Iray masina no fahazavan-tsainaOha 9:10\"where shall wisdom will found?\"
6-Ny famantaranandro fa tsy ny fotoana
Kanefa tsy mahalala ny ho am-pitso hianareo,inona moa ny ainareo? \"What is your life?\"Jak 4:14.
7-Ny arena ety an-tany fa tsy any an-danitra
Aza mihary arena ho anareo ety an-tany,..fa miaria harena ho anareo any an-danitra ..fa izay toeran\'ny harenao dia any koa no hitoeran\'ny fonaeo Mat 6:19-21.\" Lay not up to yourselves treasures upon earth..but lay up for yourselves treasures in heaven....For where your treasure is ,there will your heart be also
8-Aingintraingitra mandalo fa tsy fiainana mandrakizay
Fa inona no soa azon\'ny olona raha mahazo izao tontolo izao izy kanefa very ny ainy?Fa inona no homen\'ny olona ho takalon\'ny ainy? \"For what does it profit a man if he shall gain all the world but lost his own soul?Or what shall a mana give in exchange for his soul?Mark 9:36-37

26. niryna
(
29/01/2007 05:32)
SAROBIDY LAVITRA NOHO NY VOLA"more important than m."
Raha omena safidy isika ka omena vola tsy voaisa sa omena an'i Jesosy?
Raha miteny isika hoe vola .Ny harena ety an-tany dia tsy mahatonga antsika hanala ny fahanginan'ny fo(EMPTINESS OF YOUR HEART).Ary ny harena dia tsy ahatonga antsika ho aiza raha maty isika.Ny fanahintsika no tena zava-dehibe."Our soul should matter most"
ZAVATRA TSY VOAVIDIN'NY VOLA(smthg money cannot pay for)
Indrindray tsy voavidy ny tenin'Atra ary hoy izy ny fahafatesana no tambin'ny ota."The wages of sign is deaf." Rom 6:23.
EFA VOALOHA NY TROSANTSIKA(the pride has been paid)
Satria vokatry ny fahotantsika dia ananana trosa isika izay tsy ho voaloha dia Jesosy kristy maty teo amin'ny hazo fijaliana IZAY TSY MANANTSINY NO NANEFA
NY TROSA HO AHY SY IANAO.1 KOR 15:3
FANOMEZANA MAIMAIPOANA ( free gift)
Vita hoy izy::cry::cry: Voaloha ny tambin'ny otantsika ary nomeny fanomezana maimaipoana isika tsy inona izany fa ny famelan-keloka sy ny fiainana mandrakizay.Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana,ary tsy avy aminareo izany fa avy amin'Atra,tsy avy amin'ny asa fandrao hisy hirehareha."By the grace we are saved through faith,and it is not from ourslves,it is from God .Not from work so no one can boast it."
RAHA MINO AZY TANTERAKA IANAO AMIN'NY FONAO DIA AFAKA MANGATAKA AMINY HANAVOTRA NY FANAHINAO.
MANAOVA VAVAKA MANGINA AO AM-PONAO ARY MIRESAHA AMINY FA MIHAINO ANAO IZY.
HO AZY IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA HATRAMIN'NY TALOHA INDRINDRA KA HO MANDRAKIZAY.
Ny namanao Niryna mijoro vavolombelona t@ ny fahasoavana maro izay tsy ho voatanisa eto amin'ny serasera nomen'Atra ahy sy ny fianakaviako.^:^^:^^:^