Efa tena tafiditra lalina taminy zaho vao nambarany fa......
1. xxx
(
22/01/2007 06:50)
Ena taty aoriana vao nambarany ahy fa kay izy efa niteraka t@ olon-kafa fa saingy tsy izy no mitaiza io zanany io fa ny mamany . Tsy hitako izay hataoko satria dia tsy nampoiziko nefa izy olon-tiko ,maninona hoy aho no tsy nolazainao ahy hatramin'izay fa aty aoriana vao nambaranao , dia natahotra hoe izy sady soa efa tonga ao atokatrano hoe zaho vao ho gaga , nisy zavatra tsy nampoiziny niantsoiny ny dadany azy matsy ka teo no nahalalako hoe efa niteraka izy . tsy atao ho iray trano amintsika hoy ny zanany rehefa mivady isika ,nefa izaho tsy nanaiky fa hoy zaho iny ka zanakao e ! silaky ny ainao ,
Tsy hitako mihitsy moa izay hataoko , satria dia efa tafiditra lalina tokoa zaho , inona re no tokony hataoko e?
Tsy hitako mihitsy moa izay hataoko , satria dia efa tafiditra lalina tokoa zaho , inona re no tokony hataoko e?
novalian'i kitjo ny 30/01/2007 03:36
2. fasaly
(
22/01/2007 07:12)
euhhhhh! misy fotoanany ny zavatra rehetra ! mety tsy sahy niteny anao izy tamin'ny voalohany satria tiny enao izy koa tia anao! norme ihany aloha ny zavatra nitranga!
manaraka dia raha tianao izy inona no hampisy olana aminao ny fahafantaranao fa hay izy efa nanana zanaka, raha tinao izy ekanao koa ny zanany donko tsy hitako zé olana, hanagana zaza aza hatao:wink:
amiko manokana aloha tsy misy olana mitsy izany na nolazainy ahy taloha na ankeihitriny ny marina e!
mahaiza mi comprendre ny situation dia milkamina io:P

3. vale
(
22/01/2007 12:37)
xxx: ka zakanao ve aloha ny fisian'ilay zaza sa tsia? eo no mila fantarina aloha :wink: raha tsia moa dia tapaho izany ilay fiarahana fa tsy mety aminao .
4. sitlo
(
23/01/2007 06:21)
Raha eny, dia valio indray hoe tia hanan-janaka avy aminao ianao sa tsia?
Raha mbola eny koa dia mila misaraka ihany fa mifanditra ny ankizy tsy iray ray aman-dreny.
Raha mbola eny koa dia mila misaraka ihany fa mifanditra ny ankizy tsy iray ray aman-dreny.
5. henrie
(
29/01/2007 13:41)
raha mifankatia ianareo dia ho voavaha nareo daholo ny situation rehetra na hatr@ sarotra indrindra ,ary ny nahadiso azy fotsiny d ny tsy fahatokisany ny fitiavanao azy , satria raha nahatoky ny fitiavanao azy izy d za mino fa hatr@ voalohany izy d efa nilaza anio ... ataovy mazava tsara ny resaka d milamina io eh , ary teneno kou izy hoe aoka izay no zv farany nafeninao ana .... mahereza eh ...
6. kitjo
(
30/01/2007 03:36)
matoa aloha ianao sahiran-tsaina dia manahirana anao ihany ny fisian' ilay zaza...sa ilay hoe izy nanafina fts v :roll:
raha toa ka tsisy fifandraisana intsony mety hanelingelina anareo ilay renin-janany tsy dia hitako izay olana...
raha tena ts zakanao manko dia mety hampalahelo ihany ilay zaza fa harary fo ianao isaky ny mahita azy..tsy ho verin' ny tsy ho zanany anefa iny no sady zaza tsy manan-tsiny
fa saintsaino ihany fa hafa toetra ange izy zany matoa izy no mitazona ilay zaza fa tsy nitsoahany tany @ le vehivavy fts e...positiver-na lay raha!!
asa aloha izay eritreritrao fa ny ahy fts ny hoe mampalahelo ilay zaza raha toa ka manapa-kevitra ny hjanona ianao kanefa tsy zakanao ny fisiany!!