Vehivavy milalao ody Fitia

21. Fiffi ( 20/01/2007 21:38)
22. xxx ( 20/01/2007 22:19)
ek ozy ra misy odipitia any de omeo aho ,ande hataoko an'i bailou fa tsy tia gasy be volo
23. Fiffi ( 20/01/2007 22:20)
24. fasaly ( 20/01/2007 23:34)
xxx:

ek ozy ra misy odipitia any de omeo aho ,ande hataoko an'i bailou fa tsy tia gasy be volo


oza ndray zany bailou zany hono:roll::{:{:{:-D:-D


25. patrick2002 ( 21/01/2007 00:04)
fasaly:

efa< nahita mpmas nivoaka ngah i pat...? zà mbola tsy nahita kalou fa ny mpams zà mino ny fisiny fa lay ody fitia tssss nada...:-D



ka olona mpilalao ody fiti anie ry fasaly no lasa mpamosavy eh!, izay no takalony:{:{.
Izay le hinoako ny heriny izay tena miafina.
Fa raha samy hanompo ihany aleo manompo an'ilay Andriamanitra fitiavana. ^:^^:^
26. dongadonga ( 21/01/2007 07:22)
ndao marina ri xxx homena ody fitia sady mahery vaika i bazylou tsy tia gasy be volo éh:-D
27. fasaly ( 21/01/2007 10:38)
mila osy ray taonina vao mahomby ho an'i bazil fa toa mafy loha be nedala , maery vaika be :-D
28. jhouhlambout ( 21/01/2007 20:11)
29. dongadonga ( 24/01/2007 22:59)
kely fotsiny ri fasaly defa ampy ho anyi bazylou a!:-D:-D:-D:-D
30. kanto10 ( 26/01/2007 10:54)
tsy mino ody fitia zany aloha ny tenako e , zany ve de tena misy?
31. anselme999 ( 16/02/2007 09:25)
efa maro loatra koa ny vehivavy eto ambonin'tany ka mety be concurent loatra ramatoa @lay bandy ka lasa tsy mahatoky tena intsony ,amiko izany dia midika tsy fahatokisan-tena izany fiankinana @ody fitia zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1838