sarinay mivady
21. Fiffi
(
19/01/2007 17:14)
rehefa saropiaro de aza hapetraka ao fotsiny de zay eh ! raha tsy saropiaro indray de zay tianao satria anao io ! vadinao io ka tsy hitako zay hidiran'ny hafa @ zany ! samy manana ny tiany io ry zareo aaahh
22. degree
(
19/01/2007 19:01)
ny ahy aloha dia apetrako eto ny sarin'ny vadiko raha nisy sao mba lasa candidente ihany izy ka mahazo farafaratsiny 99 POUR CENTS ny vato manakery e
24. dailynews
(
19/01/2007 23:31)
99% vato manankery inona ry degree, misy fifidianana angaha moa eto?
25. xxx
(
20/01/2007 00:38)
tracy:
raha nahita ny sariko sy ny vadiko tato @ serasera ity atao hoe cabot dia nandefa hafatra ho ahy hoe raha izy indray hono tsy mba handefa ny sariny ao,fa ny olona rahetra hono samy manambady daholo tsy mandefa ny sariny ao fa izaho de sarompiaro ,ny fanotaniako dia hoe inona no atao hoe fahasarotampiaro
8O
Hay ve misy olona manana olana ohatra izany eto an-tany eh.
26. manga2
(
20/01/2007 15:06)
Normal anie ny fahasarotapiaro e, saropiaro ianao satria tianao ny vadinao, rehefa matoky azy fotsiny @ fonao tontolo ianao dia izay no zava-dehibe, ny ratsy anie hono tsy kely lalana e!
27. xxx
(
20/01/2007 22:29)
tandremo ihany fisika gasy anie ka chapion amin'ity fangalarabadinolona ity é
29. diamondra27
(
21/01/2007 12:58)
tracy:
diamondra27 ny tianao lazaina ve zany de hoe alefako ny sarinay dia hitan'ny olona dia tsy my sahy mikitika sa ahy io fa aza kitihina ?:evil::evil:
Mety ho izy roa ireo possible daholo ka!
Arakaraka ny fandraisan'ny tsirairay azy.
Tsy marina ve zany e!
Za zao mahita sary sasany ao @ sary rehetra ao , misy couple , de hoy za we manambady zany ranona iny.De interprete-ko we: jereo ny sarinay mivady e!jereo fa za efa engagée. De zay ihany.
Ny sasany izao ohatra raha lhl mijery an'io sary couple io de : vao maika mi-exciter azy hono zany vhv manambady nefa mbola eto mitsaty st eto @ forum izany.(io aloha no nolazain'ny lhl henoko an!)
Dia zay le lazaiko we arakaraky ny fandraisan'ny tsirairay azy io.
Mety koa izao ohatra we: nisy sipa efa nanambady de nikotin'ny bandy teto de te- hi-venger an'ilay bandy izy na te-hiteny ankolaka @ le bandy de asehony ny sarin'ny vadiny.
Betsaka ny azio interprète-na ny sary fa aza tezitra e!:lol: de ampy.
30. diamondra27
(
21/01/2007 13:01)
vale:
..de tsy hitako koa aloha ze manahirana ny sasany @ hametrahan'ny olona ny sarin'izy sy ny vadiny kah! zay aza no mba tiany koa!!:{
izay mihintsy wa ange e!
mba mahafinaritra azy ny mampiseho ny vadiny de maninona?
Ze tsy faly de tsy faly fa refa zay no mahafinaritra ny fonao de ataovy.
Tadidio anefa fa mila mangataka avis @ vadinao ihany ianao @ ametrahanao ny sariny @ internet.
31. fasaly
(
21/01/2007 13:14)
izy kosa ve manambady , mametraka ny sarin'ny fianakams ny ato am net sera de tsy ho fatan'ny vadiny kosa.....!:-P;-)
32. diamondra27
(
21/01/2007 17:14)
fasaly: na fantan'ny vadiny na tsy fantany de tokony hanontany ny hevitry ny vadiny foana izy hoe: mba tiako apetraka @ net ny sarintsika ka manaiky ve ianao sa tsia.
33. fasaly
(
21/01/2007 19:12)
ka matoa mametaka efa tenerana zany knou!:p matoa fatan'ny vadiny mantsy defa nanaiky izy zay e!
37. vale
(
22/01/2007 12:33)
diamondra27:diam: matoa napetrany de efa nifanarahany izay koa, sinon tsy efa nesoriny tao efa ela ve?:roll::wink:
fasaly: na fantan'ny vadiny na tsy fantany de tokony hanontany ny hevitry ny vadiny foana izy hoe: mba tiako apetraka @ net ny sarintsika ka manaiky ve ianao sa tsia.
