sarinay mivady

1. tracy ( 18/01/2007 20:01)
raha nahita ny sariko sy ny vadiko tato @ serasera ity atao hoe cabot dia nandefa hafatra ho ahy hoe raha izy indray hono tsy mba handefa ny sariny ao,fa ny olona rahetra hono samy manambady daholo tsy mandefa ny sariny ao fa izaho de sarompiaro ,ny fanotaniako dia hoe inona no atao hoe fahasarotampiaro
répondu par fijo le 26/01/2007 06:22
2. Fiffi ( 18/01/2007 20:45)
heu.....saropiaro ve enao de andeha handefa ny sarin'ny vadinao ao ? tsy mitombona aloha zany satria ny fahasarotam-piaro amiko de ny tahotra sao sanatria ka misy mikoty ao ny vadiko (raha misy zany an !) tiako loatra manko izy ka tsy avelako mampiseho ny sariny zany ! (na tsy tahotra aza fa tsy tiako fotsiny satria vadiko izy)
3. degree ( 18/01/2007 20:54)
aretina mpahazo ny zanak'olom-belona io fa indrindra ireo izay handevozin'io fitiavana io diso tafahotra dia izay voalazanao eto f'angaha midika sahady fa mety ahalasan'olona ny vadiny ny fandefasana sarin'ny vadiny eto @ serasera ????? Diso fihevitra izy noho izany
4. Fiffi ( 18/01/2007 22:04)
degree:
indrindra ireo izay handevozin'io fitiavana io diso tafahotra
aaiza kosa no de hoe handevozin'ny fitiavana ? :roll: iza no tsy saropiaro @ tiany nefa ????


5. degree ( 18/01/2007 23:41)
eny e samy saro-piaro @ tiany kanefa tsy dia atao tafahoatra loatra ,fa midika ve de ny fahitan'ny namanao @ sary no mety ahazoan'ny namanao ny olon-tianao,heritreritra lasa lavitra.
6. jhouhlambout ( 19/01/2007 00:38)
:roll:
7. xxx ( 19/01/2007 06:07)
Ny fahasararotapiaro re reiolo dia efa toetra ao anaty ao izy io ary amiko dia hitako hoe sarotra ny hanova azy satria dia tsy mety miova io amiko : " ny zavatra tiana hono no arovana e !" sa aona hoy ianareo ,mety ihany koa izy anisan'ny fomba iray fomba fitiavana ihany koa fa tsy hoe inona akory , nena zao ilay olona miaraka amiko nandeha any tournée any faritry tamatave any ka refa tonga zao izy ny fanotaniko aminy dia hoe : iza no sipanao tany ?na hoe firy ny sipanao tany , izany tsy midika fa fakahalako azy fa fitiavako azy
8. Fiffi ( 19/01/2007 07:04)
ny ahy aloha de tsotra hiany eh ! matoa zah saropiaro de tiako izy zany ! tsy normale ve zany ?
9. vale ( 19/01/2007 11:01)
tracy> fametrahanao ny sarinao sy ny vadinao ve de midika fa saro-piaro @ vadinao ianao izany? ...amiko aloha tsy voatery an! ary raha mba te hametraka sary toy ny olona rehetra fotsiny ihany, na mba te hampahafantatra tsotra fotsiny izao? hummmm....
10. diamondra27 ( 19/01/2007 12:36)
ka apetrany eo ny sarin'ny vadiny de @zay tsy kitihinareo tsony koa

fa riske ihany aloha zany e! tsy siora 100% fa raha misy le tsy mivakla reny ry tracy de tsy mahamenatra azy ny mikitika an'iny an!
11. kelly13 ( 19/01/2007 12:52)
lollllllllll nga misy mpikitika vady ato??? hihihihi!!!
12. xxx ( 19/01/2007 13:11)
Ka iza no te handefa ny sariny ao? Il faut assumer!
13. tracy ( 19/01/2007 14:24)
diamondra27 ny tianao lazaina ve zany de hoe alefako ny sarinay dia hitan'ny olona dia tsy my sahy mikitika sa ahy io fa aza kitihina ?:evil::evil:
14. xxx ( 19/01/2007 14:37)
ka mety koa hoe @ alalan'ny fandefasany io sary io no hanaovany sondage ny mpitsiriritra ny toerany8O8O sy ny midera ny hatsarany:D:D:D izaho aloha mahita ilay sary dia bô kopla izy roa indrindra ireto zanany efa hitako tany ampiangonana gasy mantsy izy 4 mianaka tsy ela akory izay e
15. vale ( 19/01/2007 14:57)
aaandray kosa nareo! de ny olona rehetra mametraka sary na couple ato ve izany de hoe efa anah ty fa aiza kitihina? :-D:-D
16. kallie ( 19/01/2007 15:30)
:roll: tsisy ifandraisany mintsy
17. fasaly ( 19/01/2007 15:37)
:roll::roll::roll:marina ny andry ry kallie
18. vale ( 19/01/2007 15:44)
..de tsy hitako koa aloha ze manahirana ny sasany @ hametrahan'ny olona ny sarin'izy sy ny vadiny kah! zay aza no mba tiany koa!!:{
19. fasaly ( 19/01/2007 15:46)
fita wa ry vale samy manao zé tiny io fa tsy arahina eritreritra ratsy fona e!
20. dailynews ( 19/01/2007 16:09)
tracy:

raha nahita ny sariko sy ny vadiko tato @ serasera ity atao hoe cabot dia nandefa hafatra ho ahy hoe raha izy indray hono tsy mba handefa ny sariny ao,fa ny olona rahetra hono samy manambady daholo tsy mandefa ny sariny ao fa izaho de sarompiaro ,ny fanotaniako dia hoe inona no atao hoe fahasarotampiaro


samy manana ny fomba fijeriny io fa raha izay no mahafinaritra anao dia izay izany. mahita serasera be dia be aho izay tsy gasy ihany mandefa ny sarin izy mianakavy. inona ny olana?

tsy misy idiran ny resaka fahasarotampiaro izany fa izy fotsiny no tsy nahazoazo ilay sary angamba.




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079