Aiza ianao ry dada?

1. niryna ( 18/01/2007 17:52)
Maro ny vehivavy no mitondra takaitra vokatry ny fifanarahan'ny lahy sy ny vavy.Mijaly ny ankizy,antitra eo am-pamelomana ny zanany irery eo ra-vehivavy.Lahona izy raha hisy lehilahy hanambady azy.Dia tsy mba manana fo ve ireny lehilahy ireny mametrapetraka zaza eraky ny elankelantrano.Miverena ry dada fa mijaly ny ankizy.:wink:8O8O8O:wink:
Manenina ve ianao manao an'io sa dia mody tsy mahalala saingy mikepoka ny nenina ary tsy sahy mifona na manantona:?:
novalian'i niryna ny 29/01/2007 06:08
2. Fiffi ( 18/01/2007 19:56)
:-w:-w
3. xxx ( 18/01/2007 22:20)
Indray andro aho nandeha taxi. Izaho moa be resaka be izany indraindray dia nampiresahako ilay sofera. Dia mibaradaka izy nony farany hoe betsaka ny zanany ary ny azony atao dia modina tsy hita. Satria mbola tia manao fiainana tanora. Efa manambady aman-janaka ve ianao wa?
Eny hozy izy, fa ny zanako any amin-kafa izany lazaiko izany. Tsy tovovavy iray ankohatra ny vadiny ihany no ananany zanaka fa maro.
4. fasaly ( 18/01/2007 22:22)
no comment
5. jhouhlambout ( 19/01/2007 00:39)
6. pissoa ( 19/01/2007 06:33)
vahaolana hafa : aza manao zanaka amin'ny tsy vady :lol:
7. xxx ( 19/01/2007 13:21)
pffff!dia inn koa avy eo ny fanontaniana! Barbant
8. pissoa ( 19/01/2007 15:50)
:roll::-D
9. theanne ( 19/01/2007 16:31)
:lol::lol:ka dada mbola variana mirevy knou!!
10. xxx ( 20/01/2007 03:03)
Ny tody tsy misy fa ny hatao no miverina hono hoy ny Ntaolo malagasy, ka de anjaran'ny tsirairay avy no manao izay hitany fa mampety ny fiainany eny.
11. niryna ( 20/01/2007 06:17)
xxx:

Indray andro aho nandeha taxi. Izaho moa be resaka be izany indraindray dia nampiresahako ilay sofera. Dia mibaradaka izy nony farany hoe betsaka ny zanany ary ny azony atao dia modina tsy hita. Satria mbola tia manao fiainana tanora. Efa manambady aman-janaka ve ianao wa?
Eny hozy izy, fa ny zanako any amin-kafa izany lazaiko izany. Tsy tovovavy iray ankohatra ny vadiny ihany no ananany zanaka fa maro.

Ny aretina no dange kou8-)

12. tywa68 ( 20/01/2007 10:06)
niryna : ka samy mijinja zay nafafiny io ary tsy tokony ny lhl no enjehina hoe manoko etsy sy eroa, fa nisy vhv nanome sy nanaiky hitondra vohoka koa tao ! ny hoe hiverenan'i dada, raha tsy fantany akory ny fisian'ilay zaza, dia ilay reny no tsy nilaza taminy na tsy te-hifandray aminy satria nahazo ny zaza tadiaviny !
13. pissoa ( 20/01/2007 21:50)
marina :wink:
14. niryna ( 23/01/2007 07:40)
tywa68:

niryna : ka samy mijinja zay nafafiny io ary tsy tokony ny lhl no enjehina hoe manoko etsy sy eroa, fa nisy vhv nanome sy nanaiky hitondra vohoka koa tao ! ny hoe hiverenan'i dada, raha tsy fantany akory ny fisian'ilay zaza, dia ilay reny no tsy nilaza taminy na tsy te-hifandray aminy satria nahazo ny zaza tadiaviny !

Betsaka izao ny zaza no azo lazaina azy no miterateram-poana.Aty amintsika misy lalana saingy vitsy no mitory fa any ivelany tonga dia mandoo volan-jaza izay torin'ilay vehivavy ka misy porofo,eny fa na dia manambady aza ilay lehilahy

15. fiderana ( 23/01/2007 10:28)
bonne izany fa rehefa manao zaza tokony hamelona fa tsy maila pas amin'izao fotsiny, fa ilay vhv kosa tokony hiteny eo ampanaovana zazah fa tsy ho maika ny ahazo fahafinaretana fotsiny eo, nefa avy eo tonga i ra-zazah dia kepoka eo, tandremo ihany ra- vhv fa raharaha anie izy ity ê!, sady amin'izany i dada efa nanana vady taloha-nao, tandremo!
16. niryna ( 27/01/2007 02:09)
pissoa:

vahaolana hafa : aza manao zanaka amin'ny tsy vady :lol:

Sady voarara koa io

17. niryna ( 27/01/2007 02:12)
tywa68:

niryna : ka samy mijinja zay nafafiny io ary tsy tokony ny lhl no enjehina hoe manoko etsy sy eroa, fa nisy vhv nanome sy nanaiky hitondra vohoka koa tao ! ny hoe hiverenan'i dada, raha tsy fantany akory ny fisian'ilay zaza, dia ilay reny no tsy nilaza taminy na tsy te-hifandray aminy satria nahazo ny zaza tadiaviny !

Mety hitombona izany fa misy koa tsy misaina fa ny zavatra rehetra miditra amin'ny makarakara dia mivoaka ny kilaodaoka.

18. niryna ( 27/01/2007 02:14)
fiderana:

bonne izany fa rehefa manao zaza tokony hamelona fa tsy maila pas amin'izao fotsiny, fa ilay vhv kosa tokony hiteny eo ampanaovana zazah fa tsy ho maika ny ahazo fahafinaretana fotsiny eo, nefa avy eo tonga i ra-zazah dia kepoka eo, tandremo ihany ra- vhv fa raharaha anie izy ity ê!, sady amin'izany i dada efa nanana vady taloha-nao, tandremo!

Nanitsakitsa-bady izany ilay lahy ary raha tsy niteny izy fa maro ny lahy manala peratra sady voatariky ny hery ratsy:evil:Do not commit adultery.Aza mijangajanga

19. niryna ( 27/01/2007 02:17)
Na lahy na vavy dia tokony tsy niditra tamin'ny voalohany mihitsy satria ny fitiavan'ny nofiny no niredareda tao fa tsy nahatohitra ny fakampanahy.
Raha mino an'Atra moa izy dia hanenjika azy ny eritreriny raha tsy mino moa izy dia vao maika tafiditra any anaty lavaka sy ankata ary bozaka maina:evil::evil:
20. kanto10 ( 27/01/2007 16:17)
8O8O:(:(:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2147