hanta

1. Dezy ( 18/01/2007 10:22)
ty njay aza é,samy mafantatra an'i HANTATIANA mpihira doly vé???matoa tsy mamaly mafantatra zany:-P:-P


Inona ary ny laoka(sakafo)tian'i renin'i Hantatiana .
Dia iza no anarany(prenom)
zé mahay aza tonga de manomé ny valiny éé:-w:-w:-$
2. iartistika ( 18/01/2007 11:10)
neny oh! tiako (tia akoho)
3. Titoune ( 18/01/2007 11:34)
manao ahoana ianao eeee,izaho dia mitady olona vehivavy tsara fanahy,aho mipetraka aty en France.Miasa aho @ ny banque ary ianao? Veloma @ ny manaraka indray annnn
Titoune
4. majakely ( 18/01/2007 12:27)
hihihi...titoune:lol:
5. miarina ( 18/01/2007 12:50)
titoune> ??????????????????????
6. pissoa ( 18/01/2007 13:01)
titoune, za mba mipetraka any France fa tsy dia tsara fanahy loatra :-P:-D

iartistika efa oe aza tonga dia mamaly ... tokony za zao no namaly an'io :cry::cry::cry:
7. Fiffi ( 18/01/2007 13:02)
Titoune:
manao ahoana ianao eeee,izaho dia mitady olona vehivavy tsara fanahy,aho mipetraka aty en France.Miasa aho @ ny banque ary ianao? Veloma @ ny manaraka indray annnn
Titoune
heu.....tondé direkta be izy zany an ! fa inona no hidirany @ "hanta" ?


8. sitlo ( 18/01/2007 19:57)
nampihomehy ilay hatsikana fa ilay titoune no vao maika loza.


:°)
9. simplex ( 18/01/2007 20:16)
sao d mba hatsikana serieux io an'i Titoune io :roll: mitady sipa tsara fanah @ nareo 2lahy, bandy miasa @ banky TBE voir CV 8)
10. cutie ( 18/01/2007 20:30)
: pissoa [ Valio ] 18-01-2007 14:01:35
Lohateny : Re : hanta
titoune, za mba mipetraka any France fa tsy dia tsara fanahy loatra

:-D:-D:-D:-D
11. pissoa ( 18/01/2007 20:58)
marina e :@:-D
12. totofy ( 18/01/2007 22:30)
Titoune : :-D:-D:-D:-D
zah mahafantatra vvy tsara fanahy fa tsy miasa @ banky =))=))=))=))
na misy iray koa miasa @ banky fa tsy tsara fanahy =))=))=))=))=))
13. booboo ( 19/01/2007 10:19)
Pissoa > :-D:-D:-D
14. onjah ( 19/01/2007 19:01)
hi hi hi hi
15. totofy ( 19/01/2007 20:16)
Titoune:wink:
:-D ilay miasa @ banky tsy tsara fanahy anie ka halaina daholo ny volan' ny oul =))( eo @ caisse :D)
16. pissoa ( 19/01/2007 20:19)
ra azoko tsara nge dia i Titoune no miasa @ bank fa tsy oe mitady oul miasa ao am'bank izy e :)

tena domazy tsy tsara fanahy za kle :cry::-D
17. totofy ( 19/01/2007 20:25)
ié io lé banky-banky anié é :-D
18. ledada ( 25/01/2007 08:39)
nivaona b tany @ resaka tsara fanahy sy mpiasan'ny banky ny resaka fa hiverina @ sujet an'i dezy za e!
akoho no laoka tena tian'ny renin'ni hantatiana(neny ô! tia akoho...); ary voahangy no anarany( sakelidalana: sao mba nandalo teto ilay tiako? nifamaly izahay mantsy omaly..... adray re ry voahangy, voahangy ô!nahoana no d nosomparana....)
19. nolalaina ( 26/01/2007 15:10)
.... lay fitiavatsika!! fitia mbola feno asambarana!!!

:°)
20. nolalaina ( 26/01/2007 15:11)
refa samy hanova sizé ihany tsy aleo mihira??!! :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079