Scorpion ho avy aty Mada
21. Annie75
(
18/01/2007 09:42)
xxx:
Sao dia 2008 ?
Ianao ve namaky ilay lien napetrako io ambony io???
Efa hoe prévu Fevrier 2007 ary ilay izy fa natahotra instabilité politique après ny élection dia izay no nanaovana azy mois d'Avril :idea:
25. fasaly
(
19/01/2007 15:33)
ka tsara be raha mampiady feo izy mitramy aky ry fiffi a! ngamba de asa fotsiny hisy ho torana ny iray salle:°)
27. titimms
(
20/01/2007 12:29)
raha raikitra kosa aloha le concert de OK, saingy nisy nandefa invitation anie ry reto hitako ka 100 000 Ar par personne e. Asa aloha izay ho tarif ho an'ny reservation sy ho an'ny public e. fa to hoe raikitra @ 14/02 anie le izy e, ao @ palais des sprots. Ho hita eo e
30. acmilanpipo
(
23/01/2007 20:04)
Milay be zany ka.
Nena le hihaino ilay gitarista en live no tena tiako.
Za mantsy tia gitara be mihitsy.
Sady mba hihaino sy hijery an-dry Klaus Meine zany e!!!
Fa tsy haiko hoe karazany le Acoustica tany Portugal iny ve no ataon-dry zalahy sa inona?
Ze mahay de mba miteny e!!
Dia Kix hono mety ho avy ao (hihi!!!!!):D
Am 20-21-22 Avril 2007 zany mifankahita daoly e!!

31. pimaso
(
24/01/2007 08:10)
LIVE BIG CITY NIGHT ARY IO E!
SINCE WORLD WIDE LIVE TO SYMPHONIC
TO LIVE IS TO DIE
LIVE AFTER DEATH
OK
SINCE WORLD WIDE LIVE TO SYMPHONIC
TO LIVE IS TO DIE
LIVE AFTER DEATH
OK