Scorpion ho avy aty Mada

1. sisa ( 16/01/2007 19:33)
Vaovao mahafaly lhb ho an ny mpitia rock rehetra fa ho avy aty amin ny tanana ny groupe scorpion eh!d tongava daholo!!
novalian'i pimaso ny 24/01/2007 08:10
2. simplex ( 16/01/2007 19:43)
kay, milay b zany :D
omeo daty mazava hoe :P
3. sisa ( 16/01/2007 20:04)
20 ka hatramin ny 22 Avril eh!concert telo no ataony, ao @ palais ny roa d ny iray toa ankalamanjana (mahamasina angamba.10 000 Ar ka hatramin ny 25 000 Ar ny fidirana.
zao d efa atao tsara ny pro eh!
4. Papoose ( 16/01/2007 20:14)
:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif: mba te hijery fa de indrisy eee!!!
5. simplex ( 16/01/2007 20:18)
tena tsy poinsa za @ zany kle :snif::snif: asa anefa :P

raKix v zao tsy hihira hiaraka @ lery na de hoe par occaz fotsiny aza :lol::lol:
6. sisa ( 16/01/2007 20:20)
simplex>hihihi, d hampitovy feo v d jerena izay tena henjana?
7. simplex ( 16/01/2007 20:22)
:°)
yeah,
mety voan'lery an. Efa hitako @ le cabaret ataon'zala ireny fa tena mahavoa tsara nedala ;-)8)8)
8. Fiffi ( 16/01/2007 21:06)
hummm.....io aza ny an'i wata an ! :)
9. Lalah ( 16/01/2007 22:09)
sao dia mampiresaka fotsiny ity sisa ity, maty raha vao tsy misy akory an!:evil:
10. fasaly ( 16/01/2007 22:39)
sisa:

Vaovao mahafaly lhb ho an ny mpitia rock rehetra fa ho avy aty amin ny tanana ny groupe scorpion eh!d tongava daholo!!


ovina hono io??kou tsy milay ve raha mba hampiady feo am ra kix nedala:wink:
11. fasaly ( 16/01/2007 22:40)
:? kay efa reo ambony reo dool ny valiny fa zà no maika hamaly lay sizé! tssssss...mbola tsy any amzany e! lasa alo lotra:snif::snif::snif:
12. fasaly ( 16/01/2007 22:42)
simplex: fangah rakix manao kabaeé fona?????mbo tena te hande aho raha misy foana:?
13. kitjo ( 17/01/2007 03:47)
fasaly> hum hum..

Lalah> tena misy io k, efa ela ange znay no fantatra e...fa ilay date no toa mbola tsy confirme ka asa io lazain' i sisa io ngamba znay ny vaovao farany!
14. jentilisa ( 17/01/2007 06:38)
Efa misy fifanarahan mihitsy io ka!
15. Fiffi ( 17/01/2007 08:08)
Lalah:
sao dia mampiresaka fotsiny ity sisa ity, maty raha vao tsy misy akory an!:evil:
tena marina io kah ! sa tsy zany akia wata ?


16. Annie75 ( 17/01/2007 08:54)
17. Fiffi ( 17/01/2007 11:35)
=D=D
18. xxx ( 17/01/2007 14:40)
Hono ho'a.

nahoana no tsy voasoratra ao anatin'ny siten ry zareo ilay hoe Madagasikara??

Jereo eto:http://www.the-scorpions.com/english/tourdates.asp

19. xxx ( 17/01/2007 20:08)
Sao dia 2008 ? :roll:

Misy bandy akamako izay izao no tena faly amin'izany. T@ 1998 tany lery no nikozy an'izany hoe raha tonga any amin'ny tanàna ny Scorp tsy maintsy mijery lery na mbola Goldman x10 aza ny fidirana. Nofinofy nge zany an'i lery e, fa de miandry zany :-w:-w
20. Fiffi ( 17/01/2007 21:25)
an3 kah ! tsy @ 2008 fa tena zao ! hitako tao anty gazety mihintsy io ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0463